adin´ireo samy député

1. tovorandria ( 30/05/2015 20:37)
jereo ao amin´ny youtube ity:´´LE JITE 27 MAI 2015´´ ts vôtery mijery ny vao2 iray manontolo ianareo fa manomboka eo amin´ny 8mn aveo ndray 49mn ny famerenana
novalian'i saho ny 06/06/2015 13:17
2. hery ( 30/05/2015 21:27)
Tonga dia apetraho ilay lien fa vao hitady indray ve
3. tovorandria ( 31/05/2015 09:43)
ity ilay izy.
https://www.youtube.com/watch?v=ygbEI_g5Pg0
4. saho ( 31/05/2015 18:04)
Izao ny parlamenta tsy manana qualité resaka fifanajana na tsy lalana na loi mifehy

Ilaina maika ny fampifehezana eo lalana misy ary hampahafantarana izany izay miasa députés izany manao finianana rehefa izany hoe olompirenena izany

Rehefa tsy mifanaraka dia asiana security na vatandehilahy miaro ny fifanarahan ny be sy ny maro, ireo mpamadika sy hita miharihary fa mila ady sns....dia roahina ary omena lalana mivoaka ary any fitsarana no sahaza azy

Mila mianatra a b d daholo ny fijery azy ireo indrindra fa ohatran ireny miady antsena ireny, tsy sahaza ho olompirenena, ny vava avoaka lanjanlanjaina, ny fifanajana ilaina, ohatrany bordel be...

Raha tsiss ny lalana na justice mifehy na iza na iza, dia tsiss zavamahasoa vita ary tanjona iraisana ny politika miaro vahoaka dia ny toekarena sy politika miala ny fahantrana sns...

Aiza ny mpanaramaso mahaleo tena na ny neutre olompirenena afaka miaraka miasa amin ny fahaizana lalana na justice ao Tsimbazaza...

Eo ambany lalana na justice dia mitovy daholo ny olompirenena na president na iza na iza

Mahereza daholo

tovorandria:

ity ilay izy.
https://www.youtube.com/watch?v=ygbEI_g5Pg0
5. tovorandria ( 01/06/2015 08:51)
ozy mamanay zay oe:´´otrin´ny alika miady an-tsena´´

marina fa misy ny manitsakitsaka ny lalam-panorenana, anisan´ny devoirn´ny député ihany koa ny micontrôle ny executive(ao anatin´zany ny filoha), kanefa ny fanonganana izany tsy dia hitako hoe vahaolana fa vao maika mitondra ny firenena any amin´ny kizo
6. saho ( 06/06/2015 13:17)
Voafehin ny lalana daholo ny fisehoanjavatra mihoapefy rehetra na aiza na aiza

Afaka harovana anaty lalana misy eo toerana iray ny momba izany, rehefa mihoapefy na iza na iza

Ny faharetan ny fifidianana olona hafa fotsiny no samy manana ny lalany na aiza na aiza

Raha efa tsapa fa mihoapefy ny olompirenena na iza na iza ka mandika lalana dia soloina amin ny alalan ny parlamenta sns...kanefa amin ny tany mandroso, vitsy ny tratran io mihoapefy io satria mahafantatra ny finihiniana nataony sy ny rehetra momba izany

Fa amin ny repoblika bananiere, mihoapefy ny akabeazany, ary ny antony dia resaka vola foana, tia vola, voavidimbola sns...mpanafina vola any Banky suisse sns...mpanabaka ny vahoakany sy mitsetsitra azy manokana

Vahaolana, fehezin ny lalana ary atao fantantry ny be sy ny maro koa ny farafaharatsiny hoe hatraiza ny lalana misy izany mihoapefy izany, atao hita amin ny hay amanjery sns...izay efa fotoanan ny tsiss miafina intsony ankehitriny, fa mibaribary sns...

Ohatra raisiko, ny resaka FIFA na fikambanana baolina iraisampirenena erantany, tao dia nisy olona be dia be seho ireo voalazako ireo, ary efa naharitra ela be , ampolotaona, le kolikoly nisy, voarohirohy daholo izao ny tompon andrraikitra, noho ny fiparitahana aingana dia aingana ny tantara kolikoly, hay amanjery, sy internet sns....efa eo ampelatanan ny tompon andraikitra ny raharaha....

Izay le fohy lalana, miditra makarakara, dia mivoaka kilaodaoka sns...

Misy foana ny vahaolana rehefa misy fitsipika sy fifehezana ara dalana na aiza na aiza, rehefa mankatoa izany daholo ny tsirairay....

Wenn auf der Erde die Liebe herrschte, wären alle Gesetze entbehrlich. Aristoteles (384-322 v. Chr.)
Si il y avait de l'amour sur la Terre, toutes les lois ne seraient pas nécessaires. Aristote (384-322 av. JC.)
If there was the love on Earth, all the laws would be unnecessary. Aristotle (384-322. BC.)
Raha toa ka nanjaka ny fitiavana eto an-tany, ny lalàna rehetra ho tsy ilaina. Aristote (384-322. Talohan'i JK.)
— reading Philosophy language bevor Christ.

tovorandria:

ozy mamanay zay oe:´´otrin´ny alika miady an-tsena´´

marina fa misy ny manitsakitsaka ny lalam-panorenana, anisan´ny devoirn´ny député ihany koa ny micontrôle ny executive(ao anatin´zany ny filoha), kanefa ny fanonganana izany tsy dia hitako hoe vahaolana fa vao maika mitondra ny firenena any amin´ny kizo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.08