na ny depiote ko aza dia manampy ny vahoaka hatrany mba hijaly sy hikoroso fahana

1. tovorandria ( 05/06/2016 14:55)
efa be ny zava-bitan´ireo depiote ireo izay mbola mila fitsarana manokana daholo, kanefa hodian´ny fitondrana tsy hita izany nohon´ny fiarovany ny sezany.
midika izany fa tsy rajao sy namany ihany no fototr´izao fijaliana sy fanhantrana mianjady amin´ny gasy izao fa ireo depiote ireo no manampy trotraka iany koa mba hamonoana ny gasy mitovy aminy.
Ny firenena mikorosofahana. Be dia be ny fanadihadiana tokony hiandraiketany , kanefa hay moa ilay hiandraikitra an'izany koa ao anatiny mila fanadihadiana.

Dia hoy ianao hoe : Fa iza no hanadihady an'ireo? Sahala amin'ny hoe : olona voampanga ihany no manao enquete ny tenany dia izy ihany no mamoaka ny didiny. Ny didy avoakany dia voaheloka izy hahazo boritra sy malety

nefa aiza daholo izao no tohin´ny afera lanto rakotomanga, mara niarisy, sy le depiote nahatratrarana rongony amam-polony tao anaty fiarany????
adala izay mbola miteny fa fanjakana misy mpitondra i madagasikara ary adaka ihany koa izay mbola sahy miteny hoe misy demokrasia ao.
2. endriny ( 15/06/2016 04:31)
Tsy hoe adala izay miteny fa misy demokrasy eto Madagasikara, fa mila ranondranony kely izy mba andemana ny traotraokany fa maina ny tany e...
3. theomanja ( 22/06/2016 06:01)
Tena misy mpitondra ny firenena..ary mamely ho azy koa izy.... fa ireto olo tokony hanao ny asa ny dia tsy manao ary tsy te-halala mihitsy satria fa azony ny anjarany dia mangina izy...fa tadidio fa ny politika ny gasy dia ny seza sy ny tenany ary ny Kibony ihany... fa izy tsy miheritreritra izany vahoaka malagasy maro anisa zany...
4. Tovorandria ( 22/06/2016 19:25)
Ny mahavarina d dedaka sy lavalela daôly izy mianakavy aloan ny fifidianana oe hanampy sy hiaro ny tombotsoam vahôka nefa ny mifanohitra @ zany daôly no afitsony.mivarotra tanindrazana, kolikoly, mangalatr omby, afera maizina maita ze mitondra vola @ bôritra @ andro alina.D gaga tokoa enao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3321