hevitra hifindrana monina any ivelany

1. immi ( 26/02/2016 19:23)
manahoana daolo o
Mba mila torohevitra ry reto araka ny titra sao dia mba misy afaka manoro hevitra hoe inona no atao raha te hifindra monina any ivelany an. tsy voatery hoe tsy maintsy aiza fa refa mivoaka an i dago : oh Maurice, la reunion , pays anglophone, sns. fa hoe aiza no mora azoana visa sy haingana pour deux personnes. mora ahitana asa , za mantsy efa nangataka visa au pair France fa efa miasa alou za aty dia refusé avy hatrany.
misaotra mialoha
novalian'i thyna ny 08/03/2016 09:54
2. thyna ( 08/03/2016 09:54)

Bonjour,
Any Maurice no mety aminao raha ohatra ka tsy te hanana olana @ fangatahana visa ianao,tsy mila visa ny malagasy rehefa makany fa tombohana fotsiny ny pasipaoro hoe hiverina raoviana.Afaka manandrana mankany aloha ianao mijery ny zava-misy any zay vao manapakevitra.Maro ny gasy miasa any mety azahoanao hevitra rehefa tonga any,raha te hiasa any ianao dia mila manana certificat de residence any toy ny any Dago,tsara raha misy olona afaka mampiantrano anao ka @ alalan'izay no mety azahoanao Certificat de residence.raha tsisy moa dia tsy maintsy mody ianao afaka 6 mois.
Sarotra tokoa ny maka visa mankaty Europe,raha ny tena izy dia tsy tena hoe sarotra fa ilay atao hoe test-psyco izay tsy maintsy logique no tena manahirana ny Malagasy ka mahatonga ny refus du visa be dia be.Mila matotra tsara ny Dossier ary logique tsara mifanaraka @ mentalitén'ilay pays hivantanana.Mila mandinika sy tokony hitady torohevitra tsara rehefa manao dossier fa maro koa ireo mpanao dossier sandoka nefa andohavana vola be,tandremo fa efa lasa fitadiavambolan'ny sasany ny fanaovana dossier nefa tsy logique akory eo anatrehan'ny consulat ka mahatonga ny refus de visa.
Bon courage e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1726