Politika

tovorandria ( 06/06/2015 15:05)
https://www.youtube.com/watch?v=dPKn72YpwnQ henoy fotsiny d anjaratsika n mamakafaka, nisy zvt marina sasany reko tao(oh: fa nahoana n saika lasan´ny karana avokoa n ankabeazan´ny tany ao dago???(t... tohiny
tovorandria ( 30/05/2015 20:37)
jereo ao amin´ny youtube ity:´´LE JITE 27 MAI 2015´´ ts vôtery mijery ny vao2 iray manontolo ianareo fa manomboka eo amin´ny 8mn aveo ndray 49mn ny famerenana... tohiny
novalian'i saho ny 06/06/2015 13:17
rabaradaka ( 29/05/2015 12:29)
Bedy i Rivo Mainty ry reto a ! Nisy olona maromaro niangavy sy nitalaho taminy mihitsy mba tsy hiteniteny mihitsy fa mihasarotra ny toe-draharaha ! Dia io izy midongy toa buldog tsy miteny io ! Aza h... tohiny
Noue ( 27/05/2015 19:43)
Les députés malgaches ont voté à une très large majorité mardi soir la destitution du président Hery Rajaonarimampianina, moins de dix-huit mois après son élection, au risque de replonger la ... tohiny
novalian'i zama91 ny 29/05/2015 09:14
tovorandria ( 27/05/2015 13:00)
Raha mandinika ny zava- misy ankehitriny isika dia misy antoko politika iray ao amin´ny Assemblé nationale ao, dia izy ireo no mikendry ny hanongam- panjakana indray. Mino aho fa tsisy tsy mahafanta... tohiny
endriny ( 27/05/2015 12:15)
Tsy haiko na ny Depiote no tsy mahay lalana na ahoana.... Fa efa tamin'ny andron'i Zafy ange no nisy izany lalam-panorenana azo anonganana Filoham-pirenena eny amin'ny solombavam-bahoaka izany e... Di... tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:34
rabaradaka ( 27/05/2015 08:46)
Baka ianareo ao amin'ny FB no maka ny adresiko saingy tsy afaka hanome aloha aho sady tsy hitako izay adiresy homeko aty ambanivohitra. Misy coneiller spécial an'ingahy Rajaonarimampianina mitady iza... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/05/2015 16:08
rabaradaka ( 27/05/2015 08:38)
Ity tompoko ilay fanontaniana : iza no tianao, ny vahoaka malagasy 22 tapitrisa sa i Henri RabaryèNjaka sy Rivo Rakotovao ? Misy antony lehibe io fanontaniana io ka ho anareo olona akaiky azy na maha... tohiny
laurie ( 26/05/2015 14:31)
Efa miharihary tahaka ny vay an-kandrina izao ny tsy fanarahan-dalàna ataon'ny fanjakana, manampy trotraka ihany koa ny "mauvaise foi" hanan'ireto mpanao politika ireto. Ao ireo tsy sahy mitonona ho ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:30
endriny ( 26/05/2015 14:08)
Ela ny ela ka mba misaotra an'ity fanjakan-dRajao ity ny tenako. Mba hitany ihany ny hoe tsy tokony alefa andevozin'ny olona any Arabia ny vehivavy Malagasy... Mankasitraka e... tohiny
nygasysoafifameno ( 18/05/2015 14:56)
MADAGASIKARA Manentana ary Mitandrina ny Kolontsaina, ny Haren-tsaina, ny HaiFAMPIANARANA, ny HaiFANABEAZANA ho olom-pirenena, ny HaiFANARENANA, ny HaiFITONDRANA ny Firenena sy ny HaiRINDRAn’ny FAM... tohiny
syxa ( 17/05/2015 19:01)
Nareo ve tsy leo an'ireto mpitondra malagasy tsy mahavita azy ireto e!andao mba hanao toy ny vahoaka Amerikànina,tsy mifidy malagasy intsony fa tsy maha vaha olana ny gasy nohon'ny fitadiavana vonin... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/05/2015 14:24
bazylou ( 16/05/2015 18:40)
vehivavy 5- lehilahy 5 Lalao ravalomanana harilala ramanantsoa lalatiana rakotondrazafy - free fm lalatiana ravololomanana veronique nicole rajerison Andry ranaivo dit andry concept hery rafalimanana... tohiny
rabaradaka ( 16/05/2015 06:50)
Vaovao farany tiako ho ampitaina 1- Tsy ho ravana izany any Assemblée nationale satria tsy hanaiky ny Communauté Internationale fa nisy volabe an-dry zareo tafiditra ao ary azo itarafana koa ny volo... tohiny
novalian'i bazylou ny 16/05/2015 18:28
rabaradaka ( 16/05/2015 06:39)
Efa niteny an'ity teto aho fa vazaha ity maneho azy ity dia nindramiko ilay izy "De sources sures et concordantes, le gouvernement américain a refusé catégoriquement la candidature de Henri Rabary-... tohiny
novalian'i hery ny 27/05/2015 09:09
rabaradaka ( 14/05/2015 07:03)
Misavoritaka ny tanàna, iza no henoina Ravalo sa i Hery ? Raha ny toejavamisy aloha dia amin'izao fotoana anoratako izao no tena marefo indrindra ny herin'ny mpitondra satria sosotra tena sosotra ny ... tohiny
ravatorano ( 08/05/2015 06:40)
raha ny vaovao reko alina dia nametram-pialana tsy ho PDS an'Antananarivo renivohitra intsony Ingahy Ny Hasina Andriamanjato ! ny antony reko dia hoe mba hahafahany miteny sy miresaka bebe kokoa momba... tohiny
bazylou ( 06/05/2015 18:07)
i rajao sy le8 izao no mtondra ny firenena. Indrisy ry biby manana loha roa...................... beurrrk... tohiny
bazylou ( 05/05/2015 18:25)
resaka bizna fotsiny ny politika eto an tanana eto. fa na dia izany aza dia hita mazava tsara hoe iza no miarak aamin'iza dia iza no te hambotry an iza. i rajao sy le8 izao efa miaraka dia i deba koa ... tohiny
bazylou ( 05/05/2015 18:16)
ny fatoran'dravalomanana..... izay no nolazainy teny ivato.... dia aleo hohita eo fa nampiditra amboadia ao am bala i rajao kooo. beeuurrk... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9938