Fahasalamana

watafon ( 20/12/2006 09:40)
[b]De nouveaux vaccins contre le cancer du col de l'utérus très prometteur pour le monde en développement[/b] 12 DECEMBRE 2006 | LONDRES/GENEVE -- L'introduction de nouveaux vaccins contre le papi... tohiny
novalian'i watafon ny 23/12/2006 06:09
niryna ( 17/12/2006 23:22)
Mety mahalala fanafody fanadiovana tarehy ve ianareo.Efa nandramana daholo izao rehetra izao fa sady tsy mitombo no tsy mihena,na ny odi-panda aza tsy nampihotsina azy,lany vola rakalakely mitety doko... tohiny
novalian'i rvm ny 04/11/2014 23:30
DONGAKA ( 17/12/2006 21:52)
Somary misy mony ny havanareo ka inona no tena fanafodiny ary inona no manàla ilay tasy maintimainty iny avy eo.Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/12/2006 06:20
jhouhlambout ( 15/12/2006 17:28)
IMPORTANT! Une personne est morte récemment dans des circonstances absurdes. Elle était partie en bateau avec des amis, un dimanche, et avait mis des canettes de boisson dans le réfrigérateur ... tohiny
novalian'i Zina ny 07/01/2007 01:05
kitjo ( 14/12/2006 15:42)
La circoncision, une arme dans la lutte contre le sida en Afrique (expert) AFP 14.12.06 | 16h01 Les pays d'Afrique australe, région du monde la plus touchée par le sida, ont été invités jeu... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2007 23:06
xxx ( 13/12/2006 13:13)
Hono ho aho ry reto???? raha mitombo ny vatana, izany hoe: miha mahazo aina dia mazava ho azy fa mahazo volume daholo ny faritra rehetra, ka ny tiako hanotaniana dia izao: tsapako fa mahazo volume k... tohiny
novalian'i watafon ny 18/12/2006 11:05
niryna ( 13/12/2006 07:25)
Mahita toro-hevitra ve ianareo rehefa tsy mahita tory ny olona. Inona no atao na sotroina.... tohiny
novalian'i niryna ny 07/01/2007 04:38
niryna ( 13/12/2006 05:38)
Inona no tokony hatao raha voan\'ny asma ny olona.Sempotra tsy avy miaina ary kely ny fofonaina.Efa narahana daholo ny toro-hevitry ny dokotera ,ny fanafody sy ny tsindrona fa e! e!,ny vola foana no l... tohiny
ari.malala ( 12/12/2006 11:51)
Miarahaba, tsy haiko na ato ity no tokony hipetraka na tsia, fa naika hanontany aho azafady hoe mety sitran'ny dokotera ve ireo olona mihakanakana? (mi beggayer no mahazatra antsika)dia inona no fanaf... tohiny
rurik ( 11/12/2006 09:57)
Asa raha misy eto madagascar ny dokotera afaka manitsy mason'ankizy < gila > le fijery tsy mahitsy no tiko tenenina,raha misy mahalala dia mba omeo ny adresy na ny n°telephone azafady . Misaotra b... tohiny
novalian'i rurik ny 13/12/2006 15:28
caprio ( 10/12/2006 21:32)
Vao hitako tao @vao2 tao fa malaza mahasitrana aretina maro i RAVOLOLOARISOA Léa,koa eo @faritry ny loha eo hiany no misy fihetsika sy misy fomba anasitranany ary efa zava-dehibe zay ho antsika eto D... tohiny
novalian'i bazylou ny 08/01/2007 22:56
gasmlay ( 06/12/2006 16:39)
hono hoa ry zareo? mba in kay ny filaza ny kambo tenda (le aretina) am teny frantsay?:... tohiny
novalian'i xxx ny 13/12/2006 16:52
xxx ( 06/12/2006 05:20)
efa nahare aho oe misy ilay pillule hohanina 24h après rapport sexuel, afaka mba milaza ny anaran' ilay pillule sy bb kokoa momba izay v ?... tohiny
novalian'i robin ny 01/01/2007 15:17
xxx ( 04/12/2006 01:44)
16 Dec no tonga ny fotoana farany. Ny fotoana hahatongavan ny regle manaraka 16 Janvier. Nisy ny firaisana ny 3 Dec. mety ho bevohoka ve aho? Misaotra betsaka. ... tohiny
novalian'i watafon ny 31/12/2006 08:37
ikaretsaka ( 03/12/2006 17:09)
Tsara kojakojana ihany ireo zavatr a 2 ireo ry zareo fa kay mafy ny mahazo ireny olona tsy afaka mandeha sy malemy ireny ... tohiny
novalian'i soanja ny 30/12/2006 04:28
tslem ( 02/12/2006 08:16)
inona kay no mahatonga ny somongodolo sa somondrodolo amy tanana reny? d inn n fanafodiny?... tohiny
novalian'i niryna ny 25/12/2006 00:57
xxx ( 30/11/2006 17:54)
hono hoa ry reto azo tsboina ve ny lahilahy tsy miteraka raha aty ivelany ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/12/2006 18:14
Aino ( 28/11/2006 21:46)
tsy haiko ry zareo fa volana maromaro aho izay no manao any izay indraindray ah!! ny tiako lazaina dia izaho tsy mandoha fa indraindray mihokoka tampoka izany indraindray, dia avy eo mijanona, tsy ha... tohiny
nikopol ( 24/11/2006 10:10)
normal ve ry reto rehefa mihinana petipoi za dia rehefa veo mikapa dia tsy potika mihintsy ireo petipoi fa mbola maintsomaintso tsara boribory ? sa we za tsy misy nify no mahatonga zany ? ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/11/2006 15:07
xxx ( 23/11/2006 20:50)
inona ny signes mety ahafantarana fa seropositive ny olona iray ? , ary inona no mahasamy hafa azy 2 ireo? misaotra betsaka... tohiny
novalian'i lila ny 21/12/2006 11:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3876