Politika

Tovorandria ( 20/12/2018 08:50)
Jereo ao @ you Tube ary tsindrio ny hie '' FIJOROANA VAVOLOMBELONA ADMINISTRATION CIVILE ', Ary ambarao ny hevitrao @hala bato goavana nataon io Foza io ... tohiny
charminggirl ( 19/12/2018 20:57)
Manahoana, Bonjour Voyez-vous, je me permets de mettre la langue Malgache en priorité, mais je me dois de m’exprimer en Français car si j’écrivais en Malgache, celles et ceux à qui j’aimera... tohiny
aldien ( 19/12/2018 12:58)
COMPARATIF MAMPIHOMEHY 25 Sy 13 25 > olona tsotra, raiamandreny, ary hita hoe manana tra-kefa, matotra ary enditra 13 > Mbola tanora, ; kanefa mbola tsy dia tena matotra hitantana; hita hoe mbola be... tohiny
Tovorandria ( 10/12/2018 18:54)
D diniho tsara ry gasy isany ny olona tianareo ho filohanareo fa sô aveo vô hanenina, ny an drajoelina mantsy iray iany no tanjona d ny hanohy ny fivarotana bois de rose sy fanondranana volamena... tohiny
hery ( 08/11/2018 21:38)
Dia mba efa tsy rariny kosa aloha ny fikan'ny CENI tamin'ity fifidianana 2018 ity. Zara ve raha nisy 200 bureaux de vote nandritra ny alim-pifidianana... ary 24 ora aty aoriana mbola tsy ampy 500 foan... tohiny
saho ( 05/11/2018 05:49)
Mahaiza manadiady ry zareo. Mahaiza mifidy ny tsara indrindra Raha za manokana dia izay fanatsarana ny fambolena mampitombo ny vokatry ny tany no loha laharana na iza na iza lany eo Mitombo ny olona ... tohiny
hery ( 10/09/2018 19:27)
Tsy mbola tena ao anaty propagandy isika fa efa mba misy afaka mampitaha tsikelikely ireo kandidà ve? Na ireo manana foto-drafitr'asa na ireo tsy manana fa araka ny fahitana ny fomba niainany hatrami... tohiny
novalian'i sonita ny 23/10/2018 21:15
rhaj0 ( 04/06/2018 15:04)
https://www.africaintelligence.com/ion/power-brokers/2002/05/25/louis-christian-ntsay,3867231-art [i]Louis Christian Ntsay. Le nouveau ministre du tourisme du gouvernement du premier ministre Jacques ... tohiny
novalian'i hery ny 04/01/2019 16:36
Tovorandria ( 17/01/2018 23:28)
Toe tsaina makandoha, marikoriko, ianao natao hiady @ tsy fahamarinana n1 no manivaiva io. Tena ra ny vola halatra be vata nataon ireo mpitondra ireo no atambatra tsy hisy mahantra tsony eto dago, ry ... tohiny
Tovorandria ( 17/01/2018 05:00)
Tena ren izao tontolo izao ny maha alika ny mpitondra, dia mbola sahy ijanona eo iray segôndra iany ve le ramato minisitry ny fitsarana sy rajao? Tsy mataho tody, ny vahôka nôna tsy mihinan kanina... tohiny
saho ( 04/01/2018 15:43)
Karazana olona misy toa ny mpandraraha isankarazany misy ao Mada Mponina tsotra sy atao hoe vahoaka fokonolona sy sefompokontany na ny hoe izany quartier mobile Tompontrano sy mpanofa trano Mpianat... tohiny
novalian'i saho ny 07/07/2018 06:56
alexandra32 ( 06/11/2017 12:04)
Ampasika : Kapohina ny fiara dia endahina ny mpandeha (06-11-2017) - Zary mitovy hatrany ny fanendahana olona izay tratry ny fitohanan’ny fifamoivoizana. Tetsy amin’ny tetezan’Ampasika, toerana ... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2017 07:24)
Iza moa ilay ramatoa mpilaza vaovao tamin'ny télé iny ka lasa filohan'ny fikambanan'ny mpitondra taxi ? Vehivavy efa lalaovin'ny olona sady kentrina mihitsy, ny vody zaraina, ny tena lasa mpitondra ... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2017 07:19)
Manodidina ny 350 milliards Fmg no vola efa vononahiatrehan'ny MAPAR ny fifidianana rehetra. In-droa na in-telon'izany ny an'ny HVM. Avy aiza ireo vola ireo? Ataovy mazava aloha izay vao aroso ny fifi... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2017 07:13)
Fa dia mitampina inona loatra ny mason'ny mpitondra no jerena fotsiny ny adalan'ny mpitantana sy ireo Directeurs ao amin'ny ENAM ? Nytena moa tambanivohi-dahy dia tsy mahalala zavatra fa hay moa mando... tohiny
novalian'i SYLLA8 ny 17/12/2017 14:53
rabaradaka ( 25/10/2017 07:09)
Sahiran-tsaina sy very hevitra ny Filoha hajaina mamim-bahoaka Hery RAJAONARIMAMPIANINA. Mankany ivelany, olon-tsotrano mandray fa tsy mbola noraisin'ny Filoha (Allemagne sy Angletera), eto amintsika ... tohiny
novalian'i BENEM ny 25/09/2018 08:28
Kerika ( 14/10/2017 18:18)
Otrany tena tsy hay intsony ny marina @ lay hoe matotra aho. Satria tia milalao aho, Tia sangisangy sy be vazivazy. Mahatanteraka tsara ny andraikitro tsara ihany koa aho Mora tezitra nefa mahay man... tohiny
endriny ( 03/10/2017 05:14)
Dia aparatika sy a ela hianaka ny pesta @ ireo faritra atahorana fa ho resy Dia aparitaka ny pesta mba tsy ahafahan'ny rehetra maneho hevitra an-dalam-be Dia aparitaka ny pesta hamono Malagasy fa ... tohiny
rhaj0 ( 07/09/2017 14:07)
Feno 4 taona ny Gasy Misotro Kafe Maraina, http://gasy-mkm.blogspot.ca/ Eto @ lohahevitra politika ity, nefa... niezaka aho ny TSy hanisy resaka politika ao @ Bilaogy. Fa kosa, hanampy ny mpiresaka P... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/10/2017 13:41
RUZ9 ( 07/09/2017 09:03)
Tsaroantsika tsara angamba, fa haino aman-jery manodidina ny 80 no nakatona tamin'ny andron'ny FAT (2009-?), Maro amintsika kosa angamba no mandre karazana radio iray eto Antananarivo manao " affirmat... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3439