Politika

ravatorano ( 13/12/2004 07:09)
Amin izao fotoana izao d b ny mimenomenona a ry milaza mihitsy fa \"\"nareo no nifidy an io\"\" na dia anisan ilay mpifidy azy aza ilay olona. Inn no antony mahatonga izany : -Izay fitondrana nifand... tohiny
novalian'i judicael ny 08/04/2005 06:27
bichette ( 03/12/2004 07:35)
Miova lava ! fa inona no anton\'izany, misy karazana 10000fmg sns maro .... dia isaky ny taona maromaro dia tsy maintsy mankany amin\'ny banky manova vola lava izao. Raha mba nitahiry vola ka adino ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2005 00:01
vazol ( 26/11/2004 12:21)
Ny firenena rehetra leretsy mizotra ho amin\'ny tsaratsara kokoa hatrany, miha mandroso, ny antsika kosa toa mihemotraary miha fadiranovana ny vahoaka fa manin?... tohiny
ravatorano ( 16/11/2004 11:30)
Mahagaga ahy mantsy fa rehefa misy debat amin ny tv na radio ireny d hitako faf vitsy ihany ny olona no mihaina na mijery an ireny.Ny any amin ny faritany izay tsy misy afa tsy tvm aloha dia voatery i... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2005 11:24
six ( 11/11/2004 12:40)
Mahagaga ihany ny fitondrana am zao fotoana zao, tenenina lava ny fahamarinana sy fahamasinana, avy eo, miara-miasa amin\'ny fiangonana, toa vice-président mintsy aza mou am fjkm, ny sasany trésorie... tohiny
novalian'i six ny 19/11/2004 10:41
tsilan ( 04/11/2004 20:25)
tsilan vs ravalo vs radidy ? enhen... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 01:05
wawawa ( 03/11/2004 21:34)
Awona ny eritreritrareo ny @ fandresen\'i Georges W. Bush? ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:21
fijo ( 01/11/2004 23:22)
mafotaka ny fifidianana any usa izao.moa ve mety hisy akony any amintsika ny mety ho vokany eo.(ankoatry ny fangalaram bato izay efa haintsika)... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:22
litatoky ( 27/10/2004 21:33)
samy tsara . ny banky irery ve sa misy organisme hafa afaka manakalo vola vahiny avadika vola gasy ? Ireny vahiny indrindra avec voyages organisés ireny ve dia mandalo banky daholo ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/11/2004 22:10
felampaiso ( 22/10/2004 11:01)
Fa isika malagasy ity ve tia manao sain-jaza mihitsy é? Tsy hoe fanavakavana ny foko sy fiaviana fa tadiavina hampiadiana indray hono isika o ! Foronina daholo izao club rehetra izao. Marina ilay ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2004 00:22
ainaheri ( 20/10/2004 06:56)
Fa in ny tena andraikiny no nahafatifaty ny gov ihiditra ao notsenaina manetriketrika i Ra8 refa avy tany fa voaray ho mpikambana i MDG kanefa raha atao ny dinika ankapobeny to tsy misy ilana azy ... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 21:20
fijo ( 19/10/2004 20:10)
mbola tao anaty gazety ihany no nahitako androany ny resaka nataon\'ingahy rakotovahiny.izay nitsikera ny \"club des 17\" ary namely koa ny fitondrana.misy mitombina ny zavatra voalazany fa ity no tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 26/10/2004 22:07
ainaheri ( 08/10/2004 07:11)
Nomena 4x4 ny chef des régions 22 ny isany d tena azy tanteraka ohatry ny député sa averina? tena sady mampalahelo no mandreraka itony fitondrana itony indraindray fa mba tokony jerena aloha ny fah... tohiny
novalian'i fijo ny 19/10/2004 20:12
maditra ( 04/10/2004 03:04)
Tsy atahorana ho lasa toerana fanaovana propagandy ve ity serasera ity atsy ho atsy?Surtout raha tonga ny fotoanan\'izany. Toa lasa lavitra be mantsy ity resaka politika ity ato! Asa fa hevitra ny ah... tohiny
novalian'i fijo ny 14/10/2004 20:50
salegy ( 03/10/2004 18:10)
inona ary no ronono fisotrony raha misy malala :* ... tohiny
novalian'i ds ny 22/10/2004 20:23
fatsoraly ( 06/09/2004 03:26)
Mangatsiaka indray ny fifaninanana hazakaza-tsoavaly any @ tanana fa tsy "mafana" toy ny taloha teny Bevalala :lol: hiova ho hazakaza-drameva izy ity angamba atsy ho atsy. :°) http://www.madag... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2004 22:58
joda ( 04/09/2004 08:48)
tafahoatra ataon'ny vazaha ny tanàna e oh thalassa t@ fr3 du 03 09 teo le pays est trés pauvre.. :twisted: ... tohiny
novalian'i kitjo ny 08/09/2004 13:52
ludo ( 29/08/2004 06:31)
ho foana ny fmg manomboka @ janoary 2005!!! amiko tsy misy maharatsy an'zany nefa kosa btsk ireo sahirantsaina zay zatra fmg @ vao vanin'andro izao mandrapahazatra azy an'izany!dia nivadika ndray zan... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 22:00
fatsoraly ( 22/08/2004 06:33)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=377&ART=6103... tohiny
novalian'i ramaso ny 29/08/2004 21:56
ludo ( 21/08/2004 14:34)
Misy @ reo député reo hono CEPE ny fari-pahaizany :?: :?: ... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/08/2004 01:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 6.8089