Fahasalamana

cutie ( 10/08/2006 11:13)
In kay ny fanafody @ reny olona may reny,entina any @dokotera sa entina any @mpanao ody may. Aiza no haingaikaingana kokoa?... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:16
lila ( 09/08/2006 05:35)
miarahaba, sao mba misy manana torohevitra mba hialana am aretimbavony (ulcère gastrique) fa tena leo be za le mitsindrona fa sady marary be no miverina foana le izy fa tsy tena sitrana tanteraka: ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/10/2006 10:01
tisera ( 07/08/2006 12:21)
Sao dia mba misy efa voan'io ianareo na nahalala olona voan'io ? Misy olona akaiky ahy mantsy niditra hopitaly noho io aretina io ka mba tiako ho fantatra ny mombamomba ilay aretina sy ny tokony hatao... tohiny
novalian'i cathy ny 07/10/2006 19:35
ttittie ( 05/08/2006 12:18)
manao ahoana daholo mba naiky te hahafantatra aho hoe mety sitraninina ve izy io izaho manko mananjanaka 3 taona izy zao ary t@ izy 6 volana no voa nefa h@ zao dia mbola manao traitement mahery be ne... tohiny
novalian'i bobone ny 28/08/2006 06:12
rabaradaka ( 04/08/2006 08:09)
Mba manontany re inona ny vokadratsin'ny fako miparitaka manerana ny tanàna eo amin'ny fahasalamana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2006 20:56
Herimiafina ( 03/08/2006 13:36)
Resaka fiarovana amin'ny otrikaretina VIH (Virus Immuno-defiscience Humaine) tompon'andraikitra amin'ny aretina SIDA. Misy ity fanafody tsy fanafody (tsy fantatra tsara tsony) ity PPE-Anti VIH ity ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2006 21:01
Pynnokio ( 01/08/2006 05:57)
Hono hoa re olona, ny olona toa variana @ zavatra mampahia fa mba ahoana kosa ny fomba mahangoza haingana ao anatin'ny 1-2 volana fa de misy olona mitady fomba tokoa anie fa ts mety tafa mihitsy.... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 21:19
fijo ( 26/07/2006 17:56)
tany amin'ny radoko aho androany,dia mba namakimaky ireo boky misy tao amin'ny trano fiandrasana.dia sendra zavatra nahaliana aho tao.fa nisy mpikaroka australianina hono nanao fikarohana momba ny hak... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/08/2006 20:13
fijo ( 25/07/2006 21:08)
ny mpitsabo maro aty frantsa,dia milaza,fa tsy misy hilana io faravazana io,ka tsara raha esorina.ary maro tokoa ny frantsay no manala azy io aty. koa mba hafaka manazava izany ve nareo ry zalahy mpi... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2006 22:07
Aino ( 22/07/2006 18:29)
milaza ny radio fa tsy de tsara ny mande plage matetika iznay hoe eo @masoandro fa diso mahery laotra ny heriny hafanana ka mety hitondra holana ho any rehetra.... tohiny
novalian'i watafon ny 15/08/2006 20:04
iaviantsoa ( 21/07/2006 12:18)
Fa inona kay ny mahatonga ny frigidité, microbe sa zavatra hafa mihitsy, possible ve hoe vhv tena active amin'ilay taranja lasa tsymazoto intsony, ary rahoviana no atao hoe tratran'io ny vhv iray,... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:23
Herimiafina ( 19/07/2006 19:13)
Hita ihany ny vakisiny vaovao Gardasil miaro amin'ny cancer ny col de l'utérus. Marihina fa io cancer io dai vokatry ny virus antsoina hoe VPH, izay azo avy amin'ny fanaovana amin'ny partenera be ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/08/2006 06:20
xxx ( 18/07/2006 12:18)
Niditra hopitaly tampoka eto france ny reniko (Urgence vitale) , nefa tsy manana couverture sociale .(satria saika mba hanao vacances 3 volana). Manana assurance izy nefa 25°/° ihany no toa... tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2006 21:06
xxx ( 18/07/2006 09:56)
De raha anga-drano ndray izy de atao aôna ?... tohiny
novalian'i watafon ny 09/09/2006 14:08
mihoby ( 17/07/2006 06:02)
salut daholy ! mba mila fanampiana ho antsika rehetra izay mahafantatra hoe : ahoana kay ny hatao an' ireny volo mintsana be ireny e? efa nandeha t@ doko fa nijanona kely de miverina indray , de m... tohiny
novalian'i mimich ny 28/08/2006 05:32
xxx ( 16/07/2006 16:09)
Manaona daholo Izah reto maharary kibo sy lamosina refa manodidina ny ovulation ah! Dia very ny appetit :( Refa mandeha le glaire ( blanc d'oeuf :-w ) iny dia efa manomboka maharary; otran'ny en rÃ... tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2006 05:28
mamzelkely ( 14/07/2006 06:12)
hono aho mbo misy fanotanina manitikitika ny saiko ity : possible ve ny vhv iray ts miteraka nefa tena regulier dôly ny règle-ny zany we normal tsara zany jour de cycle sns sns :roll:... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 21:21
lapino ( 11/07/2006 23:59)
Tsy niteniteny foana akory ny RTA henon'i ivaviantsoa amin'ny resahany atsy ambadika io. Efa betsabetsaka ihany ny études momba an'io no nisy, ary izao dia efa ho lasa programan'ny firenena mikambana... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 19:41
fijo ( 11/07/2006 19:59)
za mahita fa betsaka ny namana mpitsabo eto,na avy any mada na ny aty ivelany,ka maninona nareo raha mba manao fifanakalozana zavatra hita"fomba fitsabo,na fanafody fampiasa ohatra" asa;,mety mba ahi... tohiny
fijo ( 06/07/2006 18:08)
namaky boky momba ny mpanao saprt aho androany,dia manazava ny mpitsabo nify fa ny nify marary,dia mety hampisy havizanana tsy mety hafaka,ary mampitombo ny courbature sy ny muscle mararay lava ireny.... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2006 21:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1017