Politika

Jaomalandy ( 05/04/2005 11:55)
Karakory tsiaby, I ngahy io kara miveritry gasy olo lefaka, fôka, adala. Izy kô izy tsy nangalatra ino fô ataony an-dafy any. Tsy azoko manino izy atao hoe exilé politique, sa nisy olo nifor... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:35
sechat ( 25/03/2005 09:55)
Ahoana marina moa ny fandehan'ny lalàna any amintsika @ resaka fifampidiran'ny raharaham-panjakana sy ny raharaha ataon'ny mpitondra (affaires perso sy public). Mba tsy hisian'ny disa2, ny fanararaot... tohiny
novalian'i sechat ny 06/04/2005 09:56
milliara ( 22/03/2005 23:04)
[quote=gazety]Tena tsy misy Malagasy mahavita ny asa nampiantsorohana an’ireo vahiny ao amin’ny Lufthansa Consulting nampitantanina ny Air Madagascar ve eto amintsika? Ny iray amin’izy ireo ihan... tohiny
ravatorano ( 18/03/2005 12:27)
Fanitsiviny izao no nisy fanovana io governemanta Sylla io ary dia tamin ity farany ity dia Ingahy praiminisitra Lefitra mihitsy no nisaorana fa nahavita ny adidy nampiandraiketina azy. Gagagaga ihna... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 20:04
xxx ( 16/03/2005 20:17)
Ity mba misy fanontaniana manitikitika ahy. Tena tsy mahafantatra mihitsy aho no mahatonga ahy hanontany fa tsy hoe manenjika be fahatany. Ankoatry ny "asany" voalohany (=manambady, mikarakara vady... tohiny
Tanala ( 14/03/2005 19:24)
Tao anaty 2 taona sy tapany nitondran'i Ra8, mba lazao hoe hotran'ny ahoana ny fampandrosoana tokony ho natao tao Dago? Tadidio hoe nisy crise 6 mois ny barrage économique, ny pont tapaka sns. Nisy... tohiny
hery ( 12/03/2005 09:36)
Voalaza sy dradradradraina amin'izao fotoana izao fa zo ny mitokona. Dia misy alibi matanjaka be hoe ry RAvalo dia io no nahatafita azy eo amin'ny fitondrana... Fa tsara tokoa ve ny fitokonana anefa? ... tohiny
novalian'i Briann ny 21/03/2005 07:27
intelligenzia ( 12/03/2005 02:01)
Misy ireo manana tanjona tsara tahaka anao sy tahaka antsika namana, te hiainga @ hoe fa inona ihany no manjo an'i Madagasikara, be ireo mahery fo, betsaka ireo manampahaizana, ny tany lazaina fa mana... tohiny
novalian'i fatsoraly ny 15/03/2005 04:27
naritsimba ( 10/03/2005 07:55)
Salama daholo indray e! Niarahantsika nahalala ny kabary nataon-dRavalomanana ny @ anapahana ny karaman'izay rehetra mitokona na dia voalaza ao anatin'ny lalam-panorenana aza ny zo hitokona ara-tse... tohiny
novalian'i kamifefe ny 26/04/2012 11:41
xxx ( 09/03/2005 02:58)
- nofoanana ny ampahan'ny trosa. Ny tompom-bola no nanao izany satria misy fifanarahana tao: domiko tapany handoa erany. - Novidiana sy kojakojaina lafo ny fiaramanidina: entina manenji-body - M... tohiny
novalian'i manjary ny 21/04/2005 10:44
Tanala ( 05/03/2005 12:36)
Hafahafa mihitsy ny zava miseho ankehitriny toa mihamaro ny mpanao politika manohitra. Io ny ahy no zavatra nandrasako, ra izaho aloha de tsy hino mihitsy hoe fitiava-tanindrazana sy fitsinjovana ny ... tohiny
novalian'i Tanala ny 16/03/2005 17:50
ravatorano ( 04/03/2005 06:30)
Raikitra ny greve atsy mandeha koa ny ary. Greve syndicale ireo. Ny mahagaga dia izao raha vao misy resaka grevy dia milaza avy hatrany ny fitondrana fa mamofopofona politika na koa we greve politik... tohiny
novalian'i bendrina ny 14/04/2005 16:38
hery ( 24/02/2005 08:23)
Atahorako ho lasa fika vaovao hanambakana vahoaka indray amin'izao fotoana izao ilay hoe [i]Izahay anisan'ny nanohana an-dRavalo tamin'ny fifidianana... fa izao leo[/i]... Aiza moa ny porofo amin'izan... tohiny
xxx ( 15/02/2005 08:54)
[b][u]Norbert Ratsirahonana, à Antsirabe:Ras-le-bol contre le régime ![/[/u]b] [i]"[b]On a honte de notre choix ![/b]”. La phrase a été entendue, samedi dernier à Antsirabe, à propos de l’... tohiny
ra8mbandana ( 11/02/2005 23:40)
Minia tsy mijery ny fahantrana ny mpitondra. Ny fifanarahana mety natao tany USA ve mampiditra vary indraim-bava ho an'ny sarah-babem-bahoaka? Sa fifanarahana ahazoan'ny orinasa an'olom-bitsy tombonts... tohiny
novalian'i lyndah ny 11/03/2005 13:51
joda ( 09/02/2005 13:33)
dia ny teo ihany ny teo ary toa vao maika aza miha pire ny fiainan'ny gasy.....i sarah dia mitovy toetra @ i sophie il parait fa tsy mahatamàna ny ao @ mbs i dada manana ny magro... tohiny
rambo ( 09/02/2005 01:20)
EXPRESS DE MADAGASCAR “Mitovy ny orinasa Procops sy ny Magro”, hoy Daniel Ramaromisa Tsy re feo tato ho ato ny filoha nasionalin’ny Vahoaka vanona sahy vonona (VVSV). Ity antoko ity moa di... tohiny
nikopol ( 04/02/2005 11:34)
Réconciliation nationale : ny hevitrao? Ilaina ny firenena ve io sa tsia ? Nahoana ? :roll: ... tohiny
kavitra ( 01/02/2005 16:47)
Mba tadidintsika ve ny fampielezankevitra nataony filohatsika tsy hovoantanisakodaholo fa ireto misy vitsivitsy "hoavy tsihoela ao antokantranonao aho" ary koa nyany filoha taloha "raha tsy zaho no la... tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/02/2005 17:08
kavitra ( 01/02/2005 11:14)
hono mba fantatrao ve ny nataony fatsay tamin\'ireo malagasy hanafaka ny madagasikara indridra fa ny tao Moramanga fa dia nampiseho ny fahabibiana sy ny fitiavantenany ny firenena Frantsay nefa ny mah... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2005 20:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 3.9846