mety hanampy antsika bebe kokoa hahalalana ny zava- misy

1. tovorandria ( 06/06/2015 15:05)
https://www.youtube.com/watch?v=dPKn72YpwnQ

henoy fotsiny d anjaratsika n mamakafaka, nisy zvt marina sasany reko tao(oh: fa nahoana n saika lasan´ny karana avokoa n ankabeazan´ny tany ao dago???(tsy resaka vola lôtra n tiko lazaina eto fa kosa le autorisation hahazoany manao izay tiany atao); sy ny resaka vola maloto tao amin´ny Assemblé Nationale??? ka anjarantsika ny mihaino sy mamakafaka satria misy ihany ko nefa zvt sasany mety oe tsy mitombina na diso voalazany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.141