Mitady mpanao asa tanana miasa amin oditra

1. koirakoira ( 02/02/2017 22:41)
Miarahaba daholo,

izaho mba mitady mafy olona mpanao asa tanana, ka miasa amin' ny oditra. Mpanao kiraro, sy poketra.

Afaka manazava amun andinindininy aho ra ilaina.

Misaotra mialoha
novalian'i endriny ny 24/03/2017 13:04
2. endriny ( 24/03/2017 13:04)
Eo Ambanidia ampitan'ny tsena ry koirakoira misy ilay Razoky mpanao kiraro hoditra mahafatra-po io a. Manao poketra ihany koa izy fa tsy maintsy fandrihana mialoha.

Mankasitraka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1307