Mitaona ny vahoaka malagasy

1. rabaradaka ( 07/07/2015 07:03)
Fanindroany aho no nanoratra hoe "MITAONA NY VAHOAKA MALAGASY HIKOMY".
Ny voalohany tamin'ny 28 desambra 2008, dia iny hitantsika iny ny fikomiana nataon'ny mponina Antananarivo nandrodana an-dRavalomanana.
Hita fa efa tena loza noho ny tamin'ny andron-dRavalomanana ny zavatra iainan'ny vahoaka ankehitriny, noho izany MITAONA NY VAHOAKA MALAGASY HIKOMY
2. rabaradaka ( 17/07/2015 06:47)

Tsy izao olona jiolahim-boto izao kosa no hitondra ny firenena e
3. Piltox ( 16/10/2015 12:41)
aza mitsara fa mbola ho tsaraina
4. rabaradaka ( 10/11/2015 06:24)
Ny zavatra rehetra dia tsy maintsy mandalo controle amin'ingahy Rivo Rakotovao, eny fa na ny fanendrena staff any amin'ny ministera aza. Ohatra iray ity asehoko ity : ao amin'ny Ministeran'ny Serasrea dia olon'ny HVM avy amin'ingahy Rakotovao daholo ny staff ary ingahy Minisitry ny Serasera dia zara raha manana olona telo avy aminy ao anatin'ny Kabinetrany. Vokany, manindry an'ingahy Ministra ny staff indrindra fa ny Secrétaire Général. Aiza moa tompoko no handeha nyb asa, aiza moa no handroso ny firenena, aiza moa no hisy vokatra tsara ho entina hanafaka ny firenena amin'ny fahantrana ?? Izany fomba ratsy izany ve mba fantatry ny Filoha mamimbahoaka sady voafidim-bahoaka Hery Rajaonarimampianina ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2828