Fahasalamana

zefalah ( 05/08/2005 16:58)
inona no zavatra atao mba ialana @ sida? satria efa tsy misy fanafody iany.. de inona no atao mba elana @ io aretina mafaty io?... tohiny
novalian'i xxx ny 04/10/2005 09:23
doris ( 04/08/2005 08:53)
manao ahoana daholo inona no famantarana miseho amin'ny olona voan'ny cancer du sang, ka mahatonga azy hanantona mpitsabo? maharitra hafiriana ny andro sisa iainan'ilay olona voany amin'ny ankapoben... tohiny
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:00
isrine ( 26/07/2005 13:38)
Inona no sakafo misy vit B9 e?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:24
ftma ( 21/07/2005 08:30)
mba saika hanontany aho hoe efa nampiasa argile verte ve ianareo? mahasitra 150 aretina hono, nisy nandefa aho mantsy nefa tsy sahy mampiasa. ... tohiny
novalian'i fijo ny 28/07/2005 21:25
aliotsy ( 20/07/2005 09:01)
aona avy no fisehony dia ny fanafodiny ? ny voasary makirana ve no tokony hohanina betsaka sa ny tantely... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2005 22:32
bichette ( 19/07/2005 15:24)
misy karazan'olona mahery fofona, àsa na inona no mahatonga an'izany, dia inona no asaina ataon'ireny olona ireny, ilay izy tsy hoe voatery hoe fofona tsemboka ary tsy fofona tsemboka fa ilay vatan'... tohiny
novalian'i Veloo ny 22/09/2005 20:16
Rambofrau ( 18/07/2005 15:07)
hitsinjovana an'ireo vhv bevohoka mba tsy ho tratran'ny fausse couche????? Fa inona marina ny mahatonga azy io eh?????? misokatra ny adihevitra... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:55
ari.malala ( 18/07/2005 13:06)
mba mangataka fanazavana azafady fa zao le cas mitranga, tsy tonga ny fotoana nefa manao signe ohatrany ho avy zany, marary b ny bas ventre sady mamatovato ny nono. EFa mparary refa tonga fotoana (rè... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2005 22:33
isrine ( 17/07/2005 09:02)
Ny persil hono no ahitana vit C bebe kokoa noho ny orange? ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2005 21:52
xxx ( 14/07/2005 19:18)
salut daholo ô! izaho rehefa reraka n... tohiny
novalian'i ttittie ny 25/09/2005 16:58
isrine ( 03/07/2005 08:41)
Misy milaza fa azo atao tsara ny manao regime alohan'ny hahabevohoka, araka izay tiana na lahy na vavy. Koa misy mahalala ny à izany ve? Misaotra o!... tohiny
novalian'i fijo ny 27/07/2005 20:29
bichette ( 16/06/2005 09:54)
mba lasa saina ihany aho hoe ahoana ny endrika hisehoany amin'ny voalohany ? misy fanaintainana ve ? efa hahita ol voany ve ianareo ka tena hoe sitrana tanteraka ? dia faritra inona no voany inty a... tohiny
novalian'i bodo14 ny 26/09/2014 14:50
bichette ( 26/05/2005 13:56)
manezaka ihany misotro rano ara-dalana fa tena tsy mety tsemboka mihitsy na dia reraka sy avy manao sport aza, inona no antony ? ary sao dia mamparary izany ????:roll::roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2005 21:50
sakapiso ( 18/04/2005 14:35)
inona avy no mahatonga ny stérilité?inona no tokony hatao?... tohiny
novalian'i ktapo ny 11/11/2005 05:18
hery ( 18/04/2005 06:41)
(hafatra nalaina tao amin'ny serasera@yahoogroupes.fr http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/ ) Miarahaba antsika rehetra, Mba mila fanampiana avy aty aminareo aty andafin'ny riaka ny tenak... tohiny
novalian'i sheran555 ny 21/07/2005 14:51
radriana ( 15/04/2005 10:54)
Mba mila vonjy ilay namako izay e, Atao mariazy atsy ho atsy nefa tsy antonina intsony ny akanjo satria efa elaela ihany no novidiana. Any dago any toa malaza misy zavatra hosorana sa hohanina izany... tohiny
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 06:21
ari.malala ( 14/04/2005 13:20)
Miarahaba ny rehetra, inona kay ny traitement ny hemorroide? Za aloha tsy mihinana sakay satria ef anodidiana appendicite vao t@ herintaona. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2005 19:59
routa ( 30/03/2005 12:19)
mba mandehandeha tokoa aho an-trano ary tspako fa tena miasa daholo ny vatako rehetra nefa tahaka ny tsy ampy sport zany ny tenako ... tohiny
rurik ( 24/03/2005 08:47)
saika mba hanotany aho hoe . inona angaha no mahatonga ny manonofy lava mety misy resaka tsy fahasalamana ve sa ahoana?... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:35
naritsimba ( 10/03/2005 11:10)
Miarahaba antsika namana rehetra. Asa raha misy firy ny Dokotera ato amintsika namana ato fa misy soso-kevitra ity: Ho avy ity ny ririnina koa asa raha afaka manantanteraka isika ny @ hanaovana ha... tohiny
novalian'i betty ny 26/03/2005 20:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0902