Application Tononkira sns amin'ny IOS (Iphone, Ipad etc)

1. hery ( 28/02/2017 08:24)
Sao dia isika ato indray no tompon-trano mihono fa dia apetrako ato koa ity.
Fanamarihana manokana: Tsy maty antoka aho na tsy atao aza io :-)
Fa mahazo tombony koa nefa raha vita io.

Jereo eto: https://www.leetchi.com/c/projets-de-hery-16470725

novalian'i ihangy ny 08/05/2017 08:58
2. endriny ( 24/03/2017 12:59)
Mahafinaritra e
3. ihangy ( 08/05/2017 08:58)
Efa nahazo io aho fa tena mahafinaritra, misaotra eee
hery:

Sao dia isika ato indray no tompon-trano mihono fa dia apetrako ato koa ity.
Fanamarihana manokana: Tsy maty antoka aho na tsy atao aza io :-)
Fa mahazo tombony koa nefa raha vita io.

Jereo eto: https://www.leetchi.com/c/projets-de-hery-16470725


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2349