Fahasalamana

ikaretsaka ( 23/11/2006 18:09)
nareo toko ave rehefa tratran'ny hatsiaka ny taolana tapaka taloha di atena marary be? ny ahy ny lohaliko no ni deboite taloha dia efa sitrana tsara izao fa avy tany dago za no tratran'ny rurunina t... tohiny
kelly13 ( 19/11/2006 16:18)
mi existe v ny hoe vhv nanana atody 2 (tokony hiteraka kambana izany!) d nanao fausse couche nefa ny atody 1 iany no maty? tsy voa expulser-ny tateraka anefa io atody maty io d tsy maintsy natao aspir... tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2006 23:39
ari.malala ( 16/11/2006 06:25)
Miarahaba anareo, Inona kay ny tokony atao amin'ny zaza very tadidy? tena tsy mba indray mandeha fa isanandro mihintsy, ohatra hoe apetrany eo ambony latabatra ny kilalaony dia lasa izy manao zavat... tohiny
novalian'i mimich ny 29/11/2006 08:29
xxx ( 14/11/2006 18:23)
Za oa tsy afaka miconcentre tsara amin'ny atoko mihitsy, ohatra ny valabalaka zany foana. Dia tsy mahita tory aza ndraindray. Tsy haiko hoe maninona. Nefa izaho amin'io mpianatra an, ilay tokony hicon... tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2006 17:09
fasaly ( 13/11/2006 14:09)
Tena tsy mety tapitra mitsy ny fihitsanan'ny voloko ato ry zareo fa dia packet be foana no raofina isan'andro refa mihogo volo....:x mba tsy sola ihany aza aloha!!!! tsy ampy vitalmine ve sa tsy ampy ... tohiny
novalian'i niryna ny 25/12/2006 00:52
bavy ( 07/11/2006 09:25)
ahona kay ry reto ny fanalana ireny tatouage ireny fa tena hoatra ny tena mahamenatra be le izy @izao efa lehibe, de mba mangataka toro-hevitra fa tapa-kevitra aho fa hanala raha misy afaka manala azy... tohiny
novalian'i pissoa ny 28/12/2006 15:03
barry ( 31/10/2006 13:14)
zaho dia manajanaka 2ans ka depuis sa naissances izy dia mifoha faona @ alina 5fois ou 6fois dia mitomany otran'ny misy crise de ner be zany faona ;ny toromasony raha atambatra @ andro alina iray dia ... tohiny
novalian'i kitjo ny 15/11/2006 17:33
nenipita ( 30/10/2006 13:09)
manao ahona ianareo, manana probleme toy izao aho. Efa ho tapa-bolana eo ho eo izay dia tara 6 jours teo ny règle-ko. Noheverinay mivady fa bevoka ny tenako nefa avy eo dia voan'ny tazo indray aho... tohiny
novalian'i watafon ny 04/11/2006 16:26
kelly13 ( 27/10/2006 18:55)
voan'ny aphte matetika ny tenanay oooo!!! inn no mety azo atao a part manao bain de bouche @ ranotsira na hextril na synthol (birk birk birk) sns???... tohiny
novalian'i watafon ny 13/11/2006 14:20
dailynews ( 27/10/2006 18:09)
misy ve io asurance io eto madagasikara ary azo hitokisana ve ny fampiasana azy? ohatra: havana sa aro, tena manampy ve izy ireny? ... tohiny
novalian'i watafon ny 30/10/2006 07:26
kitjo ( 25/10/2006 02:33)
Hono oa, main' ny menaka ny tanako ry zareo afak'omaly, d zao le izy mibontsina oh oe misy zavatra ao anatiny fa tsy nasiako in in mitsy alo e, dia tokony hopotserina ve sa miandry ze rariny fts? ... tohiny
novalian'i mimich ny 29/11/2006 07:55
cutie ( 15/10/2006 19:59)
http://www.yahoo.com/ Refa tafiditra @ site io de cliquer-o eo @ le sarin'le saka, de miandrasa kely fa hisy video handeha refa veo, fa mbola misy pub kely aloha.:lol: de mazotoa mijery :lol::lol::... tohiny
novalian'i watafon ny 19/11/2006 13:25
diamondra27 ( 11/10/2006 13:51)
asa na efa nandeha teto ity resaka ity fa za zany tara de miala tsiny fa misy zaza any dago manontany ahy hoe: inona no mba torohevitr'i Tatie fa za 'zao dia misy boton d'ACNE? Za moa tsy any no mip... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 17:34
dailynews ( 05/10/2006 17:52)
raha tia mihinana atody dia tsarovy fa hoy ny dokotera hoe atody dimy fara fahabetsany hono no azo hohanina anty herinandro fa raha mihoatra izay dia be loatra. ny cholesterole izay azo hohanina hon... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 16:55
raygasy ( 02/10/2006 13:11)
Tena asa ianareo raha mba maharitra ireny olona maibo helika ireny fa tena mandreraka be.Zao moa efa manomboka mafana ka tena misy toro helitra atolotro ity iza mila ilay fanafody sady mora no tsy sar... tohiny
novalian'i niryna ny 21/01/2007 05:49
tisera ( 29/09/2006 09:41)
Nijery ilay fandaharana momba an'io t@ Zone interdite-n'ny M6 aho dia mba te-hanontany marina ho an'izay tena mahafantatra hoe iona no tena mety mahatonga io satria matetika dia toa eo @ taonan'ny ado... tohiny
Aino ( 28/09/2006 19:22)
any ampianarana izany misy namana iray dia tsy haiko hoe variana mande mirevy ve lery ny alina ka tsy matory tsara fa dia matory ampitoherana faona ao ampianarana, ny maso @ izany vao maraina de efa t... tohiny
novalian'i mirana5 ny 31/01/2007 09:34
fanantenana2003 ( 28/09/2006 17:20)
akoatran'ny repos au lit, ary ny sceance de kine , inona no fanafody haingana hanasitranana ity aretina dos ity ry zareo, 3 semaine d'arret nefa toa tsy misy vokany le izy plus 10 sceance de kine, iza... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2006 21:53
fasaly ( 27/09/2006 16:13)
Hono wa ry reto a! io manikitra hoho tsisy farany io va aretina sa fahazaran-dratsy, de inona no mahafaka anlay manikitra hoho???:roll::roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2006 22:48
soasoafy ( 26/09/2006 12:27)
Inona no mety mahatonga ny kiste sy ny fibromme? Misy milaza fa ny tsy fanaovana firaisana no mahatonga azy,mitombona ve izany? Nefa maninona no misy ireo olona manambady ara-dalàna tratran'io areti... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1027