Fahasalamana

ainaheri ( 04/03/2006 11:23)
Voatily tao Suede fa nahitana lay aretina :la vache folle,ny omby tao efa tsy hay intsony izy ity!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:20
sarobidy ( 01/03/2006 05:52)
De mampalahelo ange r'reto le olona voan'le tazo fa tena k.o herinandro fara faha haingana.De tsy hay tsony zay marina we dengue ihany ve lou le izy sa zany tsikongonia zany e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:21
LazaRandri ( 28/02/2006 22:54)
Tanisao avy ny karazan'aretina mety hitranga amin'ito sary tany Tamatave ito. [img]http://www.lexpressmada.com/img/illu/ill20062802_2.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:22
Veloo ( 28/02/2006 14:32)
Manomboka betsaka mihitsy ity allergie ity ka inona ry reto no mba fanafody natoraly azo ampiasaina, na inn no sakafo tsy tokony ho hanina?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 12:23
fijo ( 24/02/2006 20:03)
hitako tamin'ny vaovao androany,fa nahazo ivontoerana fanaovana "dialyse" ny ao befela.vaovao tsara izany,ka arahabaina. ny fanontaniako dia izao,mba azonareo azavaina ve le momba sy fanaovana azy o?... tohiny
novalian'i tsiahi ny 21/05/2006 18:21
isrine ( 24/02/2006 12:38)
Mampijaly rehefa tratrany, ary toa tsy misy fanafody mahasitrana azy, nefa koa dia tsotra ihany de mahafaka azy. Fomba 2 no azo atao, somary mitovy2 ihany. Ny tanjona dia ny haha-// ny tanana sy ny t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2006 04:02
ainaheri ( 16/02/2006 13:04)
Grippe aviaire,manenika ny asia sy eropa ary ihiditra atsy ho atsy Afrika dia mikaroka fatratra ny manampahaizana mba itadiavana ny anti virus zay efa nisy nahita,nefa vao aretina vao haingana!! Mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:18
maelys ( 14/02/2006 07:15)
efa ela aho no nanao solomaso satria myope, mba te hanandrana hanao lentille aho ka mba saika hanontany hoe inona no côté positif sy negatif ny lentille! mety hanaovana lentille daholo ve ny areti-... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:19
Veloo ( 13/02/2006 20:26)
Inona ry reto ny aretina azo @ sira rehefa mihinana sira betsaka e?:wink: ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2006 03:41
vale ( 11/02/2006 14:25)
manahona daholo ô!!! saika mba hanontany ange hoe inona avy kay ny soa azo avy amn'ny fihinanana tantely? dia sao de misy voka-dratsiny koa nefa..? mety mahasolo ny siramamy ve ny tantely (raha olona... tohiny
novalian'i pavy ny 11/04/2006 05:02
LazaRandri ( 11/02/2006 00:13)
- Inona avy ireo dingana arahina raha te hampiditra fanafody hafa ankoatran'ny mahazatra antsika eto an-toerana? - Tsimaintsy "pharmaciens" voasoratra eto Madagasikara ve vao afaka manao izany sa m... tohiny
novalian'i Veloo ny 12/02/2006 00:07
fasaly ( 09/02/2006 20:26)
izaho tsy dia mihinankanina be fa raha vao taitra ka mihinana de tsy ankijanona fa ny hitady ho hanina foana.......boulimie ve zany sa signe na boulimie????... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 13:06
angorodaona ( 07/02/2006 06:55)
manahoana te ametra -panontaniana izao moba ny fomba atao mba analavana sy anaovana bebe kokoa ny filahiko inona ny hevitra tokony ataoko misaotra ... tohiny
novalian'i slf2016 ny 14/03/2016 02:48
eprom ( 06/02/2006 05:30)
Tsy fantatro na le tsikongona avy any la Reunion io tazo io na tsia fa ny fantatro de mahery be io tazo io eto Toamasina. Omaly de efa nisokatra daholo ny fivarotam-panafody fa tsy navela ho an'ny mpi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:12
Fiffi ( 04/02/2006 05:40)
OLANA EO AMIN'NY FIFANDRAISANA. Eo @ mpivady rehefa tsy mifandray ny tadin-dokanga dia mampiato ny filàna sy ny faniriana izany , na mitohana tanteraka mihintsy aza. Ny lehilahy moa @ ankapobean... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:13
jentilisa ( 30/01/2006 13:59)
Fantatrareo ve fa misy aretina avy any La Reunion tonga ao Toamasina ao amin'izao fotoana izao, 70 sahady no marary aminy ankehitriny, tahaka ny tazo hono izy izany! tato no nahitako azy aloha! http... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 04:15
bichette ( 26/01/2006 08:16)
salama, mety daholo ? ahoana no ahafantarana fa misy kakana ny olona iray ? :-*... tohiny
novalian'i rapala ny 07/04/2006 06:23
adidy ( 25/01/2006 16:20)
Faly miarahaba ny rehetra! Fantatro fa ny ankabeazantsika midinidinika eto dia tia ny fitsaboana ara-voajanahary daholo! Ka ahoana ny hevitsika @ amaroli na urinothérapie! Indrindra fa isan'ny mpamak... tohiny
novalian'i fijo ny 22/03/2006 21:39
bichette ( 24/01/2006 09:39)
tato ho ato ny ratsatanako mangatsiaka nefa ny tenako tsy mahare mangatsiaka. Ny sandriko iny koa toa ngolingoly , inona no antony ? misaotra tompoko... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 04:51
era ( 04/01/2006 20:23)
salama daholo. mitady adiresina dokotera mpanao didim-poatra mahay sy efa za-draharaha eto amin'ny hopitalin'ny region parisienne anie aho raha mba misy mahafantatra ianareo azafady e. Mila tena mita... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 21:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8361