Fahasalamana

Vahinala ( 31/12/2005 13:19)
Araka le efa voalazako tao am dinika mikasika ny angadrano io d tena feno ny lohako ary tena mijaly be satria mangididy d mihotra d avy eo maradratra daholo ny hodi-dohako. D ny tena olana koa d izao,... tohiny
novalian'i Falzar ny 10/04/2006 10:53
diamondra27 ( 29/12/2005 06:14)
nanao ahoana ny tohin'ilay formation natao tany dago momba an'io? Fangaha tsy efa nisy an'io taloha sa hafa le anarany taloha ?... tohiny
novalian'i watafon ny 17/05/2006 13:49
xxx ( 20/12/2005 12:35)
Mba toroy fanafody angadrano nandramanareo namana ka nahomby hoe fa mahaliana ahy be le izy!... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:25
rasapeta ( 20/12/2005 09:02)
Miarahaba antsika rehetra eto ! Naika mba angataka soso-kevitra raha mba misy manana. Bevohoka aho izaho ary misy mony, efa nisy mony foana izaho na t@ mbola tsy bevohoka aza. Nihevitra aho hoe ho af... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:25
mll ( 10/12/2005 20:15)
Manaona daoly , araka ny sujet io de efa nandefa le sujet momba lay olona voan'ny cancer any dago ka mila fanampina eo @ 7000E za tany aloha tany efa tsy maninona lay marary fa voatery mividy an'ilay ... tohiny
novalian'i watafon ny 14/12/2005 18:01
naina10 ( 08/12/2005 05:50)
manao ahoana daholo, mba mangataka hevitra @nareo fa efa 1 taona zay no nitadiavako zaza,de zao zaho vao bevoka faly be aho nefa tena matahotra be indray, ny mampatahotra zaho dia ahoana kay fomba fi... tohiny
novalian'i fijo ny 19/01/2006 20:22
xxx ( 04/12/2005 19:22)
sao d mafantatra zavatra na fanafody mampitaraiky regle nareo fa sur aho fa tonga ny regle @ reveillon nefa za manana programme andeha toerana lavitra ka mahakamo b ilay izy! ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 20:39
xxx ( 04/12/2005 19:20)
vao 5volana izay za no nametraka sterilet , t@ 1volana aloa d tena nisy fihatraikany b tamiko ilay izy fa mandeha b ny regle sady ela b vao vita , d faha 2 volana indray mandeha fa lasa misy muquese h... tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2006 21:28
jentilisa ( 03/12/2005 14:56)
dia hitako amin'ny gazety io. dia natao hamihorohoroana ve ny gazety gasy sa...raha izany ny marina dia vehivavy dimy isan'andro ka miteraka izany anie no efa misy sida e!... tohiny
novalian'i HERMA ny 15/05/2006 04:50
sambatra ( 01/12/2005 11:11)
Tao amin'ny "tribune de Madagascar" no nivoaka ity lahatsoratra ity ka ahoana ny hevitrareo? Tsy ho zava-baovao velively amin’ny mpamaky ny fandrenesana sy ny filazana fa “ hain’Ingahy... tohiny
novalian'i HERMA ny 15/05/2006 04:28
fijo ( 30/11/2005 21:37)
vaovao henoko androany.aty frantsa izao dia azo hitsaboana tension ny viagra,satria hono mampisokatra ny lalandra;ka manome lalana tsara ny ra hakany amin'ny fo. hummm ka hanoa akory izany izao izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2005 19:34
tiam ( 30/11/2005 06:07)
misy olona izany ato an-trano toy ny voly sy misy manindrotsindrona ny lohany midina tongotra roa raha tany @ dokotera dia nilaza izy fa tsy ampy vitamineB nefa mba lasa ihany ny saina sao tsy dia ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2006 20:04
jentilisa ( 26/11/2005 08:58)
Niteny tamin'ny radio an-telefonina indray i Zaraniaina. Nilaza izy tamin'izay fotoana izay fa any Japon amin'izao fotoana izao. momba ilay fanafody amin'ny sida moa no nolazainy. Malahelo izy fa tsy ... tohiny
novalian'i aina2017 ny 17/03/2017 10:36
xxx ( 24/11/2005 20:47)
misy fiantraikany ve ny pilule eo amin ny vatan ny vehivavy na zay mampiasa azy??... tohiny
novalian'i peta ny 05/01/2006 11:35
babalahy ( 18/11/2005 14:59)
Tsy fantatro na efa nisy nanontany ity aretina ty teto fa mangataka toro-hevitra avy amin'ny namana azafady.Misaotra betsaka. ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2005 19:39
jon ( 16/11/2005 16:48)
inona no mahazo ahy ! rehefa mandeha lalana teritery za dia milamina tsara ny fandehanako ; fa rehefa mandeha amin'a lalana malalaka ;indrindra fa amin'ny arabe dia manahy mafy sao lavo otran'izany... tohiny
novalian'i fijo ny 09/12/2005 04:36
dah ( 15/11/2005 18:58)
sao mba misy mahalala ny fanafody mahasitrana vitiligo azfd... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 04:34
danibe ( 10/11/2005 21:06)
hopitalim-panjakana hono, tao A/be no niseho ny tantara, tena marina nitondra ny zaobaviko tao aho fa nanao sarotra izy tamn'zay dia voatery nodidina. vao tonga aloha dia efa takina aby ny zavatra re... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2005 22:58
diamondra27 ( 10/11/2005 17:12)
ahoana ny tena fitsaboana haingana ankoatran'ny fanaovana la marche... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 04:52
jentilisa ( 09/11/2005 07:20)
Tena mampihoron-koditra ny mandre ny fanalan-jaza eto Madagasikara na dia voararan'ny lalàna aza izany. Be ny manao nao foana ny vehivavy tsy te-hitondra vohoka ary manao fandaniam-bola mihitsy az... tohiny
novalian'i fijo ny 17/01/2006 21:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0634