Tsy fanaratsiana na tsy fitiavana no itenenako fa ity filoha ity dia nahitako fa na izaho koa aza kay azo atao filoha. Tadidintsika ve ilay hoe hanafatra zebra, liona, elefanta, sns hanaovana parc fitsangatsanganana? Dia nisy niteny hoe: manafara la neige koa ary hanaovan'ny gasy ski.
Nisy fotoana koa noteneniny daholo izao atsanga tsy aman'orana rehetra izao: puce @ omby, drône hanenjehana dahalo,sns.fa tsisy tanteraka. Fa lany ihany ngah rainy rehefa mandeha ny fifidianana e! Ka izay iray: na isika gasy no vendrana faratampony, na ngah rainy no faratampom-pahaizana. Sa ve diso aho?