fanontaniana kely!!!

1. xxx ( 13/12/2006 13:13)
Hono ho aho ry reto????
raha mitombo ny vatana, izany hoe: miha mahazo aina dia mazava ho azy fa mahazo volume daholo ny faritra rehetra, ka ny tiako hanotaniana dia izao:
tsapako fa mahazo volume koa ny nono, ary henoko miha mavesatra, midika izany fa mitombo ilay nono; mazava ho azy rehefa mahazo aina tsy maintsy mitombo koa ny nono! ny problema dia izao, otran'ny henoko marary ilay nono, marary otran'ireny tam mbola mitsiry vato nono ireny, possible ve raha efa lehibe izao no marary ny vatonono rehefa miha ngeza ny vatana , asa na mazava aminareo????
novalian'i watafon ny 18/12/2006 11:05
2. soanja ( 13/12/2006 14:04)
xxx:

Hono ho aho ry reto????
raha mitombo ny vatana, izany hoe: miha mahazo aina dia mazava ho azy fa mahazo volume daholo ny faritra rehetra, ka ny tiako hanotaniana dia izao:
tsapako fa mahazo volume koa ny nono, ary henoko miha mavesatra, midika izany fa mitombo ilay nono; mazava ho azy rehefa mahazo aina tsy maintsy mitombo koa ny nono! ny problema dia izao, otran'ny henoko marary ilay nono, marary otran'ireny tam mbola mitsiry vato nono ireny, possible ve raha efa lehibe izao no marary ny vatonono rehefa miha ngeza ny vatana , asa na mazava aminareo????


Mila mandeha mijery dokotera ny dikan'izany ka. Rehafa mitombo ny vatana dia mitombo saingy tsy tokony hisy zavatra hararirary izany, raha tsy hoe periode na ovulation na efa ho avy ny regle. Nefa na izany aza dia tsy maharary be fa malefadefaka de vetivety de miafana.
Mirary fahasamana hatrany.


3. xxx ( 13/12/2006 14:21)
ka izany anie wa e! misaotra soanja....:-*
4. kelly13 ( 14/12/2006 10:22)
ary sao dia bevohoka? samy mitombo na vatana na nono mantsy refa bevohoka, ary d mararay ny nono!!! mijereva marina radoko alou :)
5. xxx ( 14/12/2006 15:34)
kelly13: tsy bevohoka ka! tsy norme izany lay nono raha marary fefa naka rdv any am doc zà :wink: mciiii na izany aza:-*
6. nikopol ( 14/12/2006 16:00)
mila massage ireo nono ireo ! asiana menaka tsara dia orina miadana ! resaka fahalalana tsotsotra ny ahy kalongany fa tsy dokotera e :lol:
7. xxx ( 15/12/2006 16:19)
marina ve zany ry nikopol:wink:
8. nikopol ( 15/12/2006 16:36)
marina hono
9. fasaly ( 15/12/2006 16:57)
dia menaka inona ary noi ampesaina sa zé ampiasaina mety dool????? zà matahotra alou fa hanao depistage iany:?
10. fasaly ( 15/12/2006 16:58)
:xtssssss:-D:-D:-D
11. Bakobako2 ( 15/12/2006 18:15)
ountsssssou marina :-D :-D :-D :-D
12. xxx ( 15/12/2006 20:43)
tairo oriko fa tssssssss
13. fasaly ( 15/12/2006 21:00)
:-D:-D:-D:-D
14. ikaretsaka ( 15/12/2006 21:02)
tsssssss. tsy otra kosa izany fa lalao nono le
15. fasaly ( 15/12/2006 21:45)
asa kou! andeha ho handramana zany:roll::-D
16. watafon ( 18/12/2006 06:26)
xxx : normal aloha raha mitombo ny vatana d mitombo koa ny nono e! fa aankoatran'ny fotaoanan'ny ovulation sy oe debut de grossesse d tsy tokony hisy harary zany ! ary tsy maheno mamatovato d ndry ? mila mahay " AUTO- PALAPALTION " mantsy ianareo vhv e! satra arakaraka ny ahitàna ny aretina alohaloha no ahafahana mitsabo azy malaky ! d mirary soa e!
17. booboo ( 18/12/2006 10:37)
watafon > zà manokana sahirana rehefa manao an'io auto-palpation io. Lé fomba fitsapana haiko fa lé mamantatra hoe mamatovato tsy haiko. Rehefa akaiky ho règles sy mandritra ny règles manko dia mamatovatovato beee zany ny nono. Dia mamatovato tahaka izany ve sa manakory lé mamatovato tenenina io ?
18. watafon ( 18/12/2006 11:05)
booboo: tsy mitovy k ! le tiako tenenina amin'io d le resaka nodules de sein e! tokony ho tsapanao hoe ohatran'ny mamatovato sady marary izy io ! matetika mantsy d io no fiatombohan'ny abcès na cancer du sein e !ary ny depistage tôt no ahafahana mitsabo azy tanteraka ! tokony atao matetika io auto palpation io an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.235