hanatsara fiompiana

1. rodialsonromain2 ( 17/09/2015 14:00)
Efa manana fiompiana akoho gasy tiana hatsaraina,tsy ampy vola e!sakafony,tranony,sans...,50 isa totalin'ny akoho,mila eo amin'ny 200000ar eo hanatsarana azy tsara, mba valio azafady izay vonona, misaotra mialoha tompoko,Romain
novalian'i Ndisa ny 11/11/2015 11:27
2. hery ( 18/09/2015 06:44)
Tokony misy fampindramam-bola na micro-credit hahafahana manohana tetik'asa tahaka izany any an. Indrindra ianao efa manana porofo hoe efa manomboka misy vokatra.

Raha tsy izany dia mila olona mifampatoky tsara.
3. endriny ( 25/09/2015 06:07)
Ahoana fa vonona aho. Andefaso hafatra mitokana aza fady
4. rodialsonromain2 ( 25/09/2015 09:13)
Slt,misaotra anao namaly hafatra.Raha misy olona mampindrana ilay 200.000ar ,dia averiko 4 mois miaraka@ intérêt 10%,mamerina 55000ar/mois ny tenako,Romain
5. Ndisa ( 11/11/2015 11:27)
za afaka! sa efa naita! inona no antoka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7171