MPANDRAY ZEZIKA BIO azo avy amin'ny kankana

1. zemjos ( 12/11/2015 05:35)
Miarahaba ny rehetra mpiserasera ato.
Mba saika hanontany anie azafady, fa izaho dia manana zezika azo avy amin'ny kankana, nefa tsy fantatro tsara hoe aiza moa no tena mpandray enGROS an'ireny zezika ireny?
Mba omeo toro-hevitra sy toro-lalana anie izay mahita é!!! Misaotra mialoha! Contact: 034 97 519 55
novalian'i soa.tiana ny 12/11/2015 08:12
2. soa.tiana ( 12/11/2015 08:12)
zemjos:

Miarahaba ny rehetra mpiserasera ato.
Mba saika hanontany anie azafady, fa izaho dia manana zezika azo avy amin'ny kankana, nefa tsy fantatro tsara hoe aiza moa no tena mpandray enGROS an'ireny zezika ireny?
Mba omeo toro-hevitra sy toro-lalana anie izay mahita é!!! Misaotra mialoha! Contact: 034 97 519 55


Ny mety dia tonga de mantona an'ireny mpivarotra momba ny fambolena sy fiompiana ireny satria ireny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4194