itaky 4X4 ve no nilatsahan reo député reo eo??

1. Tovorandria ( 10/11/2016 18:15)
Ny delestage mampijaly ny vahoaka tss ivakiana loha, ny insecurité mitombo andro aman alina, ny vidim piainana miakatra isan tsegôndra, ny harem pirenena mandeha ôtrin ny rano mvôka an i madagasikara, ny mpatory an dalana mitombo avo firy isan alina, ny tsy an asa mtombo andro aman alina aveo lasa mamaky trano sy mangalatra. D etsy ko ry député isany mitaky ny 4X4 ny hono , Aza mba panao pôlitika gasy ihany oa fa ny ny pôsinao efa o rovitra mits andoavana ny karamany nef izy mbola minainaina @ resaka 4X4 iany, ZANY V NO NILATSAHANA HO DÉPUTÊ???
TS MISAINA IZAY FAHORIAM BAHOAKA FA ZE AHA MILIARIDERA NY TENA IHANY NO ATAO
novalian'i leebily ny 17/12/2016 12:01
2. ankizy ( 22/11/2016 13:18)
andeha ary ho lazaina fa ilaina ny fananan'ireo depioté ireo 4X4, mba hampandroso ny toekarena eto Madagascar sy hampandroso ny orinasa malagasy dia aleo omena karenjy 4X4 izy ireo, ataoko fa mety ho vahaolana azo raisina tsara ity fanehoankevotro ity
3. Tovorandria ( 24/11/2016 18:14)
Ts hitako izay asa vitan ireo fa toa voan ny aretina tia kely daholo Re lahy ts vavy. Tena mampalahelo ilay vahoaka ts misy hohanina nefa zareo mitomany hividianana 4X4 mahery ny 100 tapitrisa isan olona
4. zazabel ( 08/12/2016 07:43)
Ny mahavariana dia tsy mba misy depute mintsy ve na iray ary ao amin'io assemble io mba niteny hoe "ny ahy ny vola tokony ividiana 4x4 ho ana, aleo arotsaka anamboarana ny lalana makany amin'ny faritra misy ahy" amin'izay mantsy ny rehetra no misitraka ny lalana tsara dia afaka makany aby daholo na fiara tsy 4x4 ary.
5. leebily ( 17/12/2016 12:01)
te hanan -droa fotsiny ne ry tavan_drainy reo e.ef manana daba daoly reo.misy ar ne ny sasany to de V8.HUMMER
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1156