Hoatrinona ny mananasy

1. rhaj0 ( 12/01/2017 12:08)
Saika mba tiako atambatra apetraka eto ny vola ilaina raha manao zavatra.. Dia ampiarahina reference gazety mihintsy mba tsy hitenitenenana foana. Dia mba ivanitihina, dia ho ampitahaina @ vidin'ny ... "mananasy" eeee.... :-)

Ohatra 1:
http://www.midi-madagasikara.mg/
400 000 Ar par personne, c’est beaucoup comparé à ce qu’elles peuvent gagner dans les passes. Ce fonds de reconversion, va permettre à 105 prostituées de Tana soigneusement sélectionnées, de changer une vie...
novalian'i rhaj0 ny 01/02/2017 20:13
2. rhaj0 ( 12/01/2017 12:27)
Ohatra 0
http://www.laverite.mg
mananasy = 7.745 US$ = 25.746.293 Ariary
na koa ato
http://www.neimanmarcus.com/Dolce-Gabbana-Embellished-Strapless-Printed-Dress-White-Green/prod189370593/p.prod

Dolce & Gabbana
Embellished Strapless Printed Dress, White/Green
Original: $7,745.00 NOW: $1,936.00


Oops.. ka mahay mitady solde kosany i ramatoa. Dia ahitsy kely izany
mananasy = 1.936 US$ = 6.435.742 ariary
3. rhaj0 ( 12/01/2017 16:28)
Ohatra 2
http://www.lexpressmada.com
.. de l’Unicef ... « 10 000 ariary par mois et par enfant au collège »

Ka raha atao hoe, nahita solde ihany i ramatoa, dia azo 6.4 millions izany ny "mananasy", dia natakalo ny ahazoan'ny fianakams ananki-64 "allocation familiale" hianaran-janany izany ilay izy. Raha tsy nahita ilay solde moa izany ilay ramatoa, dia efa ho 200 ny fianakams avotra NANDRITRA NY TAOM-PIANARANA. Na raha atao hoe, 40 ny ankizy mba nianatra mandritra ny 5 taona dia mba nety nahazo CEPE.

Fa iny moa akanjo natao iny andro iny fotsiny...
4. endriny ( 14/01/2017 06:45)
Izao izany no fanesoan'ny mpitantam-bola ny vahoaka Malagasy e.

Fa 10.000 ar/ ankizy ve dia ahavita inona (eso ho an'ny mahantra)

Raha izaho aloha no Mpivarotena, alaiko ny 400.000 Ar dia hividianako fandriana sy fanaka mba milailay io vola io. Dia mba miakatra kely koa ny standing ny Kila tonga ato amiko amin'ny manaraka..
5. rhaj0 ( 16/01/2017 13:26)
http://www.lexpressmada.com/
Antananarivo – Mineure, orpheline et prostituée
Soloniaina (le prénom a été changé) a 17 ans. La jeune fille se prostitue du côté d’Andravoa­hangy depuis deux ans. Elle a commencé à 15 ans, contre son gré. Son père est décédé en 2010 et sa mère, quand elle avait 14 ans. « Je ne voulais pas faire ce métier, mais mes parents sont décédés. Personne ne s’occupe plus de moi ni de mon frère, depuis leur décès. Des membres de la famille me demandent d’abandonner ce métier, mais ils ne paient même pas les frais de scolarité de mon frère, je suis donc, obligée de rester dans la rue, le temps de trouver mieux », témoigne la jeune fille.
Elle y gagnerait 10 000 ariary par jour.



Giravy anie ilay izy eee... Ataovy anie ny kajikajy ee..

Atao hoe, t@ io 1 andro nianjaikana t@ mananasy io, dia 0.1%-n'ny vidin'ny mananasy no
- vola miditra @ ilay zavavy prostituée 1 anatin'io andro io
- na koa, vola mety hanampy ny ankizy 30 hianatra io andro io ihany


tena vidi-na bokotra anie izany ilay fiainan'olona eee...
6. rabaradaka ( 18/01/2017 08:31)
Tsotra ny ahy, izahay moa tambanivohi-dahy ity tsy dia be resaka loatra : vonona izahay handrava ny fitondrana HVM fa tena mijaly
7. sahia ( 18/01/2017 09:17)
dia izao ve ianareo vao tonga saian oe tsy mamely ilay mpitondra eh, efa tamin'ny taona voalohany naha teo azy no tsapanay izany fa toa tsy mba nisy fanairana ny vahoaka , angamba samy mbola nihevitra fa hanome azy ingahy Rajao, tssss
izao efa voavarotra daholo ny tanin'ny gasy vao miteny izay tiany lazaina daolo, aiza ndrayyyyyyyyy
EFA VERY ISIKA E, andraso hifarana ny mandat-ny mba hangoronany izay mbola tokony hamotehany antsika rehetra e
mahereza daolo!

rabaradaka:

Tsotra ny ahy, izahay moa tambanivohi-dahy ity tsy dia be resaka loatra : vonona izahay handrava ny fitondrana HVM fa tena mijaly
8. rhaj0 ( 20/01/2017 12:14)
Ity koa izao, ankoatry ny mananasy, TSY tokony ho hadino ; volaben'i Hery-43-millions

http://www.rfi.fr/afrique/20131021-presidentielle-malgache-rajoelina-ravalomanana-robinson-rajaonarimpinina
RFI - 21 Oct 2013 : Enfin, grâce à son trésor de guerre de quelque 43 millions de dollars, considéré comme le budget de campagne le plus élevé...


Dia inona no mety ho azon'io 43 millions de dollars io, hoz'ianao??

http://www.lagazette-dgi.com/
Le projet MAPS a démarré par la réhabilitation des infrastructures d’irrigation, composées de canaux principaux, d’un dessableur et d’ouvrages divers (ponts, dalots [ouvrages hydrauliques semi-enterrés], évacuateurs, déversoir, partiteurs, etc.) pour un coût total de 3,5 millions d’euros.

dia inona no vokany, afaka 3 taona, hoz'ianao??

Depuis 2015, décrit toujours Mamy Andriatiana dans SPORE, l’eau coule à flots toute l’année, permettant aux riziculteurs d’effectuer deux récoltes par an. Le débit a doublé, arrosant plus de 80 % du périmètre de riz et de canne. Les rendements de riz sont passés de 0,8 tonne à 4 ou 5 tonnes par hectare grâce à l’appui technique et organisationnel des organisations paysannes. (..) Plus de 3 000 ménages ont ainsi pu bénéficier du projet.


Izao izao efa mitovitovy ny dollars sy euros, dikan'izany, efa (mety) mba nahavitana projet toatoan'io tao Ambilobe efa ho 12 ny vola lanin'i Hery-43-millions t@ propagandy.

projet toa io ananki-12 ve tsy efa mba nanavotra tokantrano ananki 36.000 ???
Raha hoe olona 4 isan-tokantrano, efa olona amina 150.000 anie no avotra eee...

9. Tovorandria ( 22/01/2017 17:57)
io oa hangorom bola andosirany any france oany no tanjon drajao eo, fa ny mahagaga ahy d maninona le vahôka no ts tonga saina iany fa mangina @ fampijaliana mianjady azy. Miaina isan andro anaty aizina nohon ny delestazy, man ihn no ts midina an dalambe na d haneho ny ts maha competent an drajao fotsiny aza? Efa reraky ny fahantrana marina ny vahoaka
10. rhaj0 ( 24/01/2017 12:16)
Ity izao no malaza, efa niverimberina foana eraky ny gazety

http://www.lagazette-dgi.com/
si l’on a investi 1 dollar dans les préventions et la précaution avant l’arrivée des catastrophes alors cela aboutirait à un avantage économique compris entre 100 à 1 000 dollars.

Izany hoe, ny mananasy izany mety efa nahazoana 193.600 h@ 1.936.000, na raha be indrindra, efa ho 2 million de dolarabe, raha mba nampiasaina t@ tokony ho izy.

Tsy mila lazaina akoriny ny @ Hery-43Millions, fa mety raha no-investisser-na t@ preventions izany ity izy, fa tsy t@ propagande, dia mety efa nazahoana 4,3 milliards na akory aza 40.3 milliards de dolara !!!...

Ny PIB-n'i Madagasikara malalantsika anefa, hozy i Ragogola, 10.6 milliards de dolara
https://www.google.ca

PIB signifie Produit Intérieur Brut. Le PIB est un indicateur économique permettant de mesurer la production de richesses d'un pays. Il correspond à la somme des valeurs ajoutées, c'est-à-dire à la valeur de la production de biens et de services par des agents économiques à l'intérieur du pays, quelles que soient leurs nationalités.


Tena an-tanan'ilay nanome ilay 43 millions an-dRAjao anie izany ny fiainantsika eee....
11. Mirananirina ( 28/01/2017 19:05)
Miasa hono izy ao @ gouvernement ao dia izay no ananany vola be hividianana mananasy.
12. rhaj0 ( 01/02/2017 20:13)
Ity indray izao no eraky ny gazety
http://madagascar-tribune.com
Depuis 2014, le gouvernement américain a fourni 39 millions de dollars pour l’aide alimentaire d’urgence dans le Sud de Madagascar à travers l’USAID

Ny Bekintana izany mahafoy volabe hanampiana ny tra-boina any amintsika: 39 millions de dolarabe nandritra ny 2 taona mahery.

Ny an'i Hery nefany, ny 43 millions de dolarabe ny azy nafafifafiny t@ propagandy fotsiny.. Io izao nefa ny nafafiny toa tsy ho 43 millions de dolarabe, fa tena mino marimarina aho, fa ny nakepony tany amposiny no betsaka.. raha tsy izany ve tsy hahavidy mananasy aty aoriana..


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1988