Politika

rabaradaka
(
16/12/2016 08:40)
Ny marina tsy mba maty, ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina; hoy ny Ntaolo fa hoy ah indray hoe matesa faty any !
Nitrandraka volamena teto Soamahamanina ry Augustion Andriamananoro sy Mamy Ra...
tohiny
novalian'i Calinbrandon ny 13/01/2017 13:41

rabaradaka
(
08/12/2016 13:21)
Efa mazava ange ny zavatra noteneniko teto mikasika ilay zandrin'i Hery Rajaonarimampianina e, i AINA RAKOTOARIMANANA, fa io rangahy io no mifehy ny fitrandrahana vato sarobidy eto Madagasikara. Fa ma...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/12/2016 19:39

rabaradaka
(
08/12/2016 13:07)
Saika tsy hitantara an'ity zavatra soratako ity aho, nefa mahatsiaro ho manana adidy ka tsy maintsy tantaraiko. Miala tsiny sahady ho an'izay tsy mahatanty.
Olona iray nandray anjara tamin'ny fandeven...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 16/12/2016 08:41

rabaradaka
(
15/11/2016 09:14)
Raha ny zava-misy ankehitriny dia ho potika ny firenena satria lalaovin'i Paul Rabary sy ny manodidina azy ny fanabeazana izay ain-dehiben'ny firenena.
Omena toerana daholo izao sipan'i Paul Rabary re...
tohiny

Tovorandria
(
10/11/2016 18:15)
Ny delestage mampijaly ny vahoaka tss ivakiana loha, ny insecurité mitombo andro aman alina, ny vidim piainana miakatra isan tsegôndra, ny harem pirenena mandeha ôtrin ny rano mvôka an i madagasik...
tohiny
novalian'i leebily ny 17/12/2016 12:01

leebily
(
04/11/2016 15:31)
bnjr daouly.iz ry reto n mety h lany any etazonia?le vevav s le lelah?...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/01/2017 18:15

rabaradaka
(
24/10/2016 14:05)
Misedra olana izahay atyItasy noho io Soamahamanina io, aryizay no tsy nahitana ahy elaela.
Ny marina dia izao : ny rahalahin'i Hery Rajaonarimampianina no ao ambadiky ny olana miseho eto Madagasikar...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 15/11/2016 10:36

ravatorano
(
23/09/2016 07:12)
lasa TIM ([b]T[/b]eo [b]I[/b]hany no [b]M[/b]iverina) daholo wa zalah pisehatra politika sy polifika eto amitsika ireto !
Ny mpitondra mahazo fahefanana dia mùanampatra ny heriny tokoa amin'izay fah...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 24/09/2016 19:59

angouz
(
22/09/2016 18:34)
Ny tany amidinareo azo leferina ihany !...
tohiny
novalian'i angouz ny 12/10/2016 06:38

rabaradaka
(
04/08/2016 11:52)
Miangavy anareo mpanao politika mpiady seza sy mpiatsara velatsihy tsy hiditra na hitsabaka amin'ny raharahan'ny Soamahamanina. Azafady indrindra tompoko, aleo ianareo tsy miresaka ny momba ny olana m...
tohiny
novalian'i angouz ny 23/09/2016 17:38

rabaradaka
(
04/08/2016 11:47)
Mba tsy rariny intsony kosa e : sipana ministra dia hasiana gyrophare toa ireny PM ireny nefa dia maika hamonjy an'ingahy ministra sipany dia hanao firaisana sy hilalao vody fotsiny.
Mba tsy rariny ko...
tohiny
novalian'i thyna ny 04/08/2016 13:09

RUZ9
(
20/07/2016 08:39)
Tsy mamoha fota-mandry akory i RUZ9 raha manoratra miresaka kely an'ilay fipoahana grenady tetsy Mahasina tamin'ny 26 jona lasa teo.
Ny mahavariana aloha, toa mirazotra amin'ny resaka [url=http://cyri...
tohiny

Tovorandria
(
16/07/2016 15:48)
Mba fantatsika ve ny nahazo ny vahôkan i Soamahamanina izay miaro ny taniny tsy anjakazakan ny vahiny nefa d ny vahiny no mahazo ny rariny fa gasy miady ho an ny taniny indray no vonoin ny emmoreg ô...
tohiny
novalian'i romi16 ny 28/08/2016 18:51

rabaradaka
(
12/07/2016 11:14)
Tsy mahay teny vazaha loatra aho fa mba hitako dia zaraiko :
Indépendamment de votre degré de compétence dans chaque matière, voici tout ce qu’on ne vous dit pas assez sur les oraux. 22 trucs et...
tohiny

rabaradaka
(
11/07/2016 09:30)
MITSANGANA RY MALAGASY
Hoy aho indray hoe AZA MITSANGANA RY MALAGASY raha ireo jiolahy politika ireo no hitarika ny hetsika.
Iza no tsy nahalala ny halatra tany an-tapitrisany hectare nataon'izay Hajo...
tohiny
novalian'i romi16 ny 28/08/2016 18:50

rabaradaka
(
07/07/2016 10:21)
Andriamatoa KOLO Roger,
Nandritra ny fotoana naha-Praiministre sy Lehiben'ny Governemanta anao no sady Minisitry ny Fahasalamana dia nilaza ianao fa homena fitaovana fitiliana (mammographie, radiograp...
tohiny
novalian'i romi16 ny 28/08/2016 18:54

rabaradaka
(
29/06/2016 08:24)
Ny 20 jona dia nisy manam-boninahitra Jeneraly namana niteny hoe misy grenade betsaka miparitaka eto Tanà ary ezahana haparitaka any amin'ny Faritra ihany koa. Ny tanjona dia hanosoram-potaka ny mpan...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 11/07/2016 09:16

saho
(
26/06/2016 18:39)
Ny fahaleovantena taratasy fotsiny tsy misy dikany
Izany antsoina hoe fahaleovantena miaro tanindrazana, tombotsoa vahoaka, tombotsoa iraisana misy sokajiny
ny vahoaka sahirana hamoretana ny zavamisy...
tohiny
novalian'i harenadanny ny 27/06/2016 05:30

tovorandria
(
05/06/2016 14:55)
efa be ny zava-bitan´ireo depiote ireo izay mbola mila fitsarana manokana daholo, kanefa hodian´ny fitondrana tsy hita izany nohon´ny fiarovany ny sezany.
midika izany fa tsy rajao sy namany ihany...
tohiny
novalian'i Tovorandria ny 22/06/2016 19:25

tovorandria
(
02/06/2016 15:39)
ampahantraina andro aman´alina, izao koa hamaizinina anaty delestazy, d inona ko ny manaraka?? mody manao cinema fôna, oe enjehina ravatomanga, d lylison ko, f´angaha mo nareo mody miady ireo tsy n...
tohiny
novalian'i theomanja ny 22/06/2016 06:03