Tetikasa sy vinavina

ANDRIAMENA45 ( 28/06/2014 09:41)
Mila asina jiro sy rano JIRAMA efa misy mampiasa telephone sady reseaux telephonique toerana ireo anefa mbola tsy misy jiro sy rano JIRAMA anefa.... tohiny
ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 15:04)
MAKASIKA FAMORONANA ORIASA MILA MANANA DIPLOMA BAC . MISY FIOFANANA . CREATION ENTREPRISE . JEREO PAGE FACEBOOK GENIESPACE , PAGE GOOGLE GENIESPACE .... tohiny
Lesla ( 06/05/2014 21:51)
Mitady trompettistes 3 Trombonistes 3 Saxophonistes 2(alto na tenor na baryton) Contrebassiste na bassiste 1 Pianiste 1 guitariste 1 Batteur 1Mila mahay mamaky partitionsTia jazzMipetraka eto franceNy... tohiny
Mateyous ( 25/04/2014 07:45)
Hono re ry reto izay mba mahalala, na efa nahitany an'i Madagasikara manontolo: Aiza daholo ny ville eto amintsika Dago no misy taxi-be na Bus? : TANANARIVE, FIANARANTSOA, ANTSIRABE.......... izay iha... tohiny
Simpona ( 03/03/2014 07:33)
Misy mivarotra vakin-tavaoahngy fanaon'ny olona amin'ny tamboho ireny ve sa tsy maintsy manangona tavoahangy vao mamaky? Mba atorony hevitra izay mahalala. Misaotra indrindra... tohiny
mpisotrtoaka ( 13/02/2014 12:39)
METY MISY AFAKA MANORO AHY NY MISY IRENY TOERANA FAKANA ENTANA SINOA IRENY VE !? oh hoe PÔKETRA SY BALERINE ! D le fakana bal fripy pôketra tsara koa kay ! Mba lazao e... tohiny
Simpona ( 09/01/2014 11:28)
Tratry ny taona aby, Mitady fianarana mandrafitra ahaizana ao anatin'ny fotoana fohy aho ka sao misy afaka manoro. Tsy hanao mpandrafitra matianina akory ny tanjoko fa otran'mba ankafiziko fotsiny il... tohiny
novalian'i Simpona ny 20/01/2014 09:29
ERIVELO ( 21/04/2013 13:36)
bonjour za mitady lehilahy +37 ans mahay momba ny ouvrages d'ART , mahay momba ny asa vy rehetra afaka mitarika ekipa,mahay mikolokolo ny fitaovana rehetra ilaina @io asa io matontra tsara misaotra... tohiny
novalian'i ERIVELO ny 28/04/2013 09:21
tseerfegns ( 19/02/2013 13:59)
Mitady fiaraha-miasa: manondrana sakay pilo kely maina en boîte; ka sao mba misy mahita mpandray any ivelany. Merci tsiryimportexport@gmail.com... tohiny
fiaro ( 18/01/2013 17:09)
Aiza kay ny grossiste n'ireny t-shirt misy soratra Madagascar , eny Tsaralalana be dia be ny mivarotra en détail fa ny grossite no tadiaviko... tohiny
novalian'i hery ny 23/01/2014 10:41
gasyjean ( 15/11/2012 20:21)
Manahoana daholo! Mba misy tetik'asa andohanay tianay ho tanterahana ka mba mangataka toro-lalana na toro-hevitra avy amin'ny namana eto @ serasera. Ilay resaka dia izao: Ohatra ny manan eritreritra h... tohiny
novalian'i amig0 ny 21/11/2012 12:02
petiit ( 12/11/2012 09:52)
SALAMA E!!! manam-pikasana anaparitaka vokatra malagasy aho (vary, ovy, katsaka..;). iza no mety mahay ny lalana tokony haleha sy ny tokony atao? Mankasitraka sahady oany'izay nandany andro namaky ny ... tohiny
petiit ( 12/11/2012 09:49)
SALAMA doly e!! za dia vaovao eto @ ity sehatra ity mba mila toro-hevitra avy aminareo. Manam-pikasana anaparitaka voly (vary, katsaka, ovy...)eto am tanàna sy any ivelany any aho raha toa ka azo at... tohiny
novalian'i petiit ny 13/02/2013 09:20
petiit ( 12/11/2012 09:45)
SALAMA doly e!! za dia vaovao eto @ ity sehatra ity mba mila toro-hevitra avy aminareo. Manam-pikasana anaparitaka voly (vary, katsaka, ovy...)eto am tanàna sy any ivelany any aho raha toa ka azo at... tohiny
Randria2007 ( 23/10/2012 08:13)
Mitady tany 1 ha eo ho eo mba hambolena. Toerana misy rano mazava ho azy, na farafaharatsiny afaka hanaovana lavadrano. Manodidina an' Antananarivo renivohitra, ary tsy misy manao halabotry fa azo ant... tohiny
novalian'i fali ny 21/08/2014 07:49
Randria2007 ( 17/08/2012 13:43)
Mitady mpividy vokatry ny tany voly avotra na eto antoerana na any ivelany. Iza no atonina? ary ahoana ny ahalalana ny tadiavin'ny mpanjifa? Mba omeo sopapa.... tohiny
andrywui ( 15/07/2012 23:07)
- Nikatona zao ny fandefasana olona any LIBAN ! fa nisokatra ndray i  Koweït, Seychelles, Arabie Saoudite ary Jordanie,… - tonga de milaza ah fa aza mand... tohiny
novalian'i andrywui ny 01/03/2014 16:30
isambo ( 29/04/2012 17:00)
Mba toroy hevitra re inona no tsara ampiasaina ny plaque solaire ve sa ny eolienne raha ampiasaina amin'ny congelateur tehanokatra varotra aty ambanivohitra mantsy aho dia mitady toky hoe tena afaka... tohiny
novalian'i isambo ny 16/04/2013 15:44
paiso ( 24/02/2012 08:36)
Ty misy asa mety hanampy ny fidirambolanao @ alalan'ny internet. Tsy avoavam-bola ary tsy arnaque ihany ko. Mitariha namana rehefa vita ny isnription (@ alalanilay lien nao ihany no itarihanao namana)... tohiny
novalian'i andrywui ny 20/07/2012 23:38
sucrette ( 31/01/2012 09:30)
manaona daoly ny ato, mba mitady fanampina aminareo sao mba misy mahafantatra mpanao fanafody gasy ato. misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Ratoa ny 17/08/2012 14:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.065