Formation en informatique à Madagascar

1. manit ( 26/02/2008 09:00)
Bonjour tout le monde!
Mampanao formation amin'ny izay rehetra mikasika ny informatique aho. Ilay izy dia société mahatanjaka be mihitsy moa ny tarif tsy lafo velively. Ny mpampianatra dia expérimenté daholo/ +10ans daholo.
Ny cadre tena tsara, ny matériels informatiques vaovao no perfect daholo. Ny logiciel rehetra dia logiciel vao mivôka ireny daholo.
Connaissance assurée.
Contacter moi: manitsim@yahoo.fr
2. simplex ( 26/02/2008 11:02)

tsy misy site web nga lesy :P
3. LazaDaddy ( 27/02/2008 01:50)
Ny cadre tena tsara, ny matériels informatiques vaovao no perfect daholo. Ny logiciel rehetra dia logiciel vao mivôka ireny daholo.
Mampianatra ilay Visual ModFlow vaovao avy any Waterloo ve? Miaraka amin'ny AQTESOLV sy PHREEQC?
4. ANARIM ( 28/02/2008 12:11)
eto madagasikara v io sa any ivelany ô?
5. ANARIM ( 28/02/2008 12:16)
kay le izy aza oe formation à Madagascar ...
mba afaka mahazo sopapa v?
6. Veloo ( 29/02/2008 01:26)
Mampianatra ilay Visual ModFlow vaovao avy any Waterloo ve? Miaraka amin'ny AQTESOLV sy PHREEQC


inn doly ireo ry Laza? tena very za kle
7. ANARIM ( 29/02/2008 07:48)
veloo : 8O momba ny informatika ono e! aza mbola very kaloungany
8. Rasiligaoma ( 02/03/2008 07:29)
tsy en forme daholo izy izany fa mila formevana
9. Randria2007 ( 02/03/2008 14:55)
Betsak tokoo ny tena tsarrr saingy matetik d eto Tanà iany fa mba jereo koa anay aty @ faritany OK?


10. gidrola ( 25/09/2008 06:57)
Ahoana no fomba entinareo mampianatra; tonga dia ilay logiciel ve no trandrahana sa miainga amin'ny base aloha.
Ny olana amiko mantsy tsy mety mahay ity msdos ity mihitsy aho sy ilay language C++
11. ralery ( 25/11/2008 11:03)
manahoana ô
tsy fantatro ra mbola velona ity tantara ity fa mba manontany ihany aloha.
fianarana homologué ve ohatra izy ity sa dia fianarana antsokosoko?
inona ny system fampianarana? licence maitrise doctorat ve sa formation indray midona?
eto tana ve sa? otrin ny ekolazy?
12. fahamarinana ( 25/11/2008 12:04)
manit:
Contacter moi: manitsim@yahoo.fr

:arrow:io angamba no anorato fa efa napetrany teo. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.213