Politika

rabaradaka ( 25/04/2016 08:33)
loza iray, loza folo, fa tratra i Claudine fa azy ilay milina (machine) fanaovana vola sandoka. Fa rehefa tratra izy dia ny vadin'ny Filoha hajaina Hery Rajaonarimampianina mihitsy no miaro azy. Hatao... tohiny
novalian'i theomanja ny 22/06/2016 05:54
rhaj0 ( 20/04/2016 11:17)
https://offshoreleaks.icij.org/search?country=MA&q=&ppl=on&ent=on&adr=on Alibhay Djouma Goulamhoussen Taj Mahal, 15 rue Mahafaka Tsaralalana, Tananarive 101 Mr. Ylias Akbaraly Lot iiK 36 1, Soavimas... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/05/2016 13:39
rabaradaka ( 19/04/2016 09:41)
Io Olivier Solondrasana MAHAFALY io no olona azon'i Hery sy Voahangy antoka tsara fa hanaiky izay ampanaoviny. Fantaro ohatry ny paosiko io olona io hatreny amin'ny ENAM ka fony izy mbola Directeur ta... tohiny
novalian'i endriny ny 29/04/2016 04:32
endriny ( 18/04/2016 05:07)
Salama daholo aloha, Niova izany iny ny goveronemanta, dia mba nampiseho ny mombamomba ilay Piraiminisitra vaovao. Dia miala any ny tsikera mahery vaika hoe: "Efa lany olomanga mihintsy I Gasikara k... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/04/2016 13:27
papotsy ( 12/04/2016 06:01)
lu d0l. a0n reto n ten fika masisu ret mpitundr tsik reto a. n fahtanrw v ts we r zala ian n mamurn blém mb hampahatr atsik? ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/04/2016 17:19
tovorandria ( 09/04/2016 16:57)
ho antsika rehetra: inona atreto no mba zava-bitan´ity fitondrana hery rajao ity? ny zava-misy hitako sy reko aloha hatreto d mihasahirana sy miha-mijaly mafy ny vahôka e, mitombo andro aman´alina... tohiny
endriny ( 29/03/2016 14:52)
Na dia ezahina kosehina eo amin'ny tantara aza, ary na ezahina fafana eo imason'ny Malagasy ankehitrio, dia tsy menatra aho ny mahatsiaro ireo Malagasy Ray aman-dReny, Tantsaha sy Olomanga nampiara-di... tohiny
tovorandria ( 24/03/2016 20:00)
nilaza ampahibemaso ny embassadeur frantsay fa an´i frantsa ny îles éparse, d taitra ny gasy d aveo tonga niresaka tamin´i attalah béatrice tonga teny amin´ny biraony mitsy ny ministre d´outre ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/03/2016 14:54
rabaradaka ( 24/03/2016 07:33)
Dia gaga ny rehetra mahita ny fihetsiketsehana ataon'ingahy Rivo RAKOTOVAO izay mametraka ny tenany ho Praiministra mihitsy na ao anaty fivoriana aza. Ny Ministera tantanany anefa no tena tsy mahavoa ... tohiny
endriny ( 15/03/2016 05:30)
Tsy nisy gazety moa sahy nanontany azy an'io hatramin'izay... Fa izaho izany no mba mandefa heritreritra eto e... Ny fahitako azy dia iray amin'ny mety voasaringotra amin'ilay afera any Singapour iz... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/03/2016 13:59
endriny ( 04/03/2016 06:57)
Diso misetrasetra loatra ny zanany lahy, ary tena miasa ohatran'ny mafia mihintsy. Dia alainy daholo izay toerana henony hoe misy vato na volamena. Tsy vitan'ny hoe alainy fotsiny moa fa vonoiny mihin... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2016 07:14
endriny ( 02/03/2016 09:50)
Ny Filoha Kaomorianina indray no sahy miteny am-pahibemaso ny tokony hamerenana ny Iles Eparses ho an'i Madagasikara... Ny Colas tsy manana permis environnemental kanefa afaka mitrandrka sy manondran... tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2016 04:53
RUZ9 ( 29/02/2016 09:03)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
novalian'i endriny ny 02/03/2016 09:52
RUZ9 ( 29/02/2016 09:03)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay. Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk... tohiny
rabaradaka ( 24/02/2016 05:45)
Saika tsy hanoratra ihany aho saingy nenjehin'ny eritreritro aho hoe sao tokony hiteny ihany dia nanapaka hevitra aho hoe hilaza izay fantatro mikasika ny raharaha Rasendrahasina Lala, izay hifonako s... tohiny
endriny ( 10/02/2016 05:24)
Hihihihi Raha tsy mahaala ireo mpivarotra amoron-dalana ireo amin'ny fotoana voafetra i Neny dia soloina PDS, satria manalabaraka amin'ny fivorian'ny francophonie... Fa ny olona rehetra dia tokony h... tohiny
rabaradaka ( 22/01/2016 09:45)
Mahagaga mihitsy isika malagasy ireto, raha sendra zavatra iray ka hampandroso dia maika ery isika hitsikera izany, fa raha zavatra efa hita fa mikoroso fahana dia tsy mampihontsina antsika. Iza no ts... tohiny
RUZ9 ( 07/01/2016 08:41)
Efa nosaininao ve ny hoe ianao mihitsy no hanitsy na hanova ny article tsirairay ao amin'ny lalampanorenana ? Andramo eto,[url=http://constitutionfantome.e-monsite.com] tsindrio ity rohy ity[/url] Tsy... tohiny
RUZ9 ( 09/12/2015 13:38)
Vonona ny hitaky an' Iles Eparses tokoa ve ireo mpanao politika mitarika an'izany min'izao fotoana izao ? Ruz9 aloha tsy mino, Raha hanaiky ary ny frantsay ka homeny avy hatrany ireo, ho faly ve ireo ... tohiny
rhaj0 ( 08/12/2015 16:47)
[i]Regardez-mouah... sinon je casse votre... ecran, franchement.. [/i] :-) https://www.facebook.com/100008858733842/videos/1382259415412670/... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.7439