Tsy mpaminany akory i Rabaradaka

1. rabaradaka ( 27/05/2015 08:46)
Baka ianareo ao amin'ny FB no maka ny adresiko saingy tsy afaka hanome aloha aho sady tsy hitako izay adiresy homeko aty ambanivohitra.
Misy coneiller spécial an'ingahy Rajaonarimampianina mitady izay fomba hiresahana amiko saingy mety ho aty amin'ny toerana fiompiako trondro ve izy ?
Misy mpanao politika maro mitady ny hihaona amiko saingy tsy mazoto aho.
Sao heverin-dry zavreo fa Voyant na ireny mpaminany sandoka na ireny mpamita-bahoaka toa an-dry Monsieur Aina sy Noella vadiny eny Itaosy aza aho na toa an-dry Madame Sitraka izay tena mpampiesona vahoaka amin'ny alalan'ity magie na filazana ho mpahita ity.
Tsia, olon-tsotra fotsiny i Rabaradaka ary olona toa ny olona rehetra saingy nianatra manokana ny hairaha politika sy ny kolotsain'ny mpitantana firenena.
Ilay nilazako teto hoe tsy mahadila ny volana mey dia hisy empechement ho an'ny Filoha hajaina Hery no nahatonga ny maro nikoropaka.
Araho izay soratako e !
Izay aloha fa mbola maika hamahana omby e !
novalian'i rhaj0 ny 27/05/2015 16:08
2. zama91 ( 27/05/2015 10:51)

rabaradaka:

ho vita ihany izany rajao mianakavy raha izao no mitohy ry rabaradaka ,dia ahoana ny manaraka fa liana izahay ,rehefa voakarakara tsara ny fiompin 'ise aza adino ny milaza vaovao eto e
3. rhaj0 ( 27/05/2015 16:08)
Ka ahoana azany e... iza ary ry Rabaradaka no ho filoha manaraka eo... i Ra8 ? sa ny iray @ ireo (nanohana ny) fanongam-panjakana ? (edgard sa hajo sa camille sa iza...) Sa i Ravelonarivo ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1374