mihevitra ny gasy ho kentrina mintsy ireo panao pôlitika ireo

1. tovorandria ( 11/06/2015 19:10)
interview tamin´ny panao gazety ny ampitson´ny nahatratrarana iny vola 2 baoritra iny:

Naivo Raholdine: tena tsy fantatro mitsy ny fisian´io vola io(na d ol niara- nivory tao aza zareo)
Avocat n´i Lanto:io vola io d saika ho averina amin´ny kandida mapar saika nilatsaka ho fidiana

jereo amzany oe tena mba inn lôtra re n fiheveran´ny panao politika ny vahoaka malagasy e???

mbola manantena aho fa ny vahoaka malagasy indray andro any no hitambatra haneho ny heriny contre an´ireo olona fetsi2 ratsy ireo.
2. calin.brandon ( 07/01/2016 06:36)
Ka ilay malagasy mihitsy no Tena Gasy Vendrana ka.
Tsy takatry ny sainy hatrany am-boalohany fa ny frantsay no nahalany Maire an'i Andry Rajoelina. Tsy fantany fa hiverina ho zanatany isika. Tsy fantany fa tsy maintsy ho atao sorona ny Tena Gasy Vendrana ny 7 Février mba hahafahana manatanteraka ny tarigetran'ny frantsay. Tsy takatry ny sainy fa nandroba ny firenena no nataon'ny mpanongam-panjakana nanomboka ny 2009 hatramin'izao.
Tsy mahagaga raha izay vola roa baoritra no mba hita tao anatin'ny fiaran'i Lanto Rakotomavo. Ampahafirin''ny efa lasan-dry zareo hatramin'ny 2009 io e ?

Fa ilay gasy hoy aho no kentrina mbola nifidy an-dry zalahy ihany e ! Aleo hihinana ny tsy fihinany eo. Loza notadiavina hatramin'ny 2009 ny azy.

Miandrasa fifidianana e ! Dia mahaiza mifidy amin'ny manaraka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6518