Politika
Azrael666
(
13/10/2025 06:52)
Ahoana indray re zany e? Ngah tsy manana souverainneté nationale eto no hanihan'ny Frantsay? Fiarovana sezan-dRajoelina daholo ve no anton'izany? Ofisialy io vaovao io omaly nataon'ingahy Préfet any...
suite
Azrael666
(
11/10/2025 16:54)
Tafiditra amin'ny Tantara androany 11 Octobre 2025 ny Colonel MICHAEL CAPSAT androany! Nanao fanambarana goavana izy ireo androany maraina fa hiaro ny vahoaka izy ireo, ary hifampitana amin'ny GSIS sy...
suite
Azrael666
(
04/10/2025 11:02)
Tena tsy lany lainga Rajoelina! Mahita lainga foronina foana! Zao indray dia mamorona théorie de complot hoe cyberattaque avy any ivelany. Tsy filoha no tena vocation-nao fa gourou! ROBOT HONO E...
suite
répondu par Leworef le 10/10/2025 04:42
Azrael666
(
29/09/2025 17:28)
Rava androany 29 Septambra 2025 ny Governemanta NTSAY CHRISTIAN. Manomboka mivadika LEO RAJOELINA ny LEO DELESTAZY teny amin'ny BANDEROLES REHETRA: FIANARANTSOA, ANTANANARIVO, TOAMASINA,SNS. HALELOIA!...
suite
répondu par suzy02 le 22/10/2025 04:11
hery
(
27/09/2025 06:18)
Amin'izao situation izao dia sarotra be ny hino hoe hahavita 2e mandat koa Rajoelina raha tsy hoe hampiasa herim-pamoretana tanteraka.
Dia lasa ihany ny saina hoe fa maninona izany ny mpitondra eto M...
suite
répondu par RBNIR le il y a 21 jours
Azrael666
(
25/09/2025 06:52)
Fanehoan-kevitra tao @ fandaharana RIVOTRA @ RDJ nampihomehy ahy androany alakamisy 25 sept 2025 io! Asa na ho raikitra na tsia ilay grevy io androany. LEO DELESTAZY NY GASY...
suite
Azrael666
(
24/09/2025 17:35)
Nanao analyse tao amin'ny RADIO VIVA ny mpanao fandaharana AOKA HAZAVA hoe: "Numero 25 RAVALOMANANA Marc tamin'ny fifidianana, 25 Septambra, 2025". Dia hoy aho hoe samia misy maty sy velona ao e! Mank...
suite
répondu par suzy02 le 22/10/2025 04:12
Azrael666
(
23/09/2025 18:21)
Manjary fandrebirebena saim-bahoaka sy famerezan-dia koa ankehitriny ny fampiboridanana artista mpanakanto malaza eto Madagasikara: tamin'ny 2023 dia nisy an'le mpisipa nanao firaisana teny ambaravara...
suite
Azrael666
(
23/09/2025 17:30)
Asa na ho raikitra na tsy ho raikitra ilay grevy amin'io Alakamisy 29 Septambra 2025 io. Ny mpitondra mantsy tsy hitsitsy mihitsy, satria azy ny fanjakana sy ny basy ary ny baomba mandatsa-dranomaso.
...
suite
Azrael666
(
04/09/2025 18:08)
Intouchables ny mpitondra Fanjakana Malagasy, ary te ho intouchables koa ny mpitondra Fiangonana sasany ankehitriny. Hita taratra izany ohatra tamin'ny toriteny nataon'i Mpitandrina Zaka teny Antsonjo...
suite
répondu par JettCollingridge le 18/09/2025 02:09
Azrael666
(
28/08/2025 04:10)
Ela ny ela fa mba tafakatra final ihany ny BAREA Madagascar! Faly ihany ny tena saingy lasa ihany ny saina. Hadinontsika daholo ny olantsika sy ny crises rehetra: ny vidim-piainana midàngana indrindr...
suite
répondu par Gazated74 le 09/10/2025 08:07
hery
(
25/05/2025 08:08)
Mahalasa eritreritra ihany hoe mbola Rajoelina foana no filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2025/05/25/m/mbola_tapaka.jpg[/img]...
suite
répondu par Azrael666 le 11/10/2025 17:57
Azrael666
(
28/04/2025 13:12)
Tsy fanaratsiana na tsy fitiavana no itenenako fa ity filoha ity dia nahitako fa na izaho koa aza kay azo atao filoha. Tadidintsika ve ilay hoe hanafatra zebra, liona, elefanta, sns hanaovana parc fit...
suite
répondu par stickcircular le 03/06/2025 02:37
Azrael666
(
17/04/2025 15:26)
Mitondra am-bavaka anareo ao Toliara, fa tsy misy atody maharesy vato e!... Vahoaka tsy maharesy inona teo tokoa moa, hoy ilay raikalahy iry?... Mahereza mitolona am-bavaka, fa ny karazan-tolona ankoa...
suite
répondu par Sony1 le 28/04/2025 11:35
zama91
(
08/12/2024 12:40)
Tojo Ravalomanana 45%
Harilala Ramanantsoa 28%
Gasikara Fenosoa 12%
Tahina Razafinjoelina 9 %
...
suite
répondu par Herbertare le 08/10/2025 09:21
hery
(
26/08/2024 17:16)
Resaka taorian'ny hetsika fitoriana lehibe nataon'ny Vahao ny oloko teny Antsonjombe tamin'ny asabotsy teo.
Taloha aho no nanome tsiny an'i Pasitera Maihol, nanome tsiny an'i Rajoelina, rehefa avy ...
suite
répondu par huanmarie le 19/12/2024 06:35
Azrael666
(
19/10/2023 09:25)
Tsy azoko mihitsy io hoe "aleo ny olana politika hitadiavana vahaolana politika" io!
Amiko dia ny Lalana no mifehy ny zavatra rehetra matoa misy ny Lalana velona (Droit positif) sy ny Lalan'ny Natior...
suite
répondu par sulbettins le 04/11/2025 07:53
Azrael666
(
13/10/2023 19:18)
Fanjakan'i Baroa: izay no misy eto Madagasikara amin'izao taona 2023 izao!
Nandritra ny fitondrana Rajoelina dia nahay voambolana sampona maro ny Malagasy: krizy, manara-penitra, varira, operation ap...
suite
Azrael666
(
11/10/2023 21:36)
Cedric ilay any amin'ny sary miaina dia zazalahy tahatahaka izao:
- Kamo mianatra, ary saika aotra na zero hatrany ny bulletin-ny ka afeniny, ary bedin'ny dadany hatrany izy noho izany
- Kely veta: ...
suite
répondu par Azrael666 le 17/04/2025 18:30
Azrael666
(
11/10/2023 21:24)
Dia tena mahagaga ahy ny fiainana ara-politika eto Madagasikara eto!
Efa declaration gidragidra ireny dia tsy misy reaction na dia faran'izay kely sy bitika aza ny Tafika sy ny HCC! Tsisy enquete, ts...
suite
