Hevitra bizna any dago 
alexandra32 - 20/07/2017 19:49
|
![]() resaka friperie: maro ny manao an'io zavatra io fa mbola azo atao hoe malalaka ny kianja no sady ny Gasy mbola tia manao la mode pièce fiarakodia na koa pièces fiara vaventy ireny (camions, semi-remorques), mbola azo atao hoe malalaka; marina fa hoe be investissement fa tena mbola mandeha sady mampidi-bola maro sakafo ho an'ireo manak'atao, izany hoe karazan-tsakafo maro, very sy laoka ireny,no sady misy livraison, kanefa tsy gaboraraka manao jus natoraly, fromage blanc manao sakafo en boite na sous-vide ireny na manao sakafo efa pret, na moitié pret, sous forme congelé resaka tour mécanique; betsaka ny vola ilaina fa izay aloha une fois vita, dia saosy eeee Izay aloha ny hevitro fa izay manana hevitra dia afaka mametraka koa. mehereza daholo eeeeee! |
Bonasolofo - 18/05/2018 09:13
|
![]() Izaho dia maçon efa zah draharaha sy efa manana traikefa mitady asa momban'ny trano.Mahay ny rehetra tsy mifidy na asa kely na lehibe no atao.afaka foana.Raha mahaliana anao dia mandefasa mp ao amin'ny facebook "Randriamampianina Pierre François" na hiantso ny laharana etsy ambany.De efa misaotra mialoha tompoko!!! Contact:0332129729 Afaka antsoina amin'ny ora rehetra! Veloma daholo !! |