Politika

harisoa32 ( 01/05/2019 08:00)
Izaho Malagasy mipetraka sy mianatra aty Frantsa. Efa telo taona ahy no monina teto Ary efa azo lazaina fa efa patra ihany. Ny fihainana aty moa dia misy mahatsara azy, fa koa misy maharatsy azy, aleo... tohiny
RUZ9 ( 29/04/2019 08:31)
Taitra ihany ny tena raha nahare fa hametraka daty iray hankalazana ny taom-baovao malagasy ny ministeran'ny kolontsaina. Nahoana ? Harena ny fahasamihafana, ary tsy azo terena hitovy izay tsy mitovy.... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 22/05/2019 11:20
Tovorandria ( 20/03/2019 21:28)
Atao daholo ze fomba reetra amongorana ny tsy eo @ fitondrana toa an dra8, d atao daholo n1 ny fika2 reetra angalarana @ ity fifidianana depute oavy ity, tena fitondrana ry b molotra sy ry bois de ros... tohiny
Tovorandria ( 14/02/2019 17:24)
Tsy rajoelina sy ravatomanga ve no nanondrana an tsokosoko ny ankabetsahan ny bois de Rose misy eto Madagasikara?? Moa ve tsy vidina bois de rose daholo ny nividianan drajoelina ny tranobe any Dubai,a... tohiny
novalian'i elien8 ny 04/03/2019 07:24
Tovorandria ( 28/01/2019 18:10)
D laharam pahamehana ve ny fizestiavana hanamboatra ny Rova nohon ny hamerina ny Satroboninahitr i Ranavalona namidy t@ tetezamita??? Sa kosa mbola mikaroka zvt ao @ Rova ho amidy ao Frantsa toy io Sa... tohiny
rhaj0 ( 24/01/2019 12:12)
Ho anao izay te-hirotsaka @ izany gvt izany... Io izany mety hoe, sahala @ (hauts-)fonctionnaires rehetra ihany, dia (tsy maintsy) miasa ho an'izay lany eo eee... Fa diniho ny Tantara ee... Jereo ry... tohiny
rhaj0 ( 23/01/2019 12:01)
Itony izany ny revin'ny mpanao coup d'état ee... Tanana zatra mivonkona ve mety ... https://www.facebook.com/110737512937738/videos/583208032126365/... tohiny
Tovorandria ( 20/01/2019 07:39)
Fiara faran izay lafo vidy tokoa naneran tany ny fiara cadillac escalad nitondra n-an drajoelina teny mahamasina, ny mpanefoefo indrindra any @ tany mandroso no manana io fiara io toa an DOnald Trump,... tohiny
Tovorandria ( 12/01/2019 20:15)
Nilaza sahady ny mpitondra tenin i rajoelina fa azy ireo ny majoritaire Parlamentaire ary afaka manendry praiminisitra rajoelina nefa ny fifidianana depute aza ts mbola nisy , tsy sanatri akory io Ma... tohiny
hery ( 12/01/2019 08:15)
Raha tena hoe nisy ny hala-bato kosa dia tsy tokony hizesta eo anatrehan'Andriamanitra [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d4f676e60a6b855348037887758a4c56.jpg][img]http://forum.serasera.or... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:25
Tovorandria ( 08/01/2019 19:34)
Koa satria ilay olona efa zatra mpandainga sy mpangala bato no lany d ho avy@ zay ny fivarotana ambongadiny ny harem pirenena malagasy andoan io Rajoelina io ny vola tsy toko tsy forohana lany t@ prop... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:16
hery ( 06/01/2019 08:56)
Noho ny tsy fanarahan-dalàna sy mangarahara nataon'ny Vondrona manokana sy mahaleotena mikarakara ny fifidianana dia nofoanan'ny Fitsarana avo ny fifidianana. Izany no niseho tany Kenya tamin'ny fifi... tohiny
hery ( 04/01/2019 16:20)
Anisan'ny mahavaka ny saiko mihitsy io fanontaniana iray io. Efa 36 be izao ny kandidà nirotsaka. Nisy tamin'ny karazany avy, artista, pasitera, avocats, mpamboly, olontsotra sns, nefa dia mbola Rava... tohiny
tovorandria ( 03/01/2019 04:51)
Fa hono a, fa maninona no sakanana ireo olona izay maneho ny heviny sy te hampahafantatra ny vahoaka ny tena zava nisy nandritry iny fifidianana iny??? Tonga marobe teny ireo vahoana t@ sabotsy , nila... tohiny
novalian'i hasnfan ny 04/01/2019 15:11
Tovorandria ( 27/12/2018 18:19)
D efa voahozona mintsy ve ny vahoaka malagasy d io rajoelina mpangalatra,pandainga, mpandroba io no itondra azy,??? Miantso ny malagasy rehetra hitsanga tsy hanaiky ny halatra be vava vitan io rajoel... tohiny
Tovorandria ( 20/12/2018 19:11)
Aiza ny fitondram panjakana sy ireo CENI @ ireo karazana hala bato reetra t@ fifidianana??? Aza mody fanina ianareo, marina fa efa novidin i Andry bois de Rose vola daôly nareo fa ny masina tompoko ... tohiny
Tovorandria ( 20/12/2018 08:50)
Jereo ao @ you Tube ary tsindrio ny hie '' FIJOROANA VAVOLOMBELONA ADMINISTRATION CIVILE ', Ary ambarao ny hevitrao @hala bato goavana nataon io Foza io ... tohiny
charminggirl ( 19/12/2018 20:57)
Manahoana, Bonjour Voyez-vous, je me permets de mettre la langue Malgache en priorité, mais je me dois de m’exprimer en Français car si j’écrivais en Malgache, celles et ceux à qui j’aimera... tohiny
aldien ( 19/12/2018 12:58)
COMPARATIF MAMPIHOMEHY 25 Sy 13 25 > olona tsotra, raiamandreny, ary hita hoe manana tra-kefa, matotra ary enditra 13 > Mbola tanora, ; kanefa mbola tsy dia tena matotra hitantana; hita hoe mbola be... tohiny
Tovorandria ( 10/12/2018 18:54)
D diniho tsara ry gasy isany ny olona tianareo ho filohanareo fa sô aveo vô hanenina, ny an drajoelina mantsy iray iany no tanjona d ny hanohy ny fivarotana bois de rose sy fanondranana volamena... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.7339