Fahasalamana

xxx ( 05/07/2006 08:05)
tsy misy risque ve ny fampiasàna tampon? ... tohiny
novalian'i Rice ny 27/08/2006 02:02
xxx ( 30/06/2006 07:09)
inn no mahatonga an' le mamoaka rivotra maloto ( mangetotra ) foana ? inn no antony ? inn no tokony atao hisorohana azy ? izaho d matetika voan' io ary tena tsy tàna tokoa, sady miha-lasa habitude, i... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2006 20:02
iaviantsoa ( 28/06/2006 05:10)
Inona kay rireto no mahatonga ny somongodolo sa somongobolo le hitanareo ilay @ lohatanana t@ mbola kely dia ohatran'ny miongotra ny hoditra @ lohatanana ?... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2006 17:59
booboo ( 22/06/2006 14:01)
Sao misy afaka manoro ny raha tokony hataoko mandra-pandehako any @ doko kay azafady ? Ndraindray mivonto ny tongotro dia refa avy teo dia ngoly ohatra misy vitsika kely be dia be ny sandry iny dia mi... tohiny
novalian'i fijo ny 14/07/2006 18:00
sipagasy ( 16/06/2006 15:44)
manao ahoana daholo aloha e! mba saika hanontany aho fa efa mafana indray moa izao ny andro aty frantsa ka miverina ihany koa ny moka sy ny bibikely isan-karazany, ny fanontaniako dia hoe: inona ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/06/2006 19:24
iaviantsoa ( 16/06/2006 04:56)
ahoana ny fahitanareo izany, zany hoe le zavatra lavalava miforiporitra iny ve no mpitahiry ny aretina sa ahoana, henoko t@ journal RTA manko io ka somary gaga ihany aho.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:04
ravakamalala ( 13/06/2006 09:33)
Tena tsy haiko mihitsy izay mahazo ahy ity fa tena manao tandimerina be foana aho isan andro. Na mafana na mangatsiaka, na mihinan kanina na tsy mihinan kanina. Dia misy "bouton foana mivoaka amin ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:11
xxx ( 08/06/2006 06:59)
nattao resaba mihitsy ny ady atao @ fifohana sigara: affiche etsy, spot tele eroa izay samy mampitandrina ny voka-dratsin'ny sigara ho an'ny olona mifoka sy ny manodidina azy. fiatsaram-belatsy ihany ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2006 21:49
MTN ( 06/06/2006 11:51)
Izany hono rehefa voan'ny amiba indray (ilay kankana kely dia kely ao amin'ny tsinay) dia tsy mety afaka tanteraka intsony? Manalefy azy fotsiny hono ny fanafody?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:10
saharoy ( 02/06/2006 10:41)
:D mba fantatrareo moa fa ny nify ratsy dia tsy ahazoana sipa manja. Inona ary ny tokony hatao e?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:06
havanan ( 02/06/2006 08:14)
Amin'ny ankapobeny dia rehefa mafana ny andro dia betsaka ny olona tapaka lalandra. Ireny olona ireny ve efa manana tension ambony mihitsy sa ny olona rehetra dia mety ho tapaka lalandra tampoka na ts... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:07
isrine ( 31/05/2006 12:15)
Taloha dia be ny mpilaza fa mampangovingovitra ny kafe. Asa na noho ny habetsaky ny sotroina isan'andro na inona. KAnefa ankehitriny za mahalala olona, ary tsy iray fa betsaka, tena mpisotro kafe ( ts... tohiny
novalian'i saho ny 12/08/2006 12:48
LazaRandri ( 30/05/2006 22:25)
Misy assureurs vahiny manana solo-tena eto Madagasikara ve? Ohatra hoe raha misy olona any ivelany any te andeha aty Madagasikara dia any izy no mandoa assurance maladie. Kanefa mitovy amin'ny any ih... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:49
pissoa ( 30/05/2006 12:18)
Ahoana kay mou no fampiasana ilay tantely sy voasary makirana io rehefa marary tenda be sy mikohoka be? Indrindra le feo tsy mety tafarina e. Dia sao misy fomba hafa ialana amin'io fa tena giravy n... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2006 20:12
vola100 ( 30/05/2006 10:22)
manao ahoana daholo! sao mba misy mahalala hopital tsara sy ampy fitaovana ary gynecologue mahay eto Tana ianareo? fa ny cousine-ko dia bevoka efa 7mois, ka hita fa mila fanarahana maso akaiky ka to... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2006 12:15
cutie ( 28/05/2006 01:12)
jereo eto ny origine : http://news.bbc.co.uk/2/hi/health/5012268.stm ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/06/2006 12:43
zah ( 26/05/2006 13:26)
Ity koa fanaoko anakiray, ary vao nataoko t@ herinandro dia vao natoroko olona t@ w-e teo ka nahagaga azy : maka tongolo gros oignon 2 de voasana. Manaikitra maso hoy isika fa ny tena tsara dia ilay f... tohiny
novalian'i velosoa ny 05/08/2006 10:54
isrine ( 25/05/2006 14:00)
Raha toa ka voan'ny sery, zany hoe reny mitsory be ireny ny lelo dia ity ny fomba tsotra atao. Alona @ rano mamay izay tanty ny tongotra eo @ 10mn eo, ary misotro dite, zany hoe mafana zany e. Ary ton... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 04:16
Fanja1 ( 23/05/2006 13:43)
[b]Les maisons aussi[/b] L'air que nous respirons dans nos maisons est vicié... de l'intérieur. Les premiers résultats d'une étude de l'Agence de l'environnement et de la maîtrise de l'énergi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 04:18
diamondra27 ( 21/05/2006 19:00)
tena mila mahalala kely an'io aho fa hanao "étude de cas" tsy ho ela, sao misy afaka manampy merci... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1017