tsy ahitana namana firy eto @ tetikasa sy vinavina

1. bonbongasy ( 15/11/2007 19:08)
toa tsy ahitana namana firy izany eto @ dinika tetikasa sy vinavina e! asa inona no antony?
Tsy misy maha pinamana ve ny milieu professionnel sa isika namana no mbola variana any @ zavatra hafa?
Eritrereto anie ny oppotunité mety hitranga ato raha toa ka manararaotra izao réseau izao isika e
2. Belle ( 15/11/2007 21:38)
Eritrereto anie ny oppotunité mety hitranga ato raha toa ka manararaotra izao réseau izao isika e
Marina mihitsy ny teninao. Efa be loatra anefa ny famitahana sy fisolokiana (hatrany amin'ny sehatra iraisam-pirenena) ka izay angamba no tsy dia mahataitra ny olona firy intsony. Eritreritro ihany io fa mety misy antony hafa koa!
3. ikaretsaka ( 16/11/2007 03:56)
mbola maminavina e
4. bonbongasy ( 16/11/2007 17:01)
ka sao variana ary!
Ianareo ireo zao (Belle sy Ikaretsaka) inona ny asa ataonareo? sao misy olona mila izany any, na de torohevitra fotsiny aza.
izay anie ilay réseau araraotina e!
Avy eo rehefa mifanerasera no ahitana izay ametrahana ny fifampitokisana sy ny règle de jeu rehetra
5. khoto ( 19/11/2007 00:36)
Salama daholo!
Mbola asa fitorian teny aloha zao no masaky ny namana ato kah!Asa be io fa tsy kabary!
Raha tetikasa zany indray?: mba mazotoa moa ry namana a!
6. ikaretsaka ( 19/11/2007 01:23)
bonbongasy:

ka sao variana ary!
Ianareo ireo zao (Belle sy Ikaretsaka) inona ny asa ataonareo? sao misy olona mila izany any, na de torohevitra fotsiny aza.
izay anie ilay réseau araraotina e!
Avy eo rehefa mifanerasera no ahitana izay ametrahana ny fifampitokisana sy ny règle de jeu rehetra

Ny fahitako anazy
ny ato anie raha vao hoe resaka tetikasa dia resaka ahazoana $$$ foana izay sy bizna e!

fa raha resaka tsy bizna de betsaka mihitsy anefa no efa manao izany ato
Ohatra vitsivitsy:

-ny namana serasera any an-tanindrazana dia mahavita hoe mamboly hazo, sns (ankoatran'ny party sy ny revy):wink:

-Anay hatrany Bira (ireo mpiserasera ato ka vakinakaratra na lehibe tany @ iny faritra iny ) ohatra izao dia mba nahavita mikarakara hoe manampy ny ankizy any amin'ny Tananany @ resaka fampianarana ireo mpianatry ny lycee ordi sns... ary eo am-pitadiavana fika hitadiavana ireny ordi tonta ireny sy manangona, na ny any Mada aza, mba ho ampiasain'ireny Tambanivohitra ireny!

-Zahay sy Ratonga izoa any @ mpanao trano no misy anay, ary miara miasa betsaka @ namana mpanao trano eto atsy ambadika atsy.. sady mifampianatra eo no mampianatra no mifanoro, no manome sopapa kely ireo ankizy mpianatra momban'izany .. saingy limitee @ olona mba manana io base aloha le izy e! efa misy resaka any heo inoa ny azo atao any dago, sy ny asany manokana!

-I soanja koa, mihetsiketsika ao! fa ny an'i soanja resaka asa soa any atsimo antsinananan'i Mada any , dia betsaka ko ny mpiara miasa aminy ao

I fijo sy i samoana, Tsimiandravola : resaka sport izay ahazoantsika gasy titre be mihitsy no ifanaovany, ary mahaforona ekipa mihitsy ry zalahy ireo@ ireny championnats ireny

-Ry zareo Katolika serasera aty Canada sy USA, dia nandray anjara bedebe t@ fananganana fiangonana 1 ravan'ny cyclones tany atsimo atsinana tany, site katolika, Radio katolika any Atsimo Atsinanana any, Lakroa online (io moa misy probleme kely @ ilay tsy afaka mifanerasera loatra @ ny foibe any amintsika nohon'ny fifandraisana)

betsaka ka!
fa raha vao hoe resaka profit ara bola ilay izy de tsy raikitra fa io tsy mbola mifampatoky io foana ny gasy raha vao resaka ara bola
7. bonbongasy ( 20/11/2007 20:02)
tena midera sy mankasitraka aho ry zalahy sy ry zavavy ary mamporisika ny hanohizana izany fiarahamiasa tatarain'i ikaretsaka izany, chapeau!
merci, tsara, tohizo, na @ lafiny inona io na lafiny inona
za zao mpandrefy tany no asako, raha misy ilaina izany aza misalasala fa afaka manome torohevitra maimainpoana eto @ serasera, ary afaka manatanteraka asa (mety misy sarany)

8. bonbongasy ( 20/11/2007 20:23)
fa izao:
ny tiako resahina anie de izao e:
Ratonga zao mpanao trano hoy ikaretsaka, nefa ao @ mombamomba azy tsy misy ahitana taratra izany akory, tsy misy n'inon'inona eo @ le asa atao!
toy izany koa soanja sy tsimiandravola, asa atao: ...
sauf tsy tina tenenina angamba (malalaka isika @ zay)

bizna anie tsy midika oe profit ara bola foana e!
9. ikaretsaka ( 20/11/2007 20:56)
ka tsy tiany hiseho angamba izany (fijeriko io)
misy anie le olona ilay tsy ankiteny no tiany e
"qui veut vivre hereux vit cache"

Bonbon .. geometre sa topographe? .. raha tsy tiana atao eto dia alefaso ary ambadika any @ boatiko
10. bonbongasy ( 21/11/2007 03:30)
sady Topographe no Géomètre Libre Assermenté
11. Rasiligaoma ( 21/11/2007 04:04)
interresant daholo izany
12. gabyrasety ( 26/12/2007 13:19)
Raha resaka tetikasa dia misy ary misy tokoa, saingy isika no mila mamonron-kevitra dia maminavina dia manatanteraka. Saingy matahotra ary tsy mahatoky tena isika. Tsy mahatoky ny hafa koa. Maro ny tanora mitady izay tokony atao fa io no sakana ka mitambotsotra ry zareo. Aleony hiany miasa aman'olona aloha. Nareo eo @ sehatra "trano" izao raha manana vinavina hanao site de vacances dia tsy ela miverina ny vola: safidina ny toerana (toerana azon'ny olona hitsangatsanganana io an)dia manatanteraka ny asa. Hatokisan'ny mpamatsy vola nareo raha matotra tsara ny vinavina. Andramo ange. Afaka mifanerasera isika raha ilainareo.:lol:
ikaretsaka:

bonbongasy:

ka sao variana ary!
Ianareo ireo zao (Belle sy Ikaretsaka) inona ny asa ataonareo? sao misy olona mila izany any, na de torohevitra fotsiny aza.
izay anie ilay réseau araraotina e!
Avy eo rehefa mifanerasera no ahitana izay ametrahana ny fifampitokisana sy ny règle de jeu rehetra

Ny fahitako anazy
ny ato anie raha vao hoe resaka tetikasa dia resaka ahazoana $$$ foana izay sy bizna e!

fa raha resaka tsy bizna de betsaka mihitsy anefa no efa manao izany ato
Ohatra vitsivitsy:

-ny namana serasera any an-tanindrazana dia mahavita hoe mamboly hazo, sns (ankoatran'ny party sy ny revy):wink:

-Anay hatrany Bira (ireo mpiserasera ato ka vakinakaratra na lehibe tany @ iny faritra iny ) ohatra izao dia mba nahavita mikarakara hoe manampy ny ankizy any amin'ny Tananany @ resaka fampianarana ireo mpianatry ny lycee ordi sns... ary eo am-pitadiavana fika hitadiavana ireny ordi tonta ireny sy manangona, na ny any Mada aza, mba ho ampiasain'ireny Tambanivohitra ireny!

-Zahay sy Ratonga izoa any @ mpanao trano no misy anay, ary miara miasa betsaka @ namana mpanao trano eto atsy ambadika atsy.. sady mifampianatra eo no mampianatra no mifanoro, no manome sopapa kely ireo ankizy mpianatra momban'izany .. saingy limitee @ olona mba manana io base aloha le izy e! efa misy resaka any heo inoa ny azo atao any dago, sy ny asany manokana!

-I soanja koa, mihetsiketsika ao! fa ny an'i soanja resaka asa soa any atsimo antsinananan'i Mada any , dia betsaka ko ny mpiara miasa aminy ao

I fijo sy i samoana, Tsimiandravola : resaka sport izay ahazoantsika gasy titre be mihitsy no ifanaovany, ary mahaforona ekipa mihitsy ry zalahy ireo@ ireny championnats ireny

-Ry zareo Katolika serasera aty Canada sy USA, dia nandray anjara bedebe t@ fananganana fiangonana 1 ravan'ny cyclones tany atsimo atsinana tany, site katolika, Radio katolika any Atsimo Atsinanana any, Lakroa online (io moa misy probleme kely @ ilay tsy afaka mifanerasera loatra @ ny foibe any amintsika nohon'ny fifandraisana)

betsaka ka!
fa raha vao hoe resaka profit ara bola ilay izy de tsy raikitra fa io tsy mbola mifampatoky io foana ny gasy raha vao resaka ara bola

13. gabyrasety ( 29/12/2007 07:59)
Tsotra hiany ny teniko:
Nofinofisina tsara aloha izay ho atao (ny nofy matetika no ahitàna soa. Voaporofo io). D maminavina ny hanatanterahana azy. Atao masaka tsara ny fahavononana, sy fahatokisan-tena, indrindra ny finoana fa tsy maintsy tanteraka io. Ary manahoana ny Traikefa? Mandalo ny fotoana ka aza variana. Betsaka ny ataon-dry zareo hoe "oportunités" fa ny lalàna indraindray no mifandiso.
Nareo izay maniry hiara-miasa @ olona manana traikefa mikasika fanaovan-trano dia afaka manolotra olona izahay: nianatra tany am-pita @ io taranja io izy ary efa nitety ny faritra avaratra-andrefan'i M/car ankohatry ny vitany tao Tana.
Amin'ny manaraka indray raha tianareo o
14. gabyrasety ( 18/01/2008 09:04)
Aiza o!
Tsy nisy namaly/nanohy intsony ity resaka ary marina mihitsy ilay loha-hevitra hoe" tsy ahitàna namana firy eto @ tetikasa sy vinavina"
Marina aloha fa sarotra ny manapa-kevitra e, mavesatra koa ilay dindana voalohany kanefa iza indray moa ny hanao izany eo @ toeranao?
Mazotoa ary
15. ikaretsaka ( 18/01/2008 16:02)
mbola miketrika e..
ary betsaka spesialistra @ tao-trano ato izany
16. rakaroka ( 10/02/2008 19:53)
Mahafinaritra ahy ny "size"n'i bonbongasy ity.
Sahala amin'ny hoe iza ary no "partenariat" mba afaka hiaraha-miasa:roll::?::cry::
'Fa 'zaho 'gné tsy mahay bonbongasy e:-D:-D:-D.
Heu...miasa amin'ny fanaovan-trano daholo 'nareo?...
Dia inona avy aza ny possible amin'izany?...
17. ikaretsaka ( 11/02/2008 01:24)
io izany hono rakaroka an
Nareo eo @ sehatra "trano" izao raha manana vinavina hanao site de vacances dia tsy ela miverina ny vola: safidina ny toerana (toerana azon'ny olona hitsangatsanganana io an)dia manatanteraka ny asa. Hatokisan'ny mpamatsy vola nareo raha matotra tsara ny vinavina. Andramo ange. Afaka mifanerasera isika raha ilainareo.

18. rakaroka ( 13/02/2008 18:09)

Oay tairo aza e, tena hananako kosa aloha ilay
toerana (cause vraie sy sérieuse izany=>alefaso ny dinika fa misy possibilité hitako mihitsy).
19. Rasiligaoma ( 14/02/2008 05:44)
alamino tsara ilay izy fa ny voamariko amin'ity resaka tetik'asa ity dia tsy milamina tsara akory ilay iozy rehefa avy eo
ohatran'ilay TDM ihany
20. rakaroka ( 14/02/2008 07:57)
Inn aloha ilay TDM :roll::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3654