Vola izany leretsy

1. rabaradaka ( 20/06/2015 06:30)
Saika tsy hiteny aho satria efa maro ny voalazako teto fa tsy aritro ity resaka iray ity.
Nihodina ny vola tao amin'ny Assemblée nationale, nahazo efa ho 500 millions fmg ohatra i Jean Max Filohany. Efa niaraha-nanaiky fa harodana i Hery Rajaonarimampianina fa nivadika i Jean Eric Rakotoarisoa, vola be tena vola be no azony.
Mizara vola etsy sy eroa ry Rivo sy Bary-Njaka ary ry Attalah hampandamoaka an'io crise io saingy raisin'ny olona ny vola fa ny ataony ihany no hataony.
Milaza ny miaramila (sasany) fa hirotsaka an-tsehatra ary handray fitondrana hanomanana ny Fifidianan Filoha, saingy miparitaka any koa ny vola.
Ho aiza ihany isika ity e ? Ny adalan'ny mpitondra ve no hampilentika ny firenena ?
répondu par rhaj0 le 20/06/2015 13:11
2. rhaj0 ( 20/06/2015 13:11)
Ka izay izany ilay hoe, Rajao-40-millions-de-dollars t@ propagande ? Tsy nampiasainy daholo ny vola t@ propagandy fa nitsinjovany vody andro merika, ka dia io hita io mbola ilaina tsara io anamafisana ny seza. Mahay manao biodze kosany ny ekisipera kaontabila kouh...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3895