Fahasalamana

botrabotra ( 22/09/2006 14:26)
manao ahoana daholo,manana anadahy aho,59 taona,voan'ny diabete sy triglyceride tena enjana izy,raha misy afaka manoro anay ny mety analana sy manasitrana ireo dia isaorana be dia be ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/11/2006 11:26
diamondra27 ( 22/09/2006 09:31)
Mba mangataka hevitra aminareo aho hoe:raha tsy miasa tsara ny thyroïde dia inona no mety ho fiatraikany? Inona no tokony hatao? M'ci :-*:-*... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:41
mimich ( 20/09/2006 11:29)
Malaza efa hatry ny ela ny fitsaboana tatsinanana ary tena nanana ny nahaizy azy tokoa hatramin'izao. ahoana ny hevitrareo amin'io , ankasitrahinareo ve indrindra fa ianareo Dr izay azo lazaina fa nif... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:00
booboo ( 20/09/2006 11:26)
Misaotra mialoha ho an'izay afaka manazava ny maha-samy hafa an'ireto. Dia akory fitrangan-dreo sy ny fomba fiadiana aminy ? Ay, dia ny mahatonga an-dreo ? ... tohiny
xxx ( 19/09/2006 16:31)
za ry reto efa nanala zaza efa in dimy angamba ... dia mety tsy hampiteraka intsony ve izany na hampisy problema ny fiterahana? marihina fa nanenina be aho (azonareo bedesina eto) ary io dia nitranga ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:00
mimich ( 18/09/2006 08:55)
Samy manana ny heviny ny dr amin'io resaka kambo-tenda io , misy ny milaza fa tsy de tsara loatra ny manala azy io satria ilaina ilay izy. Misy ny milaza fa mitarika aretina maro izy io ka tokony eso... tohiny
novalian'i valkev ny 15/03/2011 23:12
xxx ( 16/09/2006 13:58)
Za sy le jobako mifanalavitra be ny toerana, refa niaraka indraycmandé izahay d bevohoka i kala za lavitra anefa lazainy fa ahy io,eny matoky azy ihany aho alou, fa ny hahazo an'ilay zaza no tsy haik... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 21:19
xxx ( 16/09/2006 13:47)
Sali dole ! Za d tsy miteraka vavy h@ izao efa 2 ny zanako d lazain'olo fa tsy manao sport hono,anefa za mba manao sport, arakan'ny nolazainy tamiko d ny lehilahy sportif d miteraka vavy satria mi-... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:01
dolby ( 14/09/2006 13:26)
Anisan'ny zavatra miasa indrindra eo amin'ny fiainan'ny olombelona ny vava. Matetika koa avy amin'io ihany no hahitana ny olana rehetra :). Fa ny resaka fofom-bava no tiako asiana resaka. Betsaka ny o... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:02
mimich ( 12/09/2006 11:13)
misy fomba ve ahafahana manala ny tache mainty na holatra kely vokatry ny fery na ratra tamin'ny vatana... tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 21:23
fasaly ( 07/09/2006 05:53)
zà wa ry reto tato ho ato manofy be mitsy mandritra ny torimaso amin'ny alina, nofy bdb tsy misy farany, sady maro be ilay nofy nofisina de maraina ny andro, izaho mifoha vao tapitra ny nofy, rehefa ... tohiny
novalian'i mimich ny 19/10/2006 07:20
bertran ( 03/09/2006 16:51)
inona no atao hoe stresse de ahoana nofomba hanoerana azy io !... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 21:15
Fiffi ( 31/08/2006 07:29)
Hono hoa ry zareo , inona kay no mahatonga an'ireny kitro , votsy , na nofo kely maniry ireny ? Inona no fanafody na fomba hanalana azy ? Misy nofo kely zay eto @ tanako , ohatran'ny hoe manir... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/09/2006 16:17
cathy ( 29/08/2006 22:18)
manao ahona doly hony wa ry zareo raha groupe AB ny ray aminy mpivady tsy afaka miteraka zaza O raha groupe O ny ray aminy mpivady tsy afaka miteraka zaza AB izany hoe raha iray zany AB ny iray ... tohiny
novalian'i cathy ny 10/10/2006 23:50
Fiffi ( 29/08/2006 16:52)
Mety ho sitrana ve ny zaza voan'ny microcephalie ? Azo operena ve ? ny zaza voan'io de any Dago , 9 volana izy zao ! Inona no zavatra azo hatao satria tara be izy @ rehetra ? ohatran'ny hoe ... tohiny
novalian'i lamie ny 15/01/2007 11:05
kalosoa ( 29/08/2006 12:30)
azo atao ve mitady mere porteuse eto madagascar sa tsy ekeny lalana na fecondation in vitro??? misaotra ny valinteninareo mialoha... tohiny
Bakobako2 ( 26/08/2006 17:18)
Hono oa ry reto, le maniry nono ny ankizy, afaka omena fanajanonana fanaintainana ve.sa de ho jerena fotsiny. nilaza manko neninay talou ela be oe, efio retsy fa mitombo a,raha tsy zany de lasa kely ... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/09/2006 20:47
LazaDaddy ( 24/08/2006 00:43)
taloha aho (3 taona lasa izay) mijaly isaky ny avy mihinana fruits de mer fa mangidihidy be sy mivoaka ndatymerina foana. Ankehitriny anefa tsy maninona mihitsy na fruits de mera aza ny sakafo isan'an... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:46
papounette ( 21/08/2006 09:27)
:{Matahotra mankany @ Dentiste zà rireto a,Marina e!tena efa mila ho faty ny aretinnify de lôzako mihinanana fnfd fotsn de calme nefa ange ny dadako dentiste e!:-o:-o:-oFa izy az... tohiny
novalian'i mimich ny 20/09/2006 06:46
xxx ( 20/08/2006 17:36)
Tena miaro @ fahabevohokàna tokoa ve ny kapôty???... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3121