torohevitra amn fanamboarana trano

1. tranokwly ( 23/06/2016 06:30)
manao ahoana daholo
mikasa hanao trano izahay amin'in volana ambon in ,d mba t haka toro hevitr aminareo zay manankambara, ten ts mahay ny resak tao trano mints mants e ,mrihiko eto fef vit plan vit devi f l mba mifanakalo hevitr mints no ilaiko e ,na ko mba mitatanra ny laninareo s ny nataonareo tamn nanao n tranonareo ianareo
misaotr e
manantena valiny
novalian'i rlam ny 07/03/2017 20:34
2. radoratsimba ( 23/06/2016 07:01)
tsara be zany ka fa inona mo zany le hevitra tinao atakalo?
ny any mba azoko atoro zao dia am resaka fivoahan'ny matériel sns mila fantatrao daholo ny mivoaka zany hoe tokony hisy iambina isanandro ny maçon nareo
3. tranokwly ( 23/06/2016 07:07)
misotr betsak taml valinten
ba toroy hevitr amin karam main d'oeuvre atao aparitr s isanandro (mis olon afak manar maso isanandro n as), briky s parping no tsar ? ,d l eomn dalle no ten bol mahavak n saiko (gorodona sa béton )l béton t lafo b ko , d nareo v nijer andro ,ts maints mitodi miankandrefan v l trano
azafad r olona f b fanontanian an ,b t hanan n soa
4. radoratsimba ( 23/06/2016 07:18)
tsy maninona ny fanontanina ka zavatra eto anie atao hiresahana e
ny main d'oeuvre arakarak le maçon hoe isanandro ve na ko ny habean trano fa tsy dia tsara loatra le hoe manakarama isanandro fa misy maçon miadana b izy manao azy eo , fa misy ko hoe 30% ny devis oatra.
parpin na briky arakaraky ny devis ataonao iany io fa vita foana io na le 1 na le 1
dalle sa gorodona , sam fandanina iany fa le gorodona mila entretient be sad rehefa mividy azy ianao mande paquet de 10 ngamba izy izay d misy hazo ratsy lanin'ny biby anefa any anatiny any d tsy fantatra hoe firy fotsiny no récupérable aminy fa tsy dia misy différence be izy sy ny dalle fa misy avantage kokoa ny dalle any ambony ko manko iny dia tsy mitana amandona sns fa le gorodona alo za tsy dia mi conseiller an zany e
le hoe mijery andro , ny andro rehetra tsara foana amiko mitodika miakandrfana ve tsaratsara koko izy any am le hazavana sy hafanana ny ariva
5. tranokwly ( 23/06/2016 07:29)
ten mafinaritre ,
io 30% io izan no norme v s met manambak olon r latsakio, tsizany mants f nataoko ny calcul d ten lafo b l iz ,aminareo r atao ohny oe manao RDC d mifanarak amin karam d vit io d mifanarak amn karam mano ny étage ndray met manaik an'izan v l maçon? (tano misy étage 1 no eritreretin atao) vo hiresak amin amn alahad mants d mias ny sain
6. radoratsimba ( 23/06/2016 07:37)
tsy hoe io no norme ka fa arakaraky ny olona ampiasainao iany io t@ zay nanao zao tsinona olona fantatra iany azo atao hoe ray aman dreny zany dia tsy nande t@ le pourcentage fa karama isanadro fa zareo , tsy dia lafo iany nefa fa rapide fiasa zareo mo ko ny matériel reefa miteny androany tonga eo iny rapitso mila miomakomana alo iany zany , fa ny mpandrafitra ny varavarana no tsy namely t@ zay
le RDC tsy azoko
fa ny mety ngamba ra miresaka karama dia mifanaraka marmartr'iraisana satria misy olona maromaro iz eo miara miasa eo samhafa ny karaman'tsirairay.
7. radoratsimba ( 23/06/2016 07:45)
tiko iverenana kel le gorodona teo , le gorodona amin'zao ko efa somary manify d mila miomana enao zany hoe tsy maints hosoloina le izy any aorina any nefa ny vidiny tsy maintsy hiakatra tsy hoe manosika anao hihiditra amin'ilay dalle fa tsy aleo ve dia n mbola kelkel ny différence ny dia manao dalle d tsy manova tsony aveo toy izay manova indray any aorina any.
8. tranokwly ( 23/06/2016 07:51)
ten marin doholo ny voalazanareo ,iz mo izan no milaz ny karam voalohan d zahay miad varotr s mifanohitr,d azafad tamin RDC rez de chaussée ,n olan amn l oe mil miomakoman de n mpangalatr r ivid fitaovan alo (birik,vato vy sns............)tany ts mis fef mants no hanorenana,sarotre
misotr amn valiteny f mafinaritr
9. tranokwly ( 23/06/2016 08:05)
izahay nieritreritr oe lafob n dalle ,izan ko mants no tenenin'ilay olon nanao plan s devis ,d tsoriko aminao f ef nifid l gorodona izahay ,gag za r teneninao oe somar kel n différence,za ko mants mait oe dalle no tsar f ts aiko n hvtr n vadiko r ovain an'io ndray l gorodona ,ts mavestr amn mur 22 v l dalle? ratsizan mants d ten iova b n devis satria anampy birik ankotran ciment vy vato kel sns...........nef sod zay no met (hanangan mba aharitre )
10. radoratsimba ( 23/06/2016 08:16)
izy no mametraka karama ka d nareo miady varotra oatra hoe manangana biriky atramin'ny tafo fotsiny ohatra alo hafa ny karamany , madalotra hafa , mandoko am chaux hafa ny manao sy mametaka varavarana rehetra hafa.
le dalle sy le gorodona zany ra qualité prix d aleo tonga d dalle sady iny tsy midobodoboka no mazaka etana bdb , mo ko ra anao carreaux nareo any aorina dia pikena fotsiny iny betsaka ny avantage am dalle ka coté positif fôna zany no jerena reefa anao zavatra e
ny biriky tsy miova ka fa ny ciment sy ny vy ny mety d eny am quincaillerie eny akaikinareo iany no mividy dia mihena ny frais
ny gorodona manko zao mila madrier d arakaraky ny velarany iany ko
d tsy mavesatra amin'ny mur 22 ny dalle ka , satria efa misy an le poto en beton amin'ny sisiny iny.
11. radoratsimba ( 23/06/2016 08:19)
ny trano anie tena hoe depense fôna na efa vita aza e , nenay zao efa 2 ans zay mbola tsy misy plafond fa mande tsikelikely eo ny tohatra mbola tsy mis aro fanina mikely aina eo e d maazo ny soa
12. tranokwly ( 23/06/2016 08:57)
misotre de mirar soa ho anao ko ho vit soamantsar anie n tranonareo ,ef mioman ammin izan rehetr izay mints zao f ts maik maik n avit fotsin satri sarotra n manao zvtr ar mil mandinik tsar satri lov oan tarank n trano tatenriko eto ian ny fandean ny vinavin'asa s ny as ba ifampizaran sod mahasoa
mankasitrake
13. radoratsimba ( 23/06/2016 09:56)
tsy misy fiaorana ka mahavita soa ary
14. rlam ( 07/03/2017 20:33)
radoratsimba:

tsy misy fiaorana ka mahavita soa ary

misaotra antsika rehetra eto am serasera fa de tena mahaliana. Mba mikasa ny hanao trano 10mx11m. Avec etage. Efa nijery architecte hanao devis na izany aza mba teknisiana ny tena dia nanao devis tsotsotra mandrapahavita ny an'le architect. Sao mba misy manana traikefa oe mandany ohatrinona any ny gros oeuvre raha io mesure io. De raha 60M de fmg ve ahafahana manomboka . ambany living cuisine chambre d'amis. Ambony 4 chambres avec S/E.
15. rlam ( 07/03/2017 20:34)
radoratsimba:

tsy misy fiaorana ka mahavita soa ary

misaotra antsika rehetra eto am serasera fa de tena mahaliana. Mba mikasa ny hanao trano 10mx11m. Avec etage. Efa nijery architecte hanao devis na izany aza mba teknisiana ny tena dia nanao devis tsotsotra mandrapahavita ny an'le architect. Sao mba misy manana traikefa oe mandany ohatrinona any ny gros oeuvre raha io mesure io. De raha 60M de fmg ve ahafahana manomboka . ambany living cuisine chambre d'amis. Ambony 4 chambres avec S/E.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1789