Politika

tsilan ( 22/05/2004 22:34)
Mba fanontaniana iny ny ahy an 29 taona lasa izay dia nisy Rangahy nitabataba fa paradisa Sosialista ny taona 2000. Tonga ny taona 2000, moa tsy fahantrana Sosialista no nitranga. Tonga ny taona 199... tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 22:23
mangakely ( 22/05/2004 13:31)
Tsy dia mazava ary tsy dia misy antony loatera ny fahatongavan'andriamatoa Abdoulaye Wade eto Madagasikara.... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 20:07
joda ( 20/05/2004 07:24)
tokony hitandrina ny mpitondra... tohiny
novalian'i rixes ny 10/08/2004 06:59
tsilan ( 20/05/2004 01:31)
Amin'izay mantsy mba hita tokoa fa misy mpitarika ny Tanana fa tsy hoe izay tian'ny mpanam-bola no atao. Sady mba manome hery ny vahoaka ny fahita fa misy mpitarika izy eh, na sarotra aza ny ady. Ko... tohiny
novalian'i cutie ny 01/06/2004 17:34
ravatorano ( 17/05/2004 06:31)
MitokoSECES,ny Magistrat eto Tanà ary dia tsy manao service minimum izy ireo amizany fa dia tena mihevitra ny hanafoana ny birao mihitsy.Ny minisitry ny fitsarana anaefa dida nilaza fa manan mauvaise... tohiny
novalian'i fijo ny 20/05/2004 00:03
shinshan ( 10/05/2004 09:58)
tsy tokony ho ferana àzay ve ny isan'ireo antoko politika eto amintsika e. tokony ho havahana ny antoko sy ny fikambanan-kevitra(salon de discussion,na debat) tsy hitondra ho aiza. manana andraikitr... tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 20:26
ravatorano ( 04/05/2004 12:42)
Nilaza ny Filoha Ravalomanana omaly fa tsy eto Madagasikara ihany no misy ny fisondrotry ny vidim piainana fa saika manerana an izao tontola izao mihitsy. Misy marina izany saingy ny fiantraikany any... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 00:24
saho ( 24/04/2004 13:57)
Ny ahy aloha no tena zavatra lehibe eo @ firenena iray dia hoe inona no taringetra hotratrarina. Misy isankarazany ny safidy na eo @ resaka économie aza. Tokony hovana aloha ny systeme taloha indrind... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2004 22:01
fijo ( 21/04/2004 20:34)
raha namaky ilay sosokevitra nitranga avy amin'io fihaonana io aho dia hitako fa tsara ilay izy ary mety handravina zavatra.koa inona marina no antony tsy hankatoavan'ny TIM sy AREMA azy io? aleo ve ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/05/2004 00:25
ikaretsaka ( 21/04/2004 18:29)
Mba fanontaniana kely fotsiny: Nony vita ny crise 2002 ka lasa nandeha any ivelany ry Jamba.. dia nilaozany ambodiatafana.. inona sisa no tavela ao? iza no tompony izao? dia inona no zavatra azo a... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 22:04
fatsoraly ( 19/04/2004 19:35)
Raha miroso manao politika aho dia firy isan-jaton'ny namana no hanohana?... tohiny
novalian'i oully ny 23/04/2004 13:43
xxx ( 12/04/2004 15:26)
taiza no mbola nisy vola gasy nitotongana ohatr'izao raha tsy t@ity andron'i ravendrana ity io ve tsy fitaka ohan'ny malagasy aza romotra raha fanatika ianao fa mba hevitra ny ahy ,sa ahoana ?... tohiny
novalian'i alz ny 19/04/2004 15:26
peluche ( 02/04/2004 12:00)
Ahona ny hevitrareo @ politika ny bush hiadivana @ terroriste?tsy zay fotsiny fa ny politiqueny iray manontolo mihitsy?... tohiny
novalian'i ramaso ny 14/04/2004 05:01
fitsipika ( 01/04/2004 09:19)
ahoana ny hevitrareo momba ny dinik'i hasina omaly tao@tele omaly . aleo ny merina indray no hitondra. amiko aloha dia metyt iny teniny iny satyria aleo mba merina indray no mba hitondra fa tsy hoe c... tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2004 16:41
ravatorano ( 30/03/2004 11:54)
Olona eo amin ny telo arivo teo no nanaraka ny fanehoakevitra izay nataon ny crn tany toamasina. Nilamina ny teny amin ny Kianja nanaovana ny hetsika ary dia tsy niova ny fandehan ny tantara fa dia mb... tohiny
novalian'i kitjo ny 31/03/2004 11:29
xxx ( 25/03/2004 16:25)
Aminareo, mbola mendrika ny antsoina hoe Ray aman-dReny, na hoe Pastora ve i Andriamanjato Richard? Raha ny tantarany sy ny nataony no jerena, miampy ilay filazana omaly, sy ny fanerena zaza tsy ampy... tohiny
ravatorano ( 25/03/2004 11:27)
Ny tiako ho lazaina eto dia ny Pastera Ray amandreny Richard Andriamanjato.Namory mpanao gazety izy sy ireto namany ireto : Voninahitsy,Zaranaina,Atoa sy Rtoa Phillippe sy Elia Ravelomanantsoa. Raha ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2004 21:17
ravatorano ( 23/03/2004 17:35)
nitarika fihetsehana teny amin'ny kianjan;ny 13 Mai ry zareo tamin'ny samedi lasa teo ffa tsy nahavanona satria efa tonga nialoha andry zareo teny koa ny tsy mankasitraka izany hetsika izany.Vokany sa... tohiny
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:52
amfhaja ( 19/03/2004 13:39)
Raha izaho manokana dia tsy mankasitraka ilay fihetsiketsehana io satria: ianao ve efa teo amin'io fitondrana io, inona no mba vitanao teo? ary raha hampihakatra ny karama ianao, amin'ny fomba ahoana ... tohiny
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:57
nananie ( 11/03/2004 18:40)
Nareo ve mihevitra hoe tsy hisy mpanodina ndray ve ny fanampiana azo avy any ivelany? ... tohiny
novalian'i kitjo ny 26/03/2004 10:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1483