Tetikasa sy vinavina

rijadolly ( 17/12/2011 23:12)
Torohevitra mikasika ny ny fambolen-kazo, Mahatsikaritra ny tena fa tsy mety eto Madagasikara ny fambolen-kazo amin'ny zana-tsapin. Raha mandinika isika dia manimba tany izay manodidina azy ny sapin. ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 20/12/2011 03:59
has06 ( 18/11/2011 10:23)
Miarahaba ny namana rehetra! Mba saika hanontany anareo aho oe sao dia misy mahalala Gasy eto France manana Cabinet na Géomètre expert azafady? Misaotra mialoha anareo. ... tohiny
ravintsra ( 19/10/2011 13:25)
sao mba misy mahalala contact ahazoana an'i Mme Alice razafinakanga filohan'ny fikambanana fleuhr de madagascar kay nareo ato @forum?? na ze toerana na contact azaona an'izay tompon'andraikitra @ilay ... tohiny
novalian'i ravintsra ny 20/10/2011 13:17
soanja ( 04/04/2011 02:20)
http://www.internationalpeaceandconflict.org/forum/topic/show?id=780588%3ATopic%3A406936&xgs=1&xg_source=msg_share_topic... tohiny
novalian'i soanja ny 21/06/2011 16:53
kotoarison ( 15/02/2011 06:55)
Mba mila toro-heevitra momba ny fambolena vary an-tanety! Ahazoana ve izy io, dia impiry isan-taona no afaka mamboly vary antanety? Iza no ahazoana rendement kokoa ny vary an-tanety ve sa ny voly vary... tohiny
YDIFAS ( 15/12/2010 11:35)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
andrywui ( 19/10/2010 15:36)
Asa na azo valianao eto izy ty tonton na tsia fa de alefako eto iany alou mba ho itan'ny olona ! hono hoa : " AMIN'IRENY CYBER IRENY VE RANGAHY RAHA MISY PC 20 ISA AO DIA MITOVY DAHOLO VE NY IP N'IR... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 16/05/2012 11:32
Bhiou ( 19/08/2010 07:05)
Aiza no mety ahitana fampianarana sociologie ankoatran'ny any ankatso? Na koa téléensaignement (sociologie ihany) dia mba ampio mo re olona e!! Tena te hiditra lalina @resaka sociologie mafy mihints... tohiny
novalian'i herim ny 08/10/2010 06:16
zano ( 17/06/2010 15:06)
slt
aiza kay no ahitana irea mpanao asa soa eo aminny sehatry ny fanabeazana fa manana sekoly izaho... tohiny
novalian'i Egregore ny 05/05/2011 14:13
rafangotsohana ( 07/06/2010 12:44)
Mba mila fanampiana za ry reto a : sao dia mba misy mahita na manana pavillon ao @ tsenan'i mahamasina, na soamantombo, na analakely, nefa tsy ampiasainy, mba hofaiko hanaovako activité kely? Raha en... tohiny
novalian'i ledala ny 01/11/2010 01:06
xxx ( 04/05/2010 09:35)
Aôna ny hi conservena yaourt @ pot mandritra ny 15 à 20 jours fa tena mba ilaiko raha mba misy mahalala! efa nijery t@ google fa sarotra be le any fa le mora raha mitsy mahay, zafady de misôtra mia... tohiny
novalian'i albi ny 16/01/2011 22:58
AndriambyII ( 03/05/2010 00:18)
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
jarifa ( 25/01/2010 04:14)
Mitady olona te hiasa aty abu-Dhabi Mitady Maika Olona Hiasa aty Abu-Dhabi toy izao: 1)Topographe: -Mahafehy tsara Station Total -Mahay GPS vaomaika tena tsara -Mahay Auto-CAD -Mahay Covadis ... tohiny
novalian'i has06 ny 18/11/2011 10:27
jarifa ( 23/01/2010 10:52)
Mitady Maika Olona Hiasa aty Abu-Dhabi toy izao: 1)Topographe: -Mahafehy tsara Station Total -Mahay GPS vaomaika tena tsara -Mahay Auto-CAD -Mahay Covadis voamaika tsara Raha mila fanazavana... tohiny
novalian'i has06 ny 18/11/2011 10:26
zandrinay ( 12/01/2010 15:49)
[url]http://www.internet-business.0k.fr/[/url]... tohiny
xxx ( 28/12/2009 19:12)
ity torohevitra ity dia tsy hamporisika anao handefa i-clic clic etsy sy eroa izay hita fa mbola sarotra sy enjana ny angalàna referals fa atoroko anao fotsiny ny lalana: [url]http://mlmbiz.affiliati... tohiny
volaavita ( 18/12/2009 09:58)
Salama daholo, raha manana fotoana kely adiny 1 na adiny 2 ianao dia afaka havadikao ho lasa vola izany. vangio ny tranokala http://volaavita.e-monsite.com Misaotra betsaka ! ... tohiny
Ratoa ( 02/10/2009 23:43)
Mivarotra lard fumé, saosisy fumé, saucisson, trondro fumé sns...Manao sur commande koa. Apetraho eto ny hafatra sy dinidinikao, ary koa ny fanontanianao raha mila fanazavana fanampiny ianao. ... tohiny
novalian'i Ratoa ny 09/10/2009 17:26
Ratoa ( 29/09/2009 18:28)
ingénieur malagasy manao planina trano amin'ny vidiny mirary naizanaiza toerana tianao anorenana azy. Tsy trano ipetrahana ihany fa rehefa mety ho trano (hangar, tsena, trano fiangonanana, sekoly, ho... tohiny
boboum ( 15/09/2009 08:04)
bonjour eeeee oLONA ATY ANDAFY AHO. Fa hanao zavatra any madagascar ka mitady olona aho hanome ahy renseignement prix @ ireto zavatra manaraka ireto ifanarahana ny prix alefa western union. Ka mila ... tohiny
novalian'i sitraka10 ny 07/04/2016 13:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0449