Politika

rabaradaka ( 26/05/2016 13:43)
http://www.madagate.org/madagascar-informations-politiques/a-la-une/5767-hery-rajaonarimampianina-le-jet-falcon-900ex-t7-z0r-lui-appartient-reellement.html Efa mibaribary ny adalana ataony ary manazi... tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:11
rabaradaka ( 26/05/2016 12:42)
manoloana ny kolikoly diso tafahoatra, ny tsy fahaiza-mitantana, ny tery setra atao amin'ny vahoaka, ny fanenjehana mpanao gazety, ny tsy fandriam-pahalemana sy ny sisa dia tsy maintsy hisy gouverneme... tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:17
endriny ( 24/05/2016 05:14)
Fomban'ny dadany ihany no ataon'ny zanany lahy koa angaha tsy loza. [url=http://www.francetvinfo.fr/sante/drogue-addictions/cannabis/l-ancien-patron-des-stups-soupconne-d-etre-au-coeur-d-un-trafic-de... tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 05:06
tovorandria ( 23/05/2016 20:34)
Tsy avotra tsony ity fitondrana ity. Ny olona mamorona asa ho an ny vahôka n1 no enjehina ôhatran ireny manenjika alika reny. Mba misaina ary ve le pitondra e???... tohiny
novalian'i theomanja ny 02/06/2016 09:04
rabaradaka ( 23/05/2016 06:56)
Mpiasam-panjakana iray mandefa ny karamany any amin'ny Banky no milaza fa tsy manome ilay avis de crédit intsony ny fanjakana fa tsy maintsy mandeha eny Ambanidia hono maka ilay izy. Tena Fitondrana... tohiny
novalian'i theomanja ny 25/05/2016 14:46
rabaradaka ( 17/05/2016 06:59)
Dia sanatria ho izao tokoa ve sisa no hiafaran'ity vehivavy tsara tarehy nahababo ny fon'ny lehilahy mpanam-bola rehetra na vazaha na gasy ? Lasa rangon'antitra ! Sary nindramina tamin'ny fihaonan'ny ... tohiny
novalian'i theomanja ny 24/05/2016 13:46
rabaradaka ( 17/05/2016 06:34)
Védétisme sa inona loatra ity ataon'ny député Nicolas fa dia ny TVM sy ny RNM mihitsy no manao déplacement rehefa ho any ivelany io député io. Fa angaha tsy misy olona manam-pahaizana ao Tsimba... tohiny
rabaradaka ( 14/05/2016 06:48)
Filan-kevitry ny minitrea ny 13 may 2016. Tsapa tao amin'ny MINISTERE AUPRES DE LA PRESIDENCE EN CHARGE DES PROJETS PRESIDENTIELS, DE L’AMENAGEMENT DU TERRITOIRE ET DE L’EQUIPEMENT fa ABROGES daho... tohiny
rabaradaka ( 13/05/2016 07:26)
Ilay lahatsoratra ZONE ECONOMIQUE SPECIALE : UN AUTRE PLAGIAT FAIT PAR LE REGIME ACTUEL (Voir Midi Madagascar du 10 mai 2016, page 9) dia mampiseho fa na tsy voafehin'ingahy Ministra Rafidimanana Nari... tohiny
tovorandria ( 11/05/2016 19:45)
jereo ny voalohandohan´ity vaovao ity fa misy fanazavana manokana mikasika ny resaka PANAMA sy i Mamy Ravatomanga, ôtran´ny tsy mampino mints rey olona hoe maninona ny ankabeazan´ny gasy no mahant... tohiny
tovorandria ( 07/05/2016 09:59)
lazaina fa ny vahoaka no tsy nahay nifidy refa manao ny adalany sy mampijaly ny vahoaka ny mpitondra, kanefa moa ve tena ny vahoaka tokoa no nifidy io mpitondra io??? TSIA no valiny, ny mpanao pôliti... tohiny
novalian'i thyna ny 12/05/2016 21:22
endriny ( 07/05/2016 09:03)
Eny amin'ny gazety eny dia izao no lohateny tamin'ity herinandro ity: "TSY NITSITSY TENY MIHINTSY NY EVEKA NAMPITANDRINA SY NILAZANA NY TSY FETEZANA ETO AMIN"NY FIRENENA" O rey olona e, iza no rebire... tohiny
novalian'i theomanja ny 24/05/2016 14:04
endriny ( 07/05/2016 08:56)
Dia mahavariana ihany rey olona. Marina aloha fa nampalahelo ny zava-nitranga, ary miaiky aho. Fa ity mila ho isan'andro vaky dia misy olona voadonan'ny fiara tsotra eto Antananarivo, na voadonan'ny ... tohiny
rabaradaka ( 03/05/2016 11:18)
Misy izany hoe Paikady Natao Dinasa (PND) sy ilay Paritra Malagasy zary Ohabolana (PMO) izay toa kilalaon-teny natao iomehezana fa tena hoe tsisy dikany mihitsy. Tsisy rafitra mijoro hitantana na hame... tohiny
rabaradaka ( 02/05/2016 09:13)
Nandritra izay fepotoana ela izay dia niezaka nilaza izay tsy mety sy manome sosokevitra aho, fa androany dia sahiko ny milaza hoe TOKONY HIALA NY FILOHA RAJAONARIMAMPIANINA... tohiny
rabaradaka ( 02/05/2016 09:04)
Miady sy mifamely an-toerana ny mpiara-miasa amin'ny Ministre Rafidimanana Narison nandritra ny fampahafantarana ilay PNDIE tao amin'ny Hotely Colbert Antaninarenina. Raha ny tokony ho izy, hoy ireo m... tohiny
rabaradaka ( 02/05/2016 06:16)
Torotoro ny fo, valaka ny saina, mirempirempy ny fanahy ny amin'ny nahafaty tampoka ireo zaza vokatry ny lozam-piarakodia teny Mahitsy. Ifonako aminareo mpamaky raha milaza izao aho na dia saika tsy h... tohiny
rabaradaka ( 30/04/2016 09:03)
Politikam-pirenena ho fampiroboroboana ny fotodrafitrasa sy ny fampitaovana (na ilay Politique nationale du développement des infrastructures et de l'équipement : PNDIE). Fa dia izany ve leretsy no ... tohiny
rabaradaka ( 30/04/2016 09:00)
Politikam-pirenena ho fampiroboroboana ny fotodrafitrasa sy ny fampitaovana (na ilay Politique nationale du développement des infrastructures et de l'équipement : PNDIE). Fa dia izany ve leretsy no ... tohiny
tovorandria ( 25/04/2016 18:41)
ô rey olona e, fa die efa voahozona mints ve le mpitondra fanjakana no sakanana ny vita gasy, potehina ny mpandraharaha malagasy, ampahatraina ilay gasy kanefa ny vita vahiny sy ny orinasa vahiny kos... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 1.0098