Politika
tovorandria
(
27/05/2015 13:00)
Raha mandinika ny zava- misy ankehitriny isika dia misy antoko politika iray ao amin´ny Assemblé nationale ao, dia izy ireo no mikendry ny hanongam- panjakana indray. Mino aho fa tsisy tsy mahafanta...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 30/05/2015 12:50
endriny
(
27/05/2015 12:15)
Tsy haiko na ny Depiote no tsy mahay lalana na ahoana.... Fa efa tamin'ny andron'i Zafy ange no nisy izany lalam-panorenana azo anonganana Filoham-pirenena eny amin'ny solombavam-bahoaka izany e... Di...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:34
rabaradaka
(
27/05/2015 08:46)
Baka ianareo ao amin'ny FB no maka ny adresiko saingy tsy afaka hanome aloha aho sady tsy hitako izay adiresy homeko aty ambanivohitra.
Misy coneiller spécial an'ingahy Rajaonarimampianina mitady iza...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/05/2015 16:08
rabaradaka
(
27/05/2015 08:38)
Ity tompoko ilay fanontaniana : iza no tianao, ny vahoaka malagasy 22 tapitrisa sa i Henri RabaryèNjaka sy Rivo Rakotovao ?
Misy antony lehibe io fanontaniana io ka ho anareo olona akaiky azy na maha...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 29/05/2015 12:35
laurie
(
26/05/2015 14:31)
Efa miharihary tahaka ny vay an-kandrina izao ny tsy fanarahan-dalàna ataon'ny fanjakana, manampy trotraka ihany koa ny "mauvaise foi" hanan'ireto mpanao politika ireto. Ao ireo tsy sahy mitonona ho ...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:30
endriny
(
26/05/2015 14:08)
Ela ny ela ka mba misaotra an'ity fanjakan-dRajao ity ny tenako.
Mba hitany ihany ny hoe tsy tokony alefa andevozin'ny olona any Arabia ny vehivavy Malagasy...
Mankasitraka e...
tohiny
nygasysoafifameno
(
18/05/2015 14:56)
MADAGASIKARA Manentana ary Mitandrina ny Kolontsaina, ny Haren-tsaina,
ny HaiFAMPIANARANA, ny HaiFANABEAZANA ho olom-pirenena,
ny HaiFANARENANA, ny HaiFITONDRANA ny Firenena
sy ny HaiRINDRAn’ny FAM...
tohiny
syxa
(
17/05/2015 19:01)
Nareo ve tsy leo an'ireto mpitondra malagasy tsy mahavita azy ireto e!andao mba hanao toy ny vahoaka Amerikànina,tsy mifidy malagasy intsony fa tsy maha vaha olana ny gasy nohon'ny fitadiavana vonin...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/05/2015 14:24
bazylou
(
16/05/2015 18:40)
vehivavy 5- lehilahy 5
Lalao ravalomanana
harilala ramanantsoa
lalatiana rakotondrazafy - free fm
lalatiana ravololomanana
veronique nicole rajerison
Andry ranaivo dit andry concept
hery rafalimanana...
tohiny
rabaradaka
(
16/05/2015 06:50)
Vaovao farany tiako ho ampitaina
1- Tsy ho ravana izany any Assemblée nationale satria tsy hanaiky ny Communauté Internationale fa nisy volabe an-dry zareo tafiditra ao ary azo itarafana koa ny volo...
tohiny
novalian'i bazylou ny 16/05/2015 18:28
rabaradaka
(
16/05/2015 06:39)
Efa niteny an'ity teto aho fa vazaha ity maneho azy ity dia nindramiko ilay izy
"De sources sures et concordantes, le gouvernement américain a refusé catégoriquement la candidature de Henri Rabary-...
tohiny
novalian'i hery ny 27/05/2015 09:09
rabaradaka
(
14/05/2015 07:03)
Misavoritaka ny tanàna, iza no henoina Ravalo sa i Hery ? Raha ny toejavamisy aloha dia amin'izao fotoana anoratako izao no tena marefo indrindra ny herin'ny mpitondra satria sosotra tena sosotra ny ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 16/05/2015 06:42
ravatorano
(
08/05/2015 06:40)
raha ny vaovao reko alina dia nametram-pialana tsy ho PDS an'Antananarivo renivohitra intsony Ingahy Ny Hasina Andriamanjato ! ny antony reko dia hoe mba hahafahany miteny sy miresaka bebe kokoa momba...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 15/05/2015 07:31
bazylou
(
06/05/2015 18:07)
i rajao sy le8 izao no mtondra ny firenena. Indrisy ry biby manana loha roa......................
beurrrk...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 08/05/2015 06:32
bazylou
(
05/05/2015 18:16)
ny fatoran'dravalomanana..... izay no nolazainy teny ivato....
dia aleo hohita eo fa nampiditra amboadia ao am bala i rajao kooo.
beeuurrk...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 08/05/2015 06:34
bazylou
(
05/05/2015 17:59)
i colas, bouygues ary ADP ( aeroport de paris) no nahazo ny orinasa Adema sy ny aeroportn'ny ivato ary nosy be..........
Veloma ry saidomara fa vita ny tantara.......
beuurrk...
tohiny
bazylou
(
04/05/2015 17:30)
satria lasa vavany fotsiny ry deba , le8 ary ry rajao. Fandravana fanjakana no teny fa tsy fampihavanana ary fizitin'i deba sy le8 no tao.
Aiza ry baina no misy hoe hihavana nefa mandoa 200 000ar isan...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/05/2015 18:00
rabaradaka
(
04/05/2015 11:18)
Feno miaramila any anaty ministères ary mitazona rôle de hauts fonctionnaires de l'Etat : Directeur (DAF, DSI, ...), DG . Fa maninona no fenoina miaramila ny ministera ? Fa maninona ?...
tohiny
rabaradaka
(
04/05/2015 11:13)
Tsy maintsy miala i Rivo Rakotovao sy Madame Bébé fa dia izy mianakavy izay sady kentrina no tsy mahay raha no ao
...
tohiny
