INONA NO TENA FANAFODY MONY E?

1. DONGAKA ( 17/12/2006 21:52)
Somary misy mony ny havanareo ka inona no tena fanafodiny ary inona no manĂ la ilay tasy maintimainty iny avy eo.Misaotra mialoha
novalian'i Fiffi ny 18/12/2006 06:20
2. Zina ( 17/12/2006 22:30)
Aza mihinana zavatra matavy, misotro rano betsaka hanala ny toxine
3. Zina ( 17/12/2006 22:30)
ataovy ary @ fahasalamana ity
4. malalatinasoa ( 18/12/2006 04:53)
Lehilahy klou enao sa vehivavy?
Aza manapotsitra mony fa manjary misy trace rehefa avy eo.

Sasao sy traiteo maraina sy hariva ny tarehy @ produit adapte @ tarehinao. Manantona dermatologue na estheticienne fa aza manaonao foana raha tsy fantatrao ny type de peau anao.

5. Fiffi ( 18/12/2006 06:20)
lahy izy kah ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1886