Politika

hery ( 31/07/2015 15:11)
Tamin'ity fifidianana komonaly ity vao tena betsaka ny fikafika tratra amin'ny fangalaram-bato. Misy mpifidy an-jatony maro foronina, misy tsy omena kara-pifidianana sy tsy anaty lisitra, misy biletà... tohiny
rabaradaka ( 23/07/2015 06:32)
Par rapport à des grandes villes d’Afrique australe, comme Lusaka (Zambie) fondée en 1905 par des Européens en hommage à un dirigeant africain local, Gaborone (Botswana) fondée par la Société... tohiny
novalian'i Piltox ny 16/10/2015 12:36
rabaradaka ( 23/07/2015 06:32)
D’un visage flegmatique et d’un caractère âpre, le nouveau Chef de Région de Vakinankaratra Monsieur Mandrindra Andrianjanaka est le type de gens le plus détesté par toutes les classes et cou... tohiny
mazot ( 23/07/2015 06:11)
Ambopihaonan'ny Malagasy liana amin'ny fandrosoana ka manaraka sy mizara ny fiainam-pireneny: http://www.resaka-politika.org... tohiny
rabaradaka ( 17/07/2015 06:45)
Andriamatoa Hery Rajaonarimampianina o, efa impiry no nitenenana anao hoe aza miaraka intsony amin'iny Rivo Rakotovao iny fa hamotraka anao iny, nefa dia mbola izy n eo an-kavananao rehefa mandeha hia... tohiny
RUZ9 ( 10/07/2015 08:48)
"Mitodika aty amintsika ny mason'izao ftontolo izao..." fa firaka 50 kg no nireharehan'ireo mpanao politika sasany, nanaovany lanonana ofisialy tany Sainte Marie ny fandraisana azy. Matetika mihitsy n... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 15/07/2015 09:52
ambohijanaka ( 09/07/2015 15:19)
Tena misy mahamarina azy ihany ireo zavatra lazainao eto momba an`ireo vahiny, indrindra indrindra moa ireo frantsay eto amintsika. Misy tokoa izy ireo tena miseo manambony-tena mihitsy ary misy aza t... tohiny
rabaradaka ( 07/07/2015 07:09)
Efa kely sisa dia ho rava e ary i Rivo Rakotovao mihitsy no handrava an'ity fitondran'i Hery Rajaonarimampianina ity. Aza atao hoe miteniteny foana aho fa ho hitanareo ny tohiny... tohiny
rabaradaka ( 07/07/2015 07:03)
Fanindroany aho no nanoratra hoe "MITAONA NY VAHOAKA MALAGASY HIKOMY". Ny voalohany tamin'ny 28 desambra 2008, dia iny hitantsika iny ny fikomiana nataon'ny mponina Antananarivo nandrodana an-dRavalom... tohiny
tovorandria ( 06/07/2015 15:19)
tsy ny fahantran´ny vahôka no jerena fa ny ady seza sy ny fitiavana-tena sy fitiavam- bolan´ireo député ireo, ary misy tsy leo manongana mitsy koa satri efa zanaka panongana a, efa aretina raiki-... tohiny
endriny ( 23/06/2015 05:11)
Fa naninona no noroahin'Atoa Master ny zandary saika hanao fanadihadiana? Satria ny nahamay ny trano dia ilay labozia nanisana vola raha tapaka ny jiro noho ny delestazy... tsy vita ny fanisana ny vo... tohiny
rabaradaka ( 20/06/2015 06:30)
Saika tsy hiteny aho satria efa maro ny voalazako teto fa tsy aritro ity resaka iray ity. Nihodina ny vola tao amin'ny Assemblée nationale, nahazo efa ho 500 millions fmg ohatra i Jean Max Filohany. ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/06/2015 13:11
alainkeli ( 19/06/2015 08:41)
Ilaina ve ny fisian'ny miaramila eto Madagascar, toa lasa matanjaka-be daholo izay mpitondra fanajakàna mipetraka amin'ny PLACE, satria misy ireo miaramila miaro azy, izay tsy tafapetraka ami'ny toer... tohiny
tovorandria ( 11/06/2015 19:10)
interview tamin´ny panao gazety ny ampitson´ny nahatratrarana iny vola 2 baoritra iny: Naivo Raholdine: tena tsy fantatro mitsy ny fisian´io vola io(na d ol niara- nivory tao aza zareo) Avocat n´... tohiny
endriny ( 11/06/2015 15:01)
Satria tsy afaka mametraka ilay fitondrana fa izy aloha no ambony noho ny rehetra eto amin'ny firenena ka tokony tsy hisy atahorany. Fa raha mbola misy foana izay olona na vondron'olona atahoran'ny mp... tohiny
hery ( 09/06/2015 18:33)
Izao sisa no nihafaran'ilay resaka vola sy baoritra... Aleo ihomehezana fotsiny ny politika. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/f0b093f12784a264e2299992c55fb40f.jpg][img]http://forum.seras... tohiny
tovorandria ( 09/06/2015 15:30)
https://www.youtube.com/watch?v=_GtS3CZfv0U jereo hatramin´ny farany fa any akaikin´ny farany mantsy ilay tena porofo mivaingana, indrisy, tena mampalahelo ny vahoaka 22 tapitrisa miaina ao anaty... tohiny
bazylou ( 09/06/2015 04:33)
Nosamborin'ny polisy ny solom bavam bahoaka " lanto rakotomanga" mapar satria nahiahiana ho manana afera hoe. noterena amin'ny basy sy miaramila spesialy mihitsy ary nambanana basy izy. Nahitana v... tohiny
bazylou ( 08/06/2015 17:57)
vao tafiditra 3 sa 4 bolana fotsiny ry le8 dia io fa nihozongozona sahady ny sezan-drajao. Dia amin'izao ora anoratana eto izao koa dia hidina ny radi sy ny tv viva. efa miala any koa ny fitsipaham p... tohiny
tovorandria ( 06/06/2015 15:05)
https://www.youtube.com/watch?v=dPKn72YpwnQ henoy fotsiny d anjaratsika n mamakafaka, nisy zvt marina sasany reko tao(oh: fa nahoana n saika lasan´ny karana avokoa n ankabeazan´ny tany ao dago???(t... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.499