mila fanampiana

1. HARENAKO ( 13/08/2015 11:44)
mba mila fanampiana kely raha misy mahita reny cheval du bois vita vazaha ireny tompoko!mialatsiny indrindra fa trsy aiko ny anarany!mino aho fa azonareo ny tiko tenenina!
novalian'i HARENAKO ny 14/08/2015 05:58
2. MITIA7 ( 13/08/2015 12:19)

HARENAKO:

mba mila fanampiana kely raha misy mahita reny cheval du bois vita vazaha ireny tompoko!mialatsiny indrindra fa trsy aiko ny anarany!mino aho fa azonareo ny tiko tenenina!

Itondrana ankizy itsangatsangana ve sa ho atao inona izany ry HARENAKO?
3. HARENAKO ( 14/08/2015 05:58)

MITIA7:


HARENAKO:

mba mila fanampiana kely raha misy mahita reny cheval du bois vita vazaha ireny tompoko!mialatsiny indrindra fa trsy aiko ny anarany!mino aho fa azonareo ny tiko tenenina!

Itondrana ankizy itsangatsangana ve sa ho atao inona izany ry HARENAKO?
cc!misy toerana fitsangatsanganana any @ faritra de eo andalana fanamboarana azy tsika de zay no ilaina fanampiana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2827