Raha mbola misy olona atahoran'io fitondrana io foana eto amin'ny tany sy ny fanjakana dia hirodana ho azy io

1. endriny ( 11/06/2015 15:01)
Satria tsy afaka mametraka ilay fitondrana fa izy aloha no ambony noho ny rehetra eto amin'ny firenena ka tokony tsy hisy atahorany. Fa raha mbola misy foana izay olona na vondron'olona atahoran'ny mpitondra izay, dia mora ny manozongozona azy.

Dia ny mpandraharaha Malagasy voaroiroy izany no nahazo fangiazana, fa ahoana ireo karana 4?

Dia ahoana ny fiandrianam-pirenena raha toa ka ny vahiny hatrany no atahorana?

Eo ianao Rajao fa lasa izao raha izao no zava-misy

Marina fa ny olona tsy anaraka ireo mitady korontana (moa tsy efa zava-nisy ve izany tamin'ny taona 2009), saingy adino ilay hoe: "rano iray siny tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka"
répondu par rabaradaka le 20/06/2015 06:47
2. rhaj0 ( 11/06/2015 16:57)
Raha ny fahitako azy, dia ilay 40 millions de dollars tatsy @ propagandy no fototry ny olana rehetra.

Eraky ny gazety dia efa hoe 40 millions de dollars ny vatsin-dRajao. Efa hoe koa hoe, na ny biodze-n'i Sarkozy azany ampaha-dimin'izany. Dia na i Rajao azany TSY nandA hoe, manana izany 40 millions de dollars izany izy, fa ny navaliny dia hoe, izaho TSY hiteny hoe avy aiza ny vola.

Dia ganga ve ianao ry namana raha amen-dRajao takalony kosany ilay nanome ilay 40 millions de dollars ???

Firy millions de Franc francais koa ireny ny volan'i TGV ? dia ganga ve ianao ry namana raha ny cadre rehetra ao Dago ao toa menasofina daholo ??? ankoatry ny bizina mafilotra rehetra ao ???


Ka ny ahy dia averiko foana eee... raha mbola i Ra8 no mi-representer ny hoe, gasy miaro ny gasy na/sy gasy mi-investir @ gasy, dia mbola maka Ra8 aho... F'nareo moa raha mbola tia Rajao-millions-de-dollars, na koa TGV-millions-de-francs-francais... dia ao nareo izany eee....

3. tovorandria ( 11/06/2015 18:41)
za mitovy hevitra amin´i rhaj0, ny TGV manangon- karena ho azy ary koa mitsinjo ny tombotsoan´ny frantsay d refa mahazo izy d ao frantsa avy eo no manori- ponenana, toy izany koa rajao, haka ny azy izy d refa mahazo izay ilainy d hitsoaka any amerique(canada angamba)
ny an´ny ra8: eto ihany izy n manangon- karena d hitam- poko itam-pirenena eto izay ananany fa ny mampiavaka azy fotsiny d izy manome asa n vahoaka ary sarotiny kokoa amin´ny tanindrazany, ny an´iretsy 2 iretsy nefa contraire amzany: ny azy amidiny amin´ny karana ny tany malagasy avy eo n karana n ôtran´ny tompony fa tsy n gasy.
ny vahoaka malagasy d mampalahelo, tena mahantra eo an- taniny.
4. endriny ( 18/06/2015 14:51)
Mamono biby tsy mahafaty hoy ny Ntaolo... Ary notaiza zana-boay... Hay zana-poza kay ka
5. rabaradaka ( 20/06/2015 06:47)
Tsotra io olana io : tsy manana hazon-damosina ny Filoha Hery, hany ka na ny manodidina azy aza tsy voafehiny indrindra fa ity Voahangy vadiny izay tena rangory fototry ny afo amin'ny fihozongozonan'ny fitondrana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7674