MIEMOTRA NY FIRENENA ARY DIA MIKOROSO FAHANA NY FIAINAM-BAHOAKA NOHO NY ATAON'NY MPITONDRA

1. rabaradaka ( 10/11/2015 06:37)
Tsy mahagaga tompokolahy, tsy mahagaga intsony tompokovavy raha miemotra ny Firenena malagasy izay efa tena latsaka an-katerena ny vahoaka madinika. Ny zavatra rehetra dia tsy maintsy mandalo controle amin'ingahy Rivo Rakotovao, eny fa na ny fanendrena staff any amin'ny ministera aza. Ohatra iray ity asehoko ity : ao amin'ny Ministeran'ny Serasrea dia olon'ny HVM avy amin'ingahy Rakotovao daholo ny staff ary ingahy Minisitry ny Serasera dia zara raha manana olona telo avy aminy ao anatin'ny Kabinetrany. Vokany, manindry an'ingahy Ministra ny staff indrindra fa ny Secrétaire Général satria sahy milaza izy ireo fa azy ny Ministera ary azy ny Fitondrana ankehitriny. Aiza moa tompoko no handeha ny asa, aiza moa no handroso ny firenena, aiza moa no hisy vokatra tsara ho entina hanafaka ny firenena amin'ny fahantrana ?? Izany fomba ratsy izany ve mba fantatry ny Filoha mamimbahoaka sady voafidim-bahoaka Hery Rajaonarimampianina ? Manginy fotsiny ny ataon'ny Ramatoa Voahangy Rajaonarimampianina izay sahy manala ann-kitsirano tsotra izao izay olona tsy tiany ao anaty staff ministériel ary dia manao didy janona be mihitsy mahakasika izany.
Manaitra ny sainao aho ry mpamakyy fa avela ho hatraiza izany zavatra mitranga mamoafady izany
2. rabaradaka ( 02/01/2016 07:21)
Six mois après l’abrogation de Monsieur Henry Rabary-Njaka en tant que Directeur du Cabinet de la Présidence de la République, la nouvelle nomination n’a pas encore eu lieu. Pourquoi ? Est-ce le style de « fatigué dès naissance » du Président ou autre chose ? A vrai dire, la Première Dame, Voahangy Rajaonarimampianina (une originaire d’Antakafatra) a pris des centaines de million à une personne dont elle lui a promis d’être le Directeur du Cabinet. Le Président quant à lui n’accepte pas le candidat proposé par la Première dame mais un(e) autre Candidat(e) encore très proche de lui. Et le résultat : la guère éclate au sein du milieu du Président et surtout au sein de son foyer. Maudite femme ! Sale femme !
Un astrologue m’a dit un jour que les astres qui entourent l’actuel Président sont défavorables pour diriger un pays. Il faut des gens comme Ravalomanana et Ratsiraka, qui ont été des astres forts et dominants ! Quelle croyance mon vieux !
Malgré cela, le pouvoir du M. Rajaonarimampianina n’est plus au bon point ! Le résultat des élections sénatoriales lui causera des ennuis car la communauté internationale (même elle est muette), ne tolère pas le mode des élections !
Hitako tany ho any ity dia nalaiko, izaho mantsy tsy mahay teny vazaha
3. calin.brandon ( 07/01/2016 06:26)
Mba omeo vaha-olana ary ry Rabaradaka a !
Ovaina aloha ny sandan'ny vola malagasy ary foanana ny MID.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7418