Fahasalamana

manatiana00 ( 10/03/2007 09:58)
Manahona daholy, Mbo marina fa izaho izany tena mila ho tapaka lalandra amin'izaofotoana iresahako izao satria eoampanomanana ny handeha hody any Dago mihintsy aho io ary raha lazaiko aminareo hoe ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:56
niryna ( 08/03/2007 08:51)
Mety tsy ho voatandrina indraindray fa misy aretina izay noheverina fa toa mandeha ho azy kanefa mila fitsaboana.Tafiditra amin'izany ny adin-tsaina mitambatambatra ka mahatonga ny olona iray ohatra t... tohiny
novalian'i niryna ny 13/03/2007 04:34
baw ( 07/03/2007 13:26)
... no atao hoe zaza antsoso-koditra? dia inona no atao hoe grossesse extra-utérine? tsy tafajery google aho fa mba azonareo omena fanazavana tsotsotra ve? inona no fisorahana atao tsy hampisy io toe... tohiny
andouh ( 06/03/2007 08:35)
Salut daholo, Aiza kay rireto no mba misy hopitaly mba azo hitokisana raha hiteraka , ny mahafapo aloha tsy misy fa hoe mba ara-dalana ara-pitaovana , fahadiovana sns e, de miandry valiny avy amina... tohiny
novalian'i antho00 ny 30/12/2016 06:22
tanainlove ( 05/03/2007 15:12)
izaho koa dia voan'io mycoses io ry azarro fa dia tsy mety afaka tsara mitsy,haiko daolo reo medic ampiasainao reo,satria efa nomeny doc ahy zay gynéco malaza mahay eto tana eto.Miverimberina fona de... tohiny
xxx ( 28/02/2007 20:03)
bonjour daholo sao mba misy mahay le fanaovana bain d'huile otran'ny any dago ireny mba omeo r7 o misaotra mialoha... tohiny
novalian'i voara ny 26/03/2007 07:57
azzaro ( 23/02/2007 07:24)
Manahoana isika ato! Izaho dia manana pbm na mycose vao hita vao haingana nefa mino aho fa efa ela ireo no tao amiko : candida albicans, ureaplasma urealyticum, streptocoque groupe D. Nomen'ny gyné... tohiny
niryna ( 23/02/2007 02:24)
Inona ry ireto ny fanalana haingana ireny mangana ireny? Voadona ny vodim-pandriana ny fe-ko dia mangana be kanefa efa kely sisa dia hanao short:roll:... tohiny
novalian'i xxx ny 24/03/2007 19:08
sitlo ( 21/02/2007 20:20)
sao dia misy mahay ny manala courant amin'ny vatana rehefa vao maraina iny? Tsy izany mantsy fa isaky ny manokatra varavarana aho dia voa foana. Indraindray hatreny amin'ny kiho mihitsy. Dia raha ... tohiny
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:46
sofah ( 21/02/2007 08:34)
misy afaka manome fanazavana ahy ve momba ny fécondation in vitro... tohiny
soupie ( 19/02/2007 08:46)
in ry reto no mety mampangeza?efa ninana fanafody,ampy torimaso tsar fa tssssssssssss... tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2007 10:40
xxx ( 18/02/2007 10:52)
inona ry reto no fanafody gotte reny fa tena mijaly eh!... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 07/04/2007 08:06
xxx ( 16/02/2007 20:53)
Sao dia mba misy mahalala menaka atao @ volo mialoha ny hanolanana na hanatsorana azy amin'ny iron na babyliss.Tsotra ny voloko, matevina ary lava saingy mibontsina be raha vao avy sasana.matahotra ah... tohiny
novalian'i xxx ny 26/02/2007 12:04
xxx ( 16/02/2007 08:09)
Tena efa ho 5 taona izay eo amin'ny fifiko eo dia misy mony izay ao anatiny ao ary somary mangidihidy izay le izy tena mba miezaka fona zaho manisy zvt eo amin'ny le trace misy azy fa afaka ny ety ive... tohiny
novalian'i niryna ny 20/02/2007 07:01
xxx ( 16/02/2007 06:22)
Tena mijaly za fa manana aretina synizita ka hatramin'ny asako dia tsy mandeha amin'ny laoniny mitsy , tena sahirana sy matsiaro mijaly mitsy za, Ka mba inona re no fanafodiny sy aiza no mety misy toe... tohiny
fijo ( 14/02/2007 22:22)
RMC,radio ,dia nisy manampahaizana milaza fa ny firaisana aranofo,dia mahatsara fo.raha toa ka tsy atao misesy loatra. toa marina tokoa izany an?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 07:53
niryna ( 14/02/2007 18:16)
Zavatra hita amin'ny fianana fa ny famelan-keloka na forgiveness dia tsy manampy ny fanahy ihany fa manampy ny fo ihany koa.Ahoana?... tohiny
novalian'i niryna ny 03/03/2007 07:12
mmimi ( 09/02/2007 10:50)
tena mahavoan'ny cancer de cerveau marina ve ny fampiasa elaela irey finday ireny e? Eo am firy minitra eo no antonony amin'ny faharetan'ny resaka tokony atao? dia mety misy vahaolana ve ho an'ny lÃ... tohiny
novalian'i niryna ny 20/02/2007 05:18
niryna ( 07/02/2007 06:23)
isika malagasy dia mahalala sakafo mety mampidina ny cholestrol haingana.Inona ilay izy raha tsy te-hinana fanafody ilay olona.Sa tsy maitsy mihinana? Raha tsy ampy iron indray na vy ve no filaza azy... tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:20
xxx ( 02/02/2007 15:14)
raha izaho manokana aloha momba ty lalana tsy mahazo mifoka sigara ity dia anisan' ny faly , c' est vraiment domage ho an ' ny mpifoka anefa . Miala any antrano avy nandro madio tsara , na ny akanjo a... tohiny
novalian'i tolona ny 10/04/2007 01:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0866