Sao mba misy mahalala Cabinet na Géomètre expert Gasy eto France?

1. has06 ( 18/11/2011 10:23)
Miarahaba ny namana rehetra!

Mba saika hanontany anareo aho oe sao dia misy mahalala Gasy eto France manana Cabinet na Géomètre expert azafady?

Misaotra mialoha anareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1549