mere porteuse

1. kalosoa ( 29/08/2006 12:30)
azo atao ve mitady mere porteuse eto madagascar sa tsy ekeny lalana na fecondation in vitro??? misaotra ny valinteninareo mialoha
2. tywa68 ( 29/08/2006 14:05)
Inona moa no tsy azo atao rahefa misy takalony omenao(vola)? ;-);-);-)
3. Fiffi ( 29/08/2006 14:41)
kalosoa:
azo atao ve mitady mere porteuse eto madagascar sa tsy ekeny lalana na fecondation in vitro??? misaotra ny valinteninareo mialoha
mbola


4. Fiffi ( 29/08/2006 14:42)
lasa le valiny nefa mbola tsy feno :x

Mbola tsy naheno aloha zah hoe misy lalana mikasika an'io an!
5. fijo ( 29/08/2006 20:09)
raha ny lalana any aloha,toa tsy mbola mamela an'io ka
6. kalosoa ( 30/08/2006 11:40)
misaotra ny valinteninareo.Ny fanaovana azy ve azo atao eto m/car (hopitale sy dokotera) raha toa ka mahita vehivavy manao mere porteuse na fecondation in vitro?efa naheno olona nanao ve ianareo? misaotra mialoha ny valinteny, fa tena tiako ho fantatra mafy
7. fijo ( 30/08/2006 20:46)
izay fiovan'ny lalana any aloha tsy arako,fa taloha ,raha vao resaka olona(aina)dia voararan'ny lalana gasy.
8. watafon ( 31/08/2006 06:35)
za aloha mbola tsy naheno e! ary tsy mahafantatra loatra ny lalàna mikasika an'izay e!
9. papounette ( 31/08/2006 07:41)
Angà moa tsy maintsy ampahafantarina ny fanjakana malagasy?Fa rehefa mifanaraka tsara fotsn de efa mety.Asa....
Eny e!somary sarotra alo @ foto-pisainana malagasy zany!
10. kalosoa ( 31/08/2006 10:37)
misaotra @ valinteninareo,mety misy dokotera ve afaka manao ilay fecondation in vitro na mampiditra azy @mere porteuse ve?tsy miresaka lalana aho.fa raha ohatra atao vola hoy ianao.misaotra mialoha @hevitrao
11. booboo ( 31/08/2006 10:49)
Refa manana ny fitaovana izy dia ié. Ny fahafantarako ny FIV, raha aty Frantsa a, dia mety haverimberina matetika ny raha fa tsy hoe in-dray mipalaka iny dia ao zany ( raha ny fahazoako ny tenin'i gynéco-ko ), alohan'io koa nefa mbola misy examen maro beeee atao @ ilay vehivavy. Amam-bolana vao tena raikitena ny FIV ara-bakiteny dia avy teo mbola manao suivi maromaro koa araka ny fivoaran'ny grossesse. Ary tsy mora fa mandreraka vatana sy saina rehefa tsy ao intsony ilay faharetana miandry hoe tafapetraka soa ilay oeuf fécondé. Dia lafo velona beeeeeeeeeeeee ary tsy remboursé zato isan-jato ( dans les 1000 euros et quelques tafiditra ao aby ny fanaovana analyses sy ny tariny ary mandra-pitenin'ny gynéco hoe any @ salle d'accouchement tsika mihaona ). Tsy vazivazy io fa tena izy.
12. tywa68 ( 31/08/2006 14:05)
tsy aleonao tonga dia manantona an'ilay gynéco spécialiste @izany stérilité etc ... resaho azy tsara fa izy no mety hahitanao solution ! :wink:
13. kalosoa ( 31/08/2006 19:29)
misaotra akia @valinteninao. any m/car angaha io gyneco teneninao io sa aty france?
14. booboo ( 01/09/2006 07:12)
Zà ve no anontanianao ? raha zà dia aty Frantsa. Na izany aza, tsy maintsy hanadihady klou ny gynéco na zay doko hatonina @ ireny dia avy teo izy na hanaiky na araka tenin'i Tywa68 hanoro anao fika hafa.
15. tywa68 ( 01/09/2006 09:58)
=D=D
16. fijo ( 01/09/2006 20:54)
kalasoa an,marina tokoa fa hafaka manao fifanarahana manokana.contrat ianao sy ilay olona hitondra azy.fa amin'ny lalàna gasy wa raha vao resaka mikasika ny aina,dia imoraly izay,ka na misy aza io contrat io,dia tsy misy vidiny,ka dia ny "principe ny enfant endormi" no miasa.izany hoe le miteraka azy no reniny.
17. adidy ( 04/09/2006 21:25)
kalasoa: tandremo ihany fa raha tsy reny adala ka hahafoy ny nentiny , indrindra raha any Dago, na dia tambazanao vola aza izy, mety hifototra aminao izany satria na ramose aza mety manaraka avy eo!!
18. fijo ( 05/09/2006 21:07)
adidy an,aza milaza hoe reny adala,fa io arakaraky ny fivelaran'ny sain'ny tsirairay.misy manaiky satria te hanampy,ka diso ve izy?
fa raha any amintsika aloha,dia mbola zavatra vaovao izany ka sarotra be ihany
19. watafon ( 06/09/2006 18:21)
za aloha mbola tsy naheno dr Nanao an'io FIV iotaty e! fa sarotra no hahita olona mety hanaiky an'izany!
20. fijo ( 06/09/2006 20:00)
mety ahita ihany letsy e,fa mila deviation juridika be.izany hoe mila atao akama ny mpampiteraka tsyhilaza fa i X no niteraka azy,ary rehefa manao filazana fiterahana koa,tsy atao fantatr'ingahy mera mihintsy fa X no namoaka ilay zaza fa manjary lasa mivadika halajaza io avy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3003