Politika

RUZ9 ( 28/08/2017 14:09)
[url=http://cyrius.unblog.fr/?p=1529]NY ANTOKA HO AN'NY FAMPIHAVANAM-PIRENENA[/url] Ny tena fampihavanam-pirenena ; Iza no ilaina hampihavanina ? ; Iza marina no hampihavana ? ; Sao hamerina tantara ?... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 28/08/2017 14:14
dreamlover14 ( 17/08/2017 19:07)
Mba vakio ange ity eh : http://www.sobikamada.com/a-la-une/item/13218-antsiranana-marc-ravalomanana-expuls%C3%A9-de-son-h%C3%B4tel.html... tohiny
saho ( 23/07/2017 12:02)
Ny fialana amin ny fahantrana voalohany dia ny toetsaina Katsaho ny taiza madio ho an ny zaza mba ho tanora ho avin ny firenena iray, isika daholo no tompon andraikitra eo amin ny fisian ny sain ire... tohiny
Tovorandria ( 06/07/2017 21:03)
Raha ny hevitro izao d alaina ireo 4mis eny la reunion kely hipetraka ao @ A&C hotel satri volam bahoaka tss adivarotra no nanaovan i claudine sy rajao an io, tena efa mihaly le vahoaka, ny panao poli... tohiny
rabaradaka ( 28/06/2017 06:55)
Efa tena tsy rariny intsony mihitsy ! Na dia tsy tehiteny aza ny tena dia mba tsy rariny intsony kosa ny zava-misy iainan'ny vahoaka malagasy. 1- Ao amin'ny ministera misahana ny fananan-tany (Domaine... tohiny
rabaradaka ( 23/05/2017 10:34)
Ny tena moa tambanivohi-dahy tsy mahay sy tsy mahita izay fahitan'ny olona nefa na izany aza mba misy mitsipalotra hain'ny tena ihany. Ny sekoly ambony ENAM dia mahagaga mihitsy fa aiza ve ka ny Tale ... tohiny
novalian'i Monjalaza ny 07/03/2018 19:09
rhaj0 ( 17/05/2017 13:52)
https://www.forbes.com/sites/mfonobongnsehe/2017/05/15/ten-multi-millionaires-from-madagascar-you-should-know/#6c097ffd7835 Ylias Akbaraly Ylias Akbaraly is the chairman and leading shareholder of Si... tohiny
Tovorandria ( 02/05/2017 18:34)
Misaotra: _@ fanaparam pahefana, vola firy miliara no naodikodin i claudine nef izy mirenireny eran ny tanàna ts azo tsaraina?? Anareo ny fahefana hatreto fa ts ho zakanareo ny alahelon ny gasy _ohat... tohiny
novalian'i saho ny 12/05/2017 11:50
rhaj0 ( 13/04/2017 11:36)
Ka i Pinochet koa t@ fotoan'androny, dia mody sahala @ akoho voakapoka, dia mody hoe marary.. Dia nony tafavoaka, dia ... nihomehezany fotsiny ny ranomason'olona. Ary mbola nampiany hoe, sitrak'Andria... tohiny
Tsikaiky ( 09/04/2017 20:22)
Efa zary sakafon 'ny olona isan 'andro ny "AMBOTAIAZY" Saika ny lalana rehetra dia misy azy avokoa; BESARETY - AMBOHIJATOVO - ANALAKELY - ANKORONDRANO - AMBOHIBAO - ANOSIZATO - AMPASIKA - AMPASAPITO... tohiny
novalian'i tspoaeta ny 22/06/2017 05:23
Tsikaiky ( 09/04/2017 19:12)
Mbola sahirana amin 'ny raharaha CLAUDINE daholo indray aloha ny tompon 'andraikim_panjakana rehetra ka dia miomana indray aloha isika madinika fa dia tsy hisy mpijery. ... tohiny
Tsikaiky ( 08/04/2017 14:04)
Miarahaba antsika rehetra ny tenako. AM PANAJANA! 600ar ny kapoakan vary; ny solika tsy mitsaha mihakatra; ny kilao iray @ hena kisoa sy omby efa hitovy ny ambotaiazy mamely; ny delestazy sy ny filats... tohiny
Tsikaiky ( 08/04/2017 14:00)
Miarahaba antsika rehetra ny tenako. AM PANAJANA! 600ar ny kapoakan vary; ny solika tsy mitsaha mihakatra; ny kilao iray @ hena kisoa sy omby efa hitovy ny ambotaiazy mamely; ny delestazy sy ny filats... tohiny
RUZ9 ( 05/04/2017 10:33)
[url=http://]cyrius.unblog.fr/url] Aiza moa no teraka ny fanarahan-dalàna ? Fa nanofy ho nahita ny kintany izahay Azafady ry " mpitondra fanjakana Aiza ilay toerana ? Mba lazao anay Aiza moa izao il... tohiny
novalian'i tspoaeta ny 29/06/2017 07:40
ravatorano ( 11/03/2017 07:31)
Raha ny vahoaka voalaza fa namono ireo polisy roa izay tonga nanao"enquête" sy"nanotra"'izay tsisy afaka tena hanaporofo an'izany aloha fa minoa fotsiny ihany hihihih) dia efa nisy dimy no voatazona ... tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2017 13:20
endriny ( 03/03/2017 06:18)
Manentana antsika rehetra hitondra izay foy eny @ Jovenah rehetra akaiky antsika. Olona 1400 mahery, zaza amam-behivavy ( satria efa nogadraina daholo ny lehilahy) no nodorana trano sy fananana. Ao a... tohiny
endriny ( 16/02/2017 06:15)
[url=http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=918759]mba vakio ange e[/url]. Tapitra tamingana ny olona mahay eto Madagasikara fa ry Rhaj0 ilaozany mitsoaka any Canada. Mon Dieu, les "hom... tohiny
rhaj0 ( 08/02/2017 13:19)
Tena natambatro tato ny fiantraikan'ny Trumpisme mandaginina (ahy). http://rahampitso.blogspot.ca/2017/01/youve-been-trumped.html Ka tena aiza nama koa, isan'andro mihiratra izao ve dia misy mampand... tohiny
rabaradaka ( 18/01/2017 08:29)
Ampy izay ary tena ampy mihitsy izay. Na hanova governemanta isan'andro aza ny Filoha hajaina mamim-bahoaka sady voafidin'ny maro an'isa Hery Rajaonarimampianina dia ny omaly tsy miova. Inona no andr... tohiny
rhaj0 ( 12/01/2017 12:08)
Saika mba tiako atambatra apetraka eto ny vola ilaina raha manao zavatra.. Dia ampiarahina reference gazety mihintsy mba tsy hitenitenenana foana. Dia mba ivanitihina, dia ho ampitahaina @ vidin'ny ..... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/02/2017 20:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.7341